Mandefa mail rehefa misy mamaly

1. fraz ( 29/06/2006 10:48)
Misy fanaovana an'izay moa eto amin'ny Forum ? Hoe mahazo mail rehefa misy mamaly ?
novalian'i hery ny 29/06/2006 20:20
2. cutie ( 29/06/2006 10:58)
toa any @hafatra koa,fa tsy forum:P
3. Fiffi ( 29/06/2006 12:04)
heu...mahazo mail rehefa misy mamaly ? @ hafatra ve sa..?
4. fraz ( 29/06/2006 12:37)
Ny venti-kevitra iray eto amin'ny Forum tiako hahazo mail aho isaky ny misy tsiri-kevitra miposaka ohatra :)
5. cutie ( 29/06/2006 12:39)
tsy haiko ndray zany :roll:
6. hery ( 29/06/2006 20:20)
Tsia, tsy nasiana.
Tamin'ny voalohany nisy ihany fa rehefa avy eo nisy nimenomenona hoe hafatra efa ela be tany mbola mahazo hafatra ihany izy :-) dia natoro tsara hoe azo desactiver-na sns... fa e e e. Sady nitobaka be ny mail (jereo am'zao habetsaky ny mpamaly zao fotsiny) :-)

Tsy mbola noeritreretina ny hamerenana azy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3368