Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i soasoafy, milahatra araka ny daty
soasoafy ( 19/07/2007 14:53)
lalàna momba ny asa
mba hanontany mikasika ny lalàna momba ny asa,samy hafa ve ny droit de licenciement sy ny droit de préavis? azonareo izay mahafantatra mba omena ve ny barème : ohatra raha olona niasa nandritra ny ... tohiny
novalian'i ds ny 21/07/2007 01:07
soasoafy ( 25/05/2007 06:56)
tokony hiezaka ho tonga saina sika Malagasy e
Manahoana daholo e! rehefa nandinika aho de ohatra ny tsy ho tafita mihitsy ty Gasikarantsika ty raha tsy ny toetsaitsika rehetra mihitsy no miova.Tia tena sy somary misy fialonana eo amintsika gasy h... tohiny
novalian'i Jeankely ny 01/06/2007 02:49
soasoafy ( 25/04/2007 08:35)
fanaovana mortadelle
Mba nanandrana nanao mortadelle za ry reto fa tena tsy nety le izy a,vao nampidirina tao anaty fonony (boyau synthetique ) le zanatra rehetra nafangaro de nahafinaritra b ny nijery azy fa ohatra ny te... tohiny
soasoafy ( 26/09/2006 12:27)
kiste- fibromme
Inona no mety mahatonga ny kiste sy ny fibromme? Misy milaza fa ny tsy fanaovana firaisana no mahatonga azy,mitombona ve izany? Nefa maninona no misy ireo olona manambady ara-dalàna tratran'io areti... tohiny
soasoafy ( 03/08/2006 10:15)
tahotra-henatra
inona no maha-samihafa ny ol sarotahotra sy sarokenatra ary inona no itovizany ?... tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 11:13
soasoafy ( 28/07/2006 13:16)
Spectacle NJILA
Aty Majunga aho zao nefa te hijery spectacle NJILA @ 05-06 Août ka hono oa ry zareo zay aty Tana, efa mivoak ve ny billet? de ohatrinona ny reservations? ary ny place tsotra? aiza avy no toerana mety... tohiny
soasoafy ( 28/07/2006 12:13)
mpivady manao cinéma
Mety hisy @zao fiainana sarotra izao ve ny mpivady mody misaraka, nefa tsy misaraka akory fa entina hitadiavana interêt aman'ol fotsiny le fisarahana? Ohatra ny lhl mody any @ fianakaviany de mody m... tohiny
novalian'i vale ny 31/07/2006 16:11
soasoafy ( 11/07/2006 06:36)
festival(fivavahana fanasitranana)
Ahoana ny hevitrareo mikasika ilay fivavahana fanasitrahana natao eny atsimondrano(Antanikatsaka) tarihin'le Pasteur Docteur vazaha . Raha ny fijeriko de to resy lahatra ihany ny ankamaroan'le ol man... tohiny
novalian'i prime ny 28/07/2006 09:16
soasoafy ( 03/07/2006 11:22)
vôkabilary ntaolo
Mbola manjaka @ zao fotoana v le fomba fitenin'ny ntaolo taloha miendrika fanaratsiana toy izao: Basin'ariary fito; takatra lany atody;..... Si oui, karazan'olona ohatra ny in no mbola mampiasa na m... tohiny
novalian'i MTN ny 03/07/2006 14:30
soasoafy ( 03/07/2006 11:10)
otra ho an'ny vhv tsy mety miterak
Hono oa ry vhv, maheno ol maro2 aho miresak oe ref te hananjanak ny vhv de miotra, marina v zany? inona no antony hiorana? misy tsy mety v sa ...?... tohiny
novalian'i tslem ny 31/10/2006 08:41
soasoafy ( 03/07/2006 11:06)
CATCH
Manaraka catch @ tv record foana aho isak ny sabotsy hariva,teo aloha nisy ihany ny tv plus fa izao tsy nisy intsony, ho anareo mpanarak fandaharana lalao catch ,ahoana ny fijerinareo an'le fampijalia... tohiny
novalian'i Dan ny 17/08/2006 08:16
soasoafy ( 28/06/2006 12:35)
Tononkiran'i Mireille Mathieu
Bonjour daholo e! Mba mangataka ilay tonokiran'i Mireille Mathieu hoe : "Bravo tu as gagné" raha mba misy mahay. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/06/2006 12:24
soasoafy ( 30/03/2006 13:31)
Transfert des données(phone vers ordi)
Hono oa ry zareo an, cable USB ihany ve de ampy hi-transféré-na photo avy @ phone mankany @ ordi? sa misy logiciel mihitsy manampy io cable io?... tohiny
novalian'i randry ny 06/07/2006 10:14
soasoafy ( 27/03/2006 05:36)
Haody ry Analamanga
Mba mangataka ny tononkiran'ny HAODY RY ANALAMANGA e, de misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/04/2006 13:05
soasoafy ( 13/03/2006 07:51)
Mba mangataka toro-hevitra
Zokiko amamntaonany maromaro ny ol miaraka amiko,vao tsy ampy 2 mois no niarahanay,mihaona in-2/semeine zahay,hatr@'ny niarahanay de in-3 zahay no nifanoroka,ary refa @ andro maizina ihany anefa,gaga ... tohiny
novalian'i kala ny 18/03/2006 08:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0908