mpivady manao cinéma
1. soasoafy
(
28/07/2006 12:13)
Mety hisy @zao fiainana sarotra izao ve ny mpivady mody misaraka, nefa tsy misaraka akory fa entina hitadiavana interêt aman'ol fotsiny le fisarahana?
Ohatra ny lhl mody any @ fianakaviany de mody mitaraina de hangorahin'ny fianakaviany de mahazo fanampiana de avy eo alefa any amin-dravhv ny vola azo, na ny vhv ko manao toy izany mba ahazahoana fanampiana .

novalian'i vale ny 31/07/2006 16:11
2. diamondra27
(
28/07/2006 12:25)
misaotra anao mampitandrina fa de jerena akaiky ny @io.
fa tsy mankasitraka ny toetsaina tahaka izao aho
fa tsy mankasitraka ny toetsaina tahaka izao aho
3. Mija
(
28/07/2006 14:02)
de inn ary ny zavatra mety hiseho raha toa ka miverina izy reo aorinan'ny fanomezana izay famampiana omen'ny fianakaviana azy , ny tiko lazaina de ny we mety ho faly ve ilay fianakaviana nanome ilay fanampiana raha toa ka mahatsikaritra izany fihetsika izany sa mety kosa tonga de hankahala avy hatrany
4. tsoupou
(
28/07/2006 14:40)
Misy ry reto lé oe tody sy ny tsiny a, ho hitan-lé mpivady iany ny vokany refa avy eo.
5. Herimiafina
(
28/07/2006 16:52)
Remarka voalohany: tsy ny fahantrana no mahatonga an'io fa ny tsy fahaizana maka fahafampo amin'ny efa hananana. Fa na millionera te ho miliaridera aza mety hanao an'io.
Remarka faharoa: tsy vao tamin'izao vanin'andro izao no nisy an'io zavatra io fa na fahiny tamin,ny andron'i Laborde aza.
Valin'ny fanontaniana: tena misy tokou satria ny akamako sy ny havako efa teo daholo ny sasany, mba kaozy e! :^)

7. MTN
(
29/07/2006 13:24)
Remarka voalohany: fanamarihana fa tsy remarka :-D
Remarka faharoa: izany no atao ho mpamosavy malemy ka ny ao an-trano ihany no aripany
Valin'ny fanontaniana: tsy haiko
Remarka faharoa: izany no atao ho mpamosavy malemy ka ny ao an-trano ihany no aripany
Valin'ny fanontaniana: tsy haiko
8. Herimiafina
(
29/07/2006 13:27)
Fanmarihana farany amin'ilay remarka teo> tsy maneno tsara sady lava le fanamarihana, hehehehe=))=))
9. kally
(
29/07/2006 17:40)
Ka raha tsy finakaviana paiso ka tsy hampihavana aloha sady olona manambady izany anie midika hoe mahaleo tena ka fiainana sarotra ity, fianakaviana iza no andeha hanome vola azy fotsiny eo, raha te hiantra aza ny fianakaviana dia mampiantrano azy fotsiny angamba.
10. Herimiafina
(
29/07/2006 17:44)
Misy ihany retsy izany ry Kally an, zah aloha efa nahita e, fa mpianaka fa tsy hoe mifanalavitra.
Ohatr'ilay film love story iny izao ilay izy! :wink:
Ohatr'ilay film love story iny izao ilay izy! :wink:
11. vale
(
29/07/2006 18:48)
:-D:-D:-D:wink:
Kally> misy aky io an;-), indrindra raha tsy tian'ilay fianankaviana ilay vady, zarany be ery aza nisaraka dia mbola omeny vola koa avy eo:lol:, fa njy ve ahoana e:wink:
Kally> misy aky io an;-), indrindra raha tsy tian'ilay fianankaviana ilay vady, zarany be ery aza nisaraka dia mbola omeny vola koa avy eo:lol:, fa njy ve ahoana e:wink:
12. Herimiafina
(
30/07/2006 18:19)
"Vonjeo aho ry ireto fa lasan'olonkafa ny vadiko dia tsy vitako intsony ireto zanako marobe ireto an! Raha misy na cent mille aza de raisiko, fa tena lehilahy tsy vanona raha iny! Nanenina mafy aho tsy nihaino anareo fahiny!"
Afaka telo volana rehefa azo ny saosy be: "tena niverina ihany retsy ny vadiko dia nampalahelo ahy dia nampidiriko dia niverina niaraka injay izahay, fa zah kay mbola tena tia azy e! Izy koa anie no rainjanako e!"
Io no teny faheno matetika amin'ny tranganjavatra tahak'io! :^)

13. Hubert
(
31/07/2006 13:40)
soasoafy:
Mety hisy...ahazahoana fanampiana .
Ny hoe: mety hisy aloha :-w (raha manana RAD manan-katao), fa ny mateti-pitranga dia ny mivarotra vady:^) ary saika efa lamaody izy io. Sa hors sujet ve za?:roll:
14. Herimiafina
(
31/07/2006 13:47)
tsy hors-sujet mihintsy kah, tena zava-misy mihintsy io mivaro-bady io e, iny indray mifandray amin'ilay hoe proposition indécente e!
Ny efa hitako dia vehivavy manambady lehilahy vazaha antitra fa hoe efa ho faty le bainina dai handova be, dia ny vadiny tena vadiny izay gasy dia noraisina ho mpiasa ao antrano ihany.
Iny tokoa fa maty rabainina dia nandova tokoa saingy nandova trosa be fa kay rabainina tena lany vola tany amin'ny Casino klé. :^)