vôkabilary ntaolo
1. soasoafy
(
03/07/2006 11:22)
Mbola manjaka @ zao fotoana v le fomba fitenin'ny ntaolo taloha miendrika fanaratsiana toy izao:
Basin'ariary fito; takatra lany atody;.....
Si oui, karazan'olona ohatra ny in no mbola mampiasa na miteny ireny fiteny ireny?
Raha araka ny hevitro manko @ zao andro zao de tsy misy tsony ny fotoana iresadresahana ol na ifosana ol fa samy miezaka manatsara ny fiainany daholo ny olona, fa matetika de ireo olona tsy de nahita fianarana sy ireo mpanampy ao atrano refa tsy manana hatao no sisa mahita fotoana iresadresahana hifosana ol sy hanaratsiana ol.
Ao ko ny ol b fialonana, ka raha ol sahirankirana de tsy sahy enjehina fa raha ol mba manana ny maha izy azy de enjehina mafy mihintsy, hamoronana aza.
Mbola tokony ho ampiasaina @zao andro zao v reny vôkabolary ireny? sao mba ef lany date

novalian'i MTN ny 03/07/2006 14:30
2. pissoa
(
03/07/2006 11:41)
Ie - tsara raha tsy misy mampiasa intsony ireo. Fa tiako marihina fotsiny hoe tsy ny olona mifosa sy miresa-dresaka no tena mampiasa ireo oha-pitenenana ireo, fa ny olona manana complexe (d'inferiorite) koa indrindra.
Ny hoe basin'ariary fito mantsy dia hoe sady tsy tian'ny mpanankarena, no tsy takatry ny mahantra. Matetika dia ny olona tsy manam-bady no henoko miteny toy io. Tsy miandry mpifosa io, fa ilay olona ihany indraindray no mamaritra ny tenany toy izany.
Ny vorom-be lany atody (vorom-be fa tsy takatra no fahaizako azy, ka tsy haiko izay tena marina), dia toy ny hoe havana raha misy patsa. Rehefa manatody izy dia ilain'ny olona, fa rehefa tsy manatody intsony dia very, tsy misy mpiraharaha. Zava-mitranga matetika eo amin'ny fiaraha-monina izany. Ka rehefa mahatsiaro toy izay ilay olona amin'izany, dia izy ihany no miteny ny olona hoe fa inona moa izaho ... izay vorom-be lany atody. :cry:
Tsy azoko ilay hoe be fialonana resahinao satria zavatra tsy dia tsara anie ireo e (na tsy fidiny aza), ka iza no hialona.

3. toovs
(
03/07/2006 12:00)
ny oha-pitenenana de oha-pitenenana ihany. ny fampiasana azy koa dia mety hiovaova fa tsy voatery ho zavatra iray ihany. tsy hitako izay antony tsy tokony hampiasa azireo rehefa misy cas mifandraika amin'ireo.
ny fiarahamonina no mandidy ho azy ny fampiasan'ny olona an'ireo oha-pitenenana ireo.
fangah ny olona amin'izao ry soasoafy de tsy misy olona mifampiresaka intsony ah. na ny mpivady ve de tsy miresaka intsony koa.
fa nahoana no ho ireo domestique ihany no tokony hahay hi exprimé an'izay zavatra hitany sy miseho ao anaty fiarahamonina e

4. booboo
(
03/07/2006 12:11)
Eka ouz.
ny oha-pitenenana de oha-pitenenana ihany. ny fampiasana azy koa dia mety hiovaova fa tsy voatery ho zavatra iray ihany. tsy hitako izay antony tsy tokony hampiasa azireo rehefa misy cas mifandraika amin'ireo.
5. vale
(
03/07/2006 12:50)
soasoafy: misy fahamarinany ilay tenenin'i pissoa hoe misy complexe, raha mahatsapa fa tsy ambakan'ny hafa maninona tokoa moa no lany andro hitsikera ny hafa!hummmm!!!
,, ireo fitenenana 2 ireo dia tsy maintsy ho heno n'aiza n'aiza, rehefa tsy ampiasaina hitsikeraina ny hafa fotsiny dia tsy olana!
Maninona tokoa moa raha samy manao izay hahatsaratsara ny fiainany no dia lany andro mitsikera ny fiainan'ny hafa fotsiny? izay toetra tsy mitondra zvt positive akory?!!
na sokajin'olona inona na inona no misy an'ilay olona, rehefa be fanaratsiana ny hafa tsy misy mahatsara anizany na iza na iza izy! toetra mitera-doza fotsiny!hummm

6. MTN
(
03/07/2006 14:30)
Fa ahoana kosa ny oha-pitenenana no aisorina? Miendrika fanaratsiana ilay izy hoy ianao, ilay fanaratsiana no tsy tianao angamba fa tsy ilay oha-pitenenana loatra.
Raha iny indray, ny mpanenjika any aoriana foana eh, aza taitra amin'izany.