Mba mangataka toro-hevitra

1. soasoafy
(
13/03/2006 07:51)
Zokiko amamntaonany maromaro ny ol miaraka amiko,vao tsy ampy 2 mois no niarahanay,mihaona in-2/semeine zahay,hatr@'ny niarahanay de in-3 zahay no nifanoroka,ary refa @ andro maizina ihany anefa,gaga be mintsy aho fa tsy mba manoroka ahy izy refa mihaona aminy @ atoandro.Inona no tena heviny?menatra ve izy sa tsy de misy fitiavana ao anatiny
novalian'i kala ny 18/03/2006 08:30

2. mamzelkely
(
13/03/2006 08:20)
ts hoe ts misy fitiavana izy na ko we menatra fa mety ts mahazatra azy ftsn ny any azonao atao de resaho izy ts misy afats zay ihany no solution eo no ahitanao ny antony mahatonga azy hanao anzany fihetsika izany fa amiko aloh de resaka ts fahazarana ftsn le izy nefa ts haiko aloh :)

3. soleil
(
13/03/2006 08:35)
Efa mba nanontanianao tsara ve ny aminy iray manontolo ? sao dia olona manana tokantrano izy ka matahotra ny ho hitan'ny olona amin'ny antoandro ?
raha tsia ndray , azonao anontanina azy ny antony raha olona tena tsotra sy marina izy

4. Fiffi
(
13/03/2006 08:43)
ie! tsy hoe tsy misy fitiavana marina fa sa aloha dia saro-kenitra zy ? raha izany ary dia maninona raha ndry avy hatrany no manoroka azy ? dia ho hitandry e izay fihetsiny sa ahoana ?

5. diamondra27
(
13/03/2006 09:31)
sambatra enao ry soasoafy fa zà ary zao efa ela ihany 'zay tsy nahaza oroka t@ HM intsony, de tsy haiko hoe: inona ny antony.:cry:
Soasoafy koa nge tsy fantatra na lhl na vhv e!
Soasoafy koa nge tsy fantatra na lhl na vhv e!

7. diamondra27
(
13/03/2006 09:42)
fiffi: f'angah mbola tsy maharaka foan njy e!HM=herimiafina DM=diamondra:wink:

8. Fiffi
(
13/03/2006 11:18)
diamondra: :( tsy hoe tsy naharaka fa ny nahazatra ahy dia i hehehehehe :-D:-D DM kosa aloha dia fantako tsara eh!

9. lanto
(
13/03/2006 11:47)
Mitovy hevitra amin'ny teo aloha koa, mety saro-kenatra na tsy fahazarana fotsiny. Indrindra raha efa zokizokiny izany izy an, mety nahazo fahazaran-dratsy tamin'ny olona niaraka taminy h@ izay. Ataovy aminy izay tianao hataony aminao e ! Dia asehoy azy hoe faly enao rehefa mba manao fihetsika maneho fitiavana izy.
DM ngah moa mitady oroka fa tsy TOKY ? :wink:
DM ngah moa mitady oroka fa tsy TOKY ? :wink:

11. tapitra
(
13/03/2006 12:17)
Sao de mba gangabe kosa izy na be solonify be ka tsy sahy mampiseho raha tsy amin'ny alina :lol:

12. diamondra27
(
13/03/2006 12:32)
lanto:efa nahazo TOKY be de be za e!:wink:
mamz:fa aona ko no mahagaga anjy @zany?:-D:-D:-D:
mamz:fa aona ko no mahagaga anjy @zany?:-D:-D:-D:

14. diamondra27
(
13/03/2006 16:35)
HM: misaotra leisy e! tena efa elaela tsy nahazo de saika namono tena koa za klé:*:*:*:*

16. diamondra27
(
13/03/2006 16:43)
efa mitombo kely izy 'zao ka! manahaka andrainy, variana manao mission de tsy mahatsiaro anay mianaka kely! efa matory izy 'zao:wink::-D:-D:-$

17. Herimiafina
(
13/03/2006 16:50)
Hay tezao tsra ary klou mandrampiverin'i bainina e! Efa mba miteny ve aloha i nedala ao e? :-D:-D:*

18. Fiffi
(
13/03/2006 16:53)
Herimiafina , diamondra =D=D=D=D sambatra ery nareo zany an! mahafinaritra ka ! fa mahaiza mifankatia tsara eh! dia ho sambatra lalandava koa !

19. Fiffi
(
13/03/2006 16:55)
HM: misaotra leisy e! tena efa elaela tsy nahazo de saika namono tena koa za klé:roll::roll::roll: saika namono tena ? :roll:

20. Herimiafina
(
13/03/2006 16:56)
Iny koa ry ny an'i Fiffi :*:*:*:* de aza miteniteny aloha sao de hitan'i DM eo e!