Spectacle NJILA

1. soasoafy ( 28/07/2006 13:16)
Aty Majunga aho zao nefa te hijery spectacle NJILA @ 05-06 Août ka hono oa ry zareo zay aty Tana, efa mivoak ve ny billet? de ohatrinona ny reservations? ary ny place tsotra? aiza avy no toerana mety ahitana billet.
De misaotra mialoha e!
2. hps ( 28/07/2006 14:17)
Aza manahy Ianao fa,araka ny fandaharam-potoana ange de toa hoe:hitety any Dago manontolo ny prog.ndry zareo eh! za koa mantsy zao aty Bira:roll::roll:
3. Vololontsoa ( 28/07/2006 15:15)
Lay woe Dago manontolo aloha tsy dia izay loatra satria un mois latsaka eo fotsiny lay izy ka aleo omeko anao ny programme-ny 5-6 Août ao @ palais des sports Mahamasina Tana io, ny 12Août ndray any Mahajanga ary ny 18 et 19 Août any Toamasina sy Vatomandry ary farany eto Tana ny 25Août ao amin'ny Espace Eldorado faradoboka io ka de anjaranao zany no misafidy e! ny eto Tana ao @ super musique Analakely sy Blanche neige ny Tapakila e! Za koa aza mba aty Mahajanga no hijery satria hamonjy Fiest Boina aty e! Mazotoa ary e
4. jentilisa ( 29/07/2006 09:08)
ny reserv izany 7000 ar moa ny tsotra 5000 ar e!
5. pili ( 29/07/2006 10:12)
ary ny anay aty ivelan'dago mba rovina:°)
6. Kababo ( 29/07/2006 11:48)
ary Fianarantsoa ve tsy mba ao anaty program Njila mitety faritany. mba resaho rangah ry zareo ah!Zahay te-hijery nefa tsy afa-miala eto noho ny asa!misaotra e!
7. xxx ( 29/07/2006 12:52)
NJILA miaraka @ i poopy vé ôô???? sa tsia ??
8. simplex ( 29/07/2006 14:03)

ie
NJILA miaraka @ Pooopy
saingy hoe za tsy mpankafy
9. DJ ( 30/07/2006 15:03)
Hay samy ao @ palai daholo fa tsy ao Antsahamanitra ny 5 - 6 Aôut io e! Tena mba tsy naharaka indray izahay aty M/ga fa hoavy any aloha fa congé amin'io dia mety tsara na mangatsiaka aza ato Tanà, antenaina fa chaud foana io.

Mampalahelo tokoa ny mpankafy any Fianarantsoa any. Ny programme Njila anefa raha azoko tsara efa voalamina hatry ny ela, ka dia izay afaka ve ary misy moyen de mamonjy ao Antsirabe fa toa hanao azy izy. Ity iz dia mipasse dia asa afaka firy taona indray koa no lalina ko! Izay fa mankasitraka daholo ry retoa a!
10. senaivo ( 31/07/2006 04:13)
slt daolo e!
za lo ry zareo de tena faly mitsy a! satry efa ela no niandrasako an io 30 ème njila io a! ary aza omena tsiny fa za ijery le 5 sy le 6 ary eny am eldorado ko, tsita mo fa tena mpankafy ny tenanay e.
sady zay ndray miaraka am poopy de in mo zany tsy njila original mitsy no ita e! de mirary anareo zé ty mba ijery daolo e.
11. ravatorano ( 31/07/2006 05:23)
ny reko omaly alahady dia toa efa lany ny billet amin io andron 'ny asabotsy 05 aout io na billet tsotra na reservation fa ny laady no tsy fantatro
12. pearslove ( 01/08/2006 15:05)
GREAT WISHES,

Hi dear I do hope that this mail of friendship introduction finds you and all around you in the most convenient state of health, ok. Believing you are fine and living pretty good, nice to write you because your profile caught my attention. I want to be your friend, for friendship cannot be seen or even be touched; it must be felt within the heart. I do very much believe you will feel same way. Wow, friends are like clothes, without them you feel naked! I guess am right.
My names are Pearsia Lincoln, I will tell you more about myself, my family and all that maybe necessary in this relationship when you reply to this mail. If these interest you, get back to me through my email pearsia_lincoln1980@yahoo.com wishing you the most divine blessing in all your endeavors. Hope to read back from you at mail, ok.
Pearsia
13. xxx ( 01/08/2006 15:29)

u r feeling very lonely huuhhh?
good luck man,

again ra @ teny gasy io zao no tena tsara :wink::wink::wink::wink::wink:
14. tmmb ( 07/08/2006 07:43)
tena mba tsara kosa aloha le spectacle Njila sa ahoana hoy nareo, indrindra fa ilay mtakon'ila e! ireny ka show saingy ny indro kely fotsiny dia ilay reservation presque réservé daholo ny place tao fa vitsy fotsiny no tsotra
15. mmimi ( 07/08/2006 08:17)
Slt daholo an!
Tena LAFATRA lé Njila tam week-end iny e! Asa aloha zé tany ivelany tany fa ny tao anaty Palais dia nipôka mintsy e!

N'inoninona zé toetran'i Poopy ry reto a!!!... Zà dia misaotra azy manokana nanaiky iny fiarahandry zareo iny!

Dia izay indray aloha ny teto Tanà izany fa lé T/ve sy M/nga no tohiny e! FA 25Août no tena faradoboka, omàny fotsiny ny 75,000Fmg dia lasa izao indray!!!

jaia a! tô tsitako akory ny copins-copines e?

16. mabs ( 09/08/2006 04:32)
Tena milay kosa alou lé spéct NJILA in e!
Mety hivoaka VCD ve=D in? :roll:
17. mmimi ( 10/08/2006 08:49)
Slt daolo e!

Ao am Eldorado re no amoahandry zareo ny VCD a! sady faradoboka io fa tandremo an!
Iza no mahita na afaka 10 toana indray re zareo vô hiverina 40è io! sa moa mbolamisy ny 35è???

Anio reo no hiainga ho any Majunga izany dia mirary ambiance tsara hoanareo any ry soasoafy a!

18. sarobidy ( 16/08/2006 08:46)
Zahay aty Tamatave zao miandry ny fatongavany am zomà e , tsy andry ery zany zao!
19. mandrindra ( 16/08/2006 10:00)
arosoy ny lera amin'ny famataranandro raha tsy mahandry:wink::-D:-D
20. mmimi ( 21/08/2006 12:13)
koa nanao ahoana ry Sarobidy ny tany Tamatave tany a! Tô nafotaka hono an!

Dia tsara izany fa maztoa daholo e!;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1146