kiste- fibromme

21. Fiffi ( 29/09/2006 18:07)
nga hono hereditaire io ?
22. fijo ( 29/09/2006 21:04)
io hormones io ngamba no tena miteraka azy ka.
23. watafon ( 04/10/2006 15:52)
fiffi: héréditaire io akia an !
24. Fiffi ( 04/10/2006 19:59)
wata: merci akia an! fa ohatran'ny maha-gaga akia hoe héréditaire le izy satria tsy misy mitovy ny métabolismen'ny olona tsirairay !
de raha ohatra zany ka lahy daholo ny zanaka na de héréditaire aza de tsy ho voa kosa aloha ny lhl eh ?
25. fijo ( 05/10/2006 20:56)
ny anay indray zafera hafa ka
26. watafon ( 24/10/2006 11:21)
zany tokoa lesy an!
ny tiako holazaina amle oe hereditaire anie akia d oe misy chance lehibe mety ho voa ziany ireo vhv izay manana reny na renibe voan'io tany aloha e!
27. Fiffi ( 29/10/2006 21:00)
fijo: ny anareo indray efa fantatro an! :wink:
wata: de raha tsy nanana de tsy hisy mihintsy zany ve ?
28. watafon ( 30/10/2006 07:41)
non tsy voatery k ! ny chance mety hahavoa ftsn no mihena fa mety ho voan'io doly nyvhv k !
29. fijo ( 03/11/2006 22:46)
fiffi ,nyanay inona mo????
30. robin ( 01/01/2007 16:20)
Zao e!
Raha ny fibrome alo de aza amakiana loha na nisy mamanao na tsia de toutes façonc 50 % ny vhvy + de 35 ans dia misy fibrome. Tsy dia olana izany satria 10 % amin'ireo ihany no mety hilana fitsaboana fa ny 90 % dia any de tsy hita ary tsy fantatra akory satria tsy manelingelina ny fahasalaman'ilay vehvy akory dia vita.
Ny kyste indray de izao :
Maro ny karazana kyste : kyste des ovaires, du foie, du pancréas eny fa na ny reins koa aza fa iry voalohany no resahatsika eto.
Izy io koa dia maro karazan fa hanatsorana azy dia andeha hozaraintsika roa, dia ny ato hoe kystes fonctionnels sy ny kystes organiques ny tanora indray no tena mitondra azy ireo, ireo latsaky ny 30 taona indray no ataoko hoe tanora eto. Iry ireo an de misoko moramora ny fisehony ny matetika amatarana azy dia ny fikorontanan'ny fadombolana indrindra ny havitsian'ny fadombolana ( règles rares) isaky ny 35 na 40 jr ohatra sady fohy (règles courtes) 3 jr ohatra de mijanona ary ireo fadombolana ireo de matetika marary. De in no antony ? Fikorontanan'ny hormones sexuelles indrindra no antony.
Koa in no hatao ? Raha kyste fondtionnel dia avela amin'izao na atsahatra ny asan'ny ovaires (pillules no omena eto) raha kydte organique de didina no haingana.
Fehiny refa misy manelingelina anao de anotanio radoko fa aza manandrakandrana fanafody de izao koa isika vhvy de mba manaova echo na dia indray mande isantaona fotsiny aza ary refa actives ianao ara pananahana dia tsara ny mijery gynéco une fois l'année ...ny fiara ampiasaintsika aza anie tsaraina isan-taona koa maika ve ny aintsika de ho avela amin'izao. Et en plus les filles ça change un peu des sallons de coiffures et des instituts de beauté
Allez cordialement de bonne année
31. booboo ( 26/01/2007 11:18)
isika vhvy de mba manaova echo na dia indray mande isantaona fotsiny aza ary refa actives ianao ara pananahana dia tsara ny mijery gynéco une fois l'année


eka ouz !!

Et en plus les filles ça change un peu des sallons de coiffures et des instituts de beauté


hihihihihi miova tokoa klou e !
32. xxx ( 08/02/2007 19:03)
Fa na kyste na fibrome dia samy azo tsaboina tsara daholo. Ny fibrome dia mety hahasarotra kokoa ny vohoka, na mety hahatonga fahafahanjaza na fahasarotampiterahana. Karazany telo no mety ho fisahon'ny "complication"ny. Ny atao hoe necrobiose izany hoa fahapotehany (marary be io), ny torsion (raha ilay karazany hoe "pédiculée", ny complication mecanique na compression de voisinage (manelongelina ny tsinay be sy ny tatavia), ary ny complication hemorragique (satria be ra very ny olona misy fibrome). Fa ny kyste dia ireto ny complication mety hitranga: torsion, rupture ary hémorragie intra kystique. Ny complication no manahirana fa raha kyste fotsiny tsy dia mampaninona. Fa izao aza adino fa misy koa ny cancer de l'ovaire...
33. booboo ( 13/02/2007 18:27)
robin, xxx > ary maninona no maharary chien mort refa eo ilay kyste ? nihiratra beee ny masoko t@ nanao echo nahita ny angôdan'ny ovaire-ko (tsy ilay namoaka ovule fa ny ilany).
34. mpisotrtoaka ( 29/01/2015 05:07)

hahaha:

ny kista sy ny fibromme dia matetika vokatry ny fanalana zaza matetika araka ny fahalalako azy ka tandremo:-*:-*

Mahafantatra olona koa aho fa tsy mbola bevohoka sady tsy mbola niteraka nefa nahoana no misy kista ? Izy vehivavy somary mitomban-dahy izay !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1961