kiste- fibromme
1. soasoafy
(
26/09/2006 12:27)
Inona no mety mahatonga ny kiste sy ny fibromme?
Misy milaza fa ny tsy fanaovana firaisana no mahatonga azy,mitombona ve izany? Nefa maninona no misy ireo olona manambady ara-dalàna tratran'io aretina io?
Misy koa milaza fa noho ny fihinana zavatra mafana b loatra no mahatonga azy(sakamalaho, pecto, menthe,...)Mitombona koa ve izany?

novalian'i mpisotrtoaka ny 29/01/2015 05:07
2. Fanja1
(
26/09/2006 12:49)
jereo eto we soasoafy
http://www.passeportsante.net/fr/Maux/Problemes/Fiche.aspx?doc=fibrome_uterin_pm
http://www.passeportsante.net/fr/Maux/Problemes/Fiche.aspx?doc=fibrome_uterin_pm
3. Fanja1
(
26/09/2006 12:53)
na ito kou:
http://sante-az.aufeminin.com/w/sante/s249/maladies/kyste.html
http://sante-az.aufeminin.com/w/sante/s249/maladies/kyste.html
4. hahaha
(
26/09/2006 13:02)
ny kista sy ny fibromme dia matetika vokatry ny fanalana zaza matetika araka ny fahalalako azy ka tandremo:-*:-*
5. Fiffi
(
26/09/2006 18:05)
heu....misy fahamarinana ve zany ry hahahahahaha ?
Mba mamaky ireo nolazain'i nalefan'i Fanja io ve enao ? Toutes les femmes en âge de se reproduire sont à risque de fibrome. Les femmes suivantes ont un risque accru :
les Afro-Américaines;
les femmes dont la mère a eu un fibrome;
les femmes qui n'ont pas eu d'enfant.

7. mimich
(
27/09/2006 05:58)
fiffi> za ko namaky an'io nomen'i Fanja io de grrrrr manahy ndray aho satria mamanay efa nodidiana fibrome
8. watafon
(
27/09/2006 15:59)
fanja1 : merci akia an !:-*
soasoafy: tsy ny tsy fanaovana firaisana izany kosa no mahatonga azy k ! na nanao na tsy nanao mety voany doly fa misy kosa ireo facteurs de risque,
soasoafy: tsy ny tsy fanaovana firaisana izany kosa no mahatonga azy k ! na nanao na tsy nanao mety voany doly fa misy kosa ireo facteurs de risque,
9. fasaly
(
27/09/2006 16:15)
marina ihany io volazan'i hahaha io ka! lay manala zaza de tsy voadio tsara ireny, tandremo ry reto a!:?
10. Fiffi
(
27/09/2006 18:17)
fasaly: ka ny fanalana zaza ange ka lasa @ iny daholo ny "poche" eh! ka nahoana hoe tsy voadio tsara ? afatsin'ny hoe le manala zaza any ambadika any angamba ? fa tsy IVG klinika ?
11. fasaly
(
27/09/2006 18:54)
fiffi: ny any madà aky tsy mahay manadio tsara a! lay curtage zany no tiko lazaina e!:wink:
14. fijo
(
27/09/2006 21:02)
fasaly an,raha tsy voadio tsara io dia mahafaty,satria izay zavatra tavela ao doa lo ary manimba sy mamono.
16. watafon
(
28/09/2006 15:41)
ny fibrome zany d avy @ desquilibre hormonal , k ireo izay mihinana pillule contraceptive d ambony kokoa ny chance mety hahavoan'ny fibrome azy !
fijo: izany tokoa an !
fijo: izany tokoa an !
19. tisera
(
29/09/2006 09:50)
ny reniko, ny rahavavin-dreniko 2 dia efa samy nodidiana fibrôme avokoa (hysteroctomie moa) : mino aho fa tsyhoe nanala zaza akory izy taloha. Ny cousine-ko aty Frantsa natao chirurgie coelioscopique na myomes (fibrôme ) ihany izany : mana-janaka 3 ary inoakao koa fa tsy mbola nanala zaza izany . Izaho probablement mety hisy any aoriana any fa marina ilay hoe manaranaka raha ny fanazavana hita ao @ sites sy ny boky samihafa no jerena .Fa ny fanazavana omen'ny gynéco matetika dia resaka hormones !
Marina fa mety hisy fiantraikany @ toe-batan'ny vehivavy ny fanalan-jaza tsy vita araka ny tokony ho izy fa tsy eo velively no miteraka fibrômes izay mitombo tsikelikely ao anatin'ny tranon-jaza koa tena laviko tanteraka ny hevitr'i hahaha!:)

20. watafon
(
29/09/2006 15:46)
fijo: marina mitsy zany k ! miteraka infections le ambiny ao sady mora mihombo b tokoa !