otra ho an'ny vhv tsy mety miterak

1. soasoafy ( 03/07/2006 11:10)
Hono oa ry vhv, maheno ol maro2 aho miresak oe ref te hananjanak ny vhv de miotra, marina v zany? inona no antony hiorana? misy tsy mety v sa ...?
novalian'i tslem ny 31/10/2006 08:41
2. sipagasy ( 03/07/2006 13:37)
inona ny idiran'ny otra @ izany?????sa tsy haiko aloha e! manantona dokotera dia lazainy anao ny zavatra tokony hataonao fa aza mba minomino fôna izany kouu efa taona 2006 anie isika izao e! maro ny zavatra vitan'ny siansa, ka inona ny tsy hanararaotana izany fahaizana izany fa mbola hijanona @ "honohono"??
3. dailynews ( 03/07/2006 17:54)
ilay resaka mihoatra aloha dia tsy haiko hoe inona no tombotsoa azo amin izany fa izao, raha ao tana ianao ka manana olana ny amin izany na ny namana sy havana akaiky anao dia mandehana any amin'ity dokotera ity fa malaza hoe mahay izy io ary olona akaiky ahy roa no nahitako valiny mahafa po, izy aloha dia lafo e anefa ..mahasoa. tsy havako na inona ko ary mbola tsy mbola hitako akory aza io dokotera io ka hoe manao pub ny aho fa resaka fifanampiana izy ity ho antsika vehivavy ka mba mitondra izya kely fanatro aho. mety ho havan' iray amin ny olona eto akory aza angamba.
dr francis ramaherison
22-608-80
4. vale ( 03/07/2006 19:02)
efa naheno anzay koa aloha zaho hoe misy oul te hiteraka dia mihoitra, fa tsy fantatro na tena mandaitra ilay izy! ary nefa matoa misy izany dia mety tena mandaitra koh! fa mialohany hiorana izany aloha dia mijereva dr ka rhf tena hita fa tsy vitany siansa intsony vao miotra !
5. adidy ( 03/07/2006 21:04)
Raha ny fiheverako azy dia miainga @ principe ny reflexotherapie ilay otra! Izany hoe misy terminaison nerveuse izany any @ faritra sasany mifandray @ hafa dia izay no orina! Amiko mety hoe tsara ilay izy raha mahafehy an'ilay taranja ilay mpitsabo ka mahafantatra hoe hatraiza no hainy ary inona no tokony hakana hevitry ny mpitsabo hafa fa tsy mitompo teny fantatra dia indraindray efa tsy mety dia mbola tazonina ilay olona
6. vale ( 03/07/2006 21:18)
adidy: ie!!
7. dailynews ( 03/07/2006 23:22)
oay ilay dokotera io dia gyneco fa tsy mpanotra, sao dia misy fifandisoankevitra
8. sipagasy ( 04/07/2006 14:58)
saika gaga aho mantsy hihi saika hanao pub koa za na ho an'dry zareo amerikana sy ny manam-pahaizana aza hoe any aminay nosy kely any ho any misy oul mitsabo izany fa tongava any hihihh soa ihany .....
9. sarobidy ( 17/07/2006 11:19)
iny ndray no tsy de haiko lôtra kah!!
10. mamafara ( 18/07/2006 10:00)
manana namana zay akia zah ry soasoafy nanana expérience tamin'io f'asa izy na aiza izao na aiza fa ndraso hotadiaviko ny momba azy raha hitako dia asaiko miresaka eto raha toa ka mpikambana ato.
fa tena mety mihitsy io miotra io ka! rehefa tonga eto ilay namana dia hohitantsika eo ny temoignage-ny
fa ny zavatra fantatro fotsiny dia rehefa niteraka izy dia lasa nisesisesy be ; telo zao ny zanany
hanao recherche ny aminy aho dia miverina eto rehefa misy vokany :-*
11. soasoafy ( 21/07/2006 07:08)
eny aki mamafara a
12. ttittie ( 05/08/2006 11:17)
ny hevitro aloha aminny otra dia manaiky anio aho e
13. tywa68 ( 31/08/2006 15:33)
efa nandre an'io fa asa raha tena nety izy zay ? hafa² ihany ê ?
14. jessica ( 31/10/2006 08:34)
efa nahita hevitra ve mamafara izay e!
Tena mafy ilay ts miteraka. Raha ny ahy aloha d efa niotra aho fa najanoko satria ts hitako izay vokany e
efa manantona io Dr voalaza etsy ambony aho izaho ary mivavaka mafy mba hanadio ny fahotako rehetra.
15. tslem ( 31/10/2006 08:41)
sipagasy:

inona ny idiran'ny otra @ izany?????sa tsy haiko aloha e! manantona dokotera dia lazainy anao ny zavatra tokony hataonao fa aza mba minomino fôna izany kouu efa taona 2006 anie isika izao e! maro ny zavatra vitan'ny siansa, ka inona ny tsy hanararaotana izany fahaizana izany fa mbola hijanona @ "honohono"??



Tsy finoanoam-poana io sipagasy fa tena marina ah,ny mpanotra anie toy ny dokotera ihany e,tsy voatery hoe ampiasa zavatra(ody ohatra)akory,t@ andron'ny ntaolo no efa nisian'izany ary io no dokoteran-dry zareo taloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6274