Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fiffi
(
01/07/2006 17:08)
Vaovao mahafaly.
Aty Lille aho @ zao fotoana izao ka raha nanatrika ny fiharabana nataon'ny "Mr le Maire" nohon'ny fitsingerenan'ny ASARAMANITRA izao dia hoy izy:
-Faly ny tenako milaza anareo fa ireo ankizy nih...
tohiny
novalian'i ds ny 03/07/2006 10:12
andoniaina
(
01/07/2006 15:30)
Fitivana mamela ratra,,,,,
Tojo zava-manahirana aho ry reto fa mba toroy hevitra à!nanao rend car t@n'i miary aho androany(pseudo:__NOFAFAINA__)t@n'ny 10h du matin,de niteny t@n'ny vadiko aho hoe handeha ho any am-pianarana,ts...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 06/07/2006 11:40
MTN
(
01/07/2006 12:54)
masaka ilay google earth
nijery google earth aho tato ho ato dia lasa nitombo be ny resolutionan'ilay izy, hita daholo ireny Ankatso,Analakely,... na ny any ambanivohitra aza kobo.
Andramo ange eh...
tohiny
novalian'i MTN ny 07/07/2006 16:39
Mifenty
(
01/07/2006 11:39)
afakafaka a maita
iza no mahalala anlé oul tsatsa zay
1- misy nirina ny anarany
2-tsisy ifandraizany ny ps ny
3- manana sary bobaka izy
4- tady izara ny firenena misy azy
5- any ny foiben'i eropa
...
tohiny
novalian'i Mifenty ny 14/07/2006 16:47
ramialy
(
01/07/2006 11:13)
mba jereo hoe ...
[img]http://www.heberg-forum.net/confirm.php?code=i38CDcDRClNDCn&pseudo=ramialy[/img]...
tohiny
novalian'i kala ny 14/07/2006 12:21
lapino
(
01/07/2006 08:50)
Ny ekipam-pirenena frantsay
Ny ekipam-pirenena frantsay amin'ny baolina kitra, ohatra ny hoe tsy défi amin'ny adversera na amin'ilay tournoi no ataon-dry zareo fa défi amin'ny fiaraha-monina misy eo amin'ilay firenena!
Ilay ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 10/07/2006 11:20
jentilisa
(
01/07/2006 07:55)
espaniôla no hitsara ny lalao Brezil-Frantsa?
Araka ny hitako any ambadimbadika any dia Epaniôla no hitsara ny lalao andrasan'ny maro anio. Mpitsara Eoropeana saingy fantatra mazava fa vao resin'i Frantsa i Espaina. Ahiana ny fitongilanana raha ...
tohiny
novalian'i sasa ny 04/07/2006 03:44
Fanja1
(
01/07/2006 06:53)
LA LOI SARKOZY SUR L'IMMIGRATION ADOPTÉE PAR LE PARLEMENT
[img]http://images.aliceadsl.fr/francemonde/2006-06-30T173510Z_01_NOOTR_RTRIDSP_2_OFRTP-FRANCE-IMMIGRATION-LOI-PARLEMENT-20060630.jpg[/img]
PARIS (Reuters) - Le projet de loi sur l'immigration prése...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2006 20:26
jentilisa
(
01/07/2006 05:35)
mpilalao breziliana milalao any Angletera na Alemaina?
Asa na izaho no tsy dia maharaka loatra fa toa tsy dia mahalala mpilalao breziliana milalao any Angletera na any Alemaina aho.Mahalala ve ianareo?...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 06/07/2006 07:22
Mifenty
(
01/07/2006 04:31)
comité de soutien à zoklbfkfk
tattsy andrefana ty
[quote]fatsora leitsy ialahy 'ty ry bedada, mba kôzy ê!
Mifenty, tena tsy rariny leitsy ny an'ny leiry, akaparé ny daholo ve ny jôba, tsy befialonana zah fa tena hoatrany ...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 19/07/2006 11:48
soanja
(
30/06/2006 22:37)
Olona tia mividy zavatra tsy ilaina
Hono hoy aho, ianareo ve mba efa mahafantatra olona tia mividy zavatra amin'izao fotsiny nefa tsy ilainy ilay izy na efa ananany be dia be na omeny ny hafa fotsiny. Ireny ve aretina sa ahoana? Ary ino...
tohiny
novalian'i soanava ny 08/08/2006 07:18
lapino
(
30/06/2006 16:39)
Nihintsana ny ekipanay e! :(
Fa mendrika azy ihany ny fandresen'ny rainiboto! :)...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 06/07/2006 07:25
fasaly
(
30/06/2006 16:31)
ho antsika vehivavy....
Dia izao aza, raha hoe tsy maintsy hiaraka am kofa zandritsika tsika, ny fitiavana mou izany mazava ho azy misy sy ny feeling sy ny rehetra, hatramin'ny firy taona raha kely indrindra no sahintsika hi...
tohiny
novalian'i fasaly ny 23/09/2006 13:53
vale
(
30/06/2006 14:17)
HEVITRA ao amin'ny sary???!
Manahoana daholo:-*,
Tsy haiko na mba sendran'izany ianareo? fa toa lasa ny hevitra nampidirina "farany indrindra indray " no lasa ery "ambony indrindra" :roll:?!!!
...
tohiny
novalian'i vale ny 01/07/2006 13:55
cherinah
(
30/06/2006 12:57)
ANDEFI-MANDRY......
Manahoana daholo,
Mety possible ve ahitana vady eto @ ty site ty ? Te hanadrana aho mantsy sao mba mitsiky amiko ny vintana....
tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/08/2006 09:59
ngouloungoulou
(
30/06/2006 12:13)
manaônô
manaôna dôly ô...
tohiny
novalian'i MTN ny 01/07/2006 15:19
ranini
(
30/06/2006 11:15)
fafolon-karena
aona ny fijerinareo anio fa toa malaza mitsy izy @ secte kely ireny ,moa ireo mpivavaka ao aminy de voambaka tanteraka mitsy.Ireo mpitondra fivavahanna toa lasa metimety daolo ny fianainany noho io fo...
tohiny
novalian'i soanja ny 18/07/2006 11:20
fraz
(
30/06/2006 08:35)
Ireo hafatra farany
Mba eritreritra atsipitsipy sao mba mahasoa e, izaho mantsy ny namana.serasera.org foana no jereko rehefa miditra ato dia ny hitako eo dia ireo sujet vaovao no ao @ forum voafintina eo. Anisan'ny tena...
tohiny
novalian'i fraz ny 03/07/2006 12:32
mandrindra
(
30/06/2006 07:40)
lehilahy efa manana sipa na manambady
atsy ambadika atsy misy lohahevitra hoe ahoana no ahafantarana hoe efa miaraka aman'olona ny lehilahy iray.
ny ahy indray ny tiako ho fantatra dia ny hoe ahoana ny fihetsikareo vehivavy raha toa ka t...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 02/08/2006 20:40
xxx
(
30/06/2006 07:09)
mamoaka rivotra , inn no antony ?
inn no mahatonga an' le mamoaka rivotra maloto ( mangetotra ) foana ? inn no antony ? inn no tokony atao hisorohana azy ? izaho d matetika voan' io ary tena tsy tàna tokoa, sady miha-lasa habitude, i...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/08/2006 20:02
