Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
booz ( 06/07/2006 16:49)
tsy aiko lazaina eh!!
mba ampio reto a!!!!nis ol zay manko niarak tamiko nef tena tsy nasiko sira mitsy fa itako iz oe ti ana kanjo tampoka teo nandray decision iz fa o faranana ny aminay fa mijaly lotra iz miarak amiko.te... tohiny
novalian'i booboo ny 21/08/2006 14:07
mirambola ( 06/07/2006 15:34)
sexy!!!
mba misy fanotaniana kely ity e!! inona raha:D:D:D @nareo ny fanaritana ny atao hoe "sexy":-D:-D:-D ... tohiny
novalian'i Ralay ny 18/07/2006 07:27
xxx ( 06/07/2006 13:03)
be zavatra
Izaho mpanoratra dia vehivavy fa mba saika haka hevitra aminareo lehilahy aho. Tsy izany mantsy fa ny fikan'ny vadiko dia kely dia kely. Rehefa mijery ireny film x reny izahay dia lasa ohatra ny menat... tohiny
novalian'i pitramix ny 08/11/2006 23:55
llalah ( 06/07/2006 11:49)
Mbola ty fitiavana ity ihany eee!
Salut! Mbola resaka tovolahy ihany , satria za tena mahita zavatra b dia b ato @ty serasera ity oe ! Ny lhl koa ny ankamaroany tsy mba sincère , zany hoe raha hadihadina @ an-kapobeny ny toetrany... tohiny
novalian'i Lalah ny 08/07/2006 19:19
llalah ( 06/07/2006 11:44)
Ny tovolahy gasy e!
Salut daôly an ! MBa te hanontany ny anareo namana oa za , efa ela ihany no tato an-tsaiko ty eritreritra ity hoe " fa maninona kay ny tovolahy gasy no tsy mba romantique ôtrany reny vazaha i... tohiny
rabaradaka ( 06/07/2006 11:07)
Mba misy site fianaran-davitra ve (formation à distance)
Zao dadatoa sy nenitoa a, mba liana amin'ireny sity oeba mampianatra ireny aho, io lay lazainareo mpahay azy hoe formation à distance. Mba omeo hoe zaho raha tsy manahirana anareo. Dia misaotra sahad... tohiny
novalian'i tsoupou ny 11/07/2006 06:36
rabaradaka ( 06/07/2006 11:02)
Milamina ny tany izany
Asa na varinan'ny mondialy ry dadatoa sy nenitoa mpanao politika fa toa nanginina ratsy ry zareo. Toa milamindamin-dratsy izany ny tanàna. Dia ho hita eo moa ny tohiny.... tohiny
novalian'i prime ny 13/09/2006 12:12
rabaradaka ( 06/07/2006 10:48)
Ahoana ny fampiasana yahoo messenger na messenger
Tsy mety mahay mampiasa azy io mihitsy aho sady ny téléchargement azy io elabe. Mba tehampiasa messenger aho fa tsy afaka sady tsy mahay. Iza no afaka hanampy dia misaotra mialoha... tohiny
novalian'i nambina ny 10/07/2006 11:27
fasaly ( 06/07/2006 10:40)
sary lehibe......
sary lehibe:roll::roll::roll::roll:ary toa rehefa mi klik eo amini'lay hoe sary lehibe wa androny dia lasa sary bitika be e! tena bitika kely mitsy mantsy e! izà ihany veuh no tojo an'io sa......:rol... tohiny
novalian'i vale ny 24/07/2006 18:46
ravakamalala ( 06/07/2006 08:15)
bis e! bis e!...aleo ndray haverina ty resaka ty!
Tantaraiko zavatra nareo, sady nihomehy aho no nisendaotra!! Nisy olona hono taty frantsa, nametraka auto collant tam pare brise aoriana hoe "t'approches pas trop, suis pas PD." (teo aho le nihomehy)... tohiny
novalian'i MTN ny 10/07/2006 13:27
xxx ( 06/07/2006 07:19)
ampio ahooo ry namana
misy olona iray tena tiko sy milaza ho tia ahy,marary ny foko ,tiako be mihitsy izy,tsy ho tanteraka mihitsy ny fitiavanay satria izaho efa manana olona miaraka amiko,ilay bandy tiako io mahafantatra ... tohiny
novalian'i 6372sl ny 08/07/2006 16:21
xxx ( 06/07/2006 06:56)
MONDIAL isan'ny ratsy indrindra
Asa aloha ianareo raha mitovy hevitra amiko fa ity Mondial 2006 ity no isan'ny Mondial ratsy indrindra. Tsy hoe akory resy ny ekipa nalaiko dia miteny izany aho fa ny zava-misy mihitsy no manosika ahy... tohiny
novalian'i sasa ny 10/07/2006 03:44
hery ( 06/07/2006 06:08)
Avy aiza daholo isika?
Aza raha efa hitanareo ilay takelaka statistika ao amin'ny namana.serasera.org (Mandehana ao amin'ny takelaka namana dia ery ambany havia ery misy hoe Statistika dia tsindrio ilay hoe Tohiny). Ao dia... tohiny
novalian'i fasaly ny 07/07/2006 04:14
LazaDaddy ( 06/07/2006 03:09)
Maloto ny politika
Mbola averiko indray fa [b]maloto ny politika[/b]. Na franc-macon ny anaran' io na rose croix na fjkm na inona na inona; [b]rehefa politika dia maloto[/b]! hahaha. "Omeko anao izao tontolo izao rah... tohiny
novalian'i prime ny 31/07/2006 14:15
LazaDaddy ( 06/07/2006 00:38)
vavao be
nomen'ny sasany "anaram-bositra" vaovao be moa ny tenanay tato ho ato, ka dia mba misora-tena ho "namana vaovao" na dia tsy foy aza ny tena anarana fampiasa eto. hahaha! Kanefa tsy midika inona akory... tohiny
novalian'i arson ny 14/07/2006 10:44
Aino ( 05/07/2006 20:29)
mbola manaraka aloha izy @izao!
mbola mizotra ny lalany fanjeseny faona aloha i France hatraminy izao!! mety aharitra hatraminy farany ihany ve izy hireto na ny fijerevana azy? ... tohiny
novalian'i Aino ny 08/07/2006 09:14
fijo ( 05/07/2006 20:25)
la frantsa
na dia tsy nanohana ny ekipa frantsay aza ny tenako,tamin'ity tompondaka eran tany farany ity,dia mihaiky kosa fa hoazony io amboara io amin'ity,ary tsy hisy hafaka hilaza intsony,fa novidiany io,fa t... tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2006 19:25
Aino ( 05/07/2006 20:24)
tampoka
raha toaka iznay misy namanao tsotra ka tampoka teo tsinontsi'inn dia lasa miaraka tampoka ianareo ary mifankatia be, nefa tampoka eo indray tsy ady tsy inn dia nisaraka!!! , ilay iray nanomboka ny fi... tohiny
novalian'i texe ny 25/07/2006 09:52
dailynews ( 05/07/2006 14:46)
film gasy tsara
inona ry reto no film gasy tsara fa te hanafatra aho, i solafaka sy i andredrabe efa hitako...tsy ratsy, iza koa no azo jerena hafa anefa tsy violent loatra ? efa hitako koa ilay nisy nanapadoha iry f... tohiny
dailynews ( 05/07/2006 14:44)
film gasy tsara
inona ry reto no film gasy tsara fa te hanafatra aho, i solafaka sy i andredrabe efa hitako...tsy ratsy, iza koa no azo jerena hafa anefa tsy violent loatra ? efa hitako koa ilay nisy nanapadoha iry f... tohiny
novalian'i dailynews ny 05/07/2006 14:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.4873