Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i mirambola, milahatra araka ny daty
mirambola
(
16/10/2009 23:00)
glace
manahoana daholo nareo o!mba saika anotany hoe misy mahay manao glace v nareo? :)
isaorana mialoha ho any reo namana afaka mamaly!!!...
tohiny
novalian'i olite ny 20/10/2009 07:38
mirambola
(
17/03/2007 17:35)
madagascar
fa firy kay madagasikara @nosy fara ny lehibe ndrindra? faha efatra ve? sa.........:roll:...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/03/2007 21:13
mirambola
(
05/11/2006 17:25)
decoration
mba toroy logiciel na decation na sary hoe za raha mafantatra nareo bordure sy ny sisa m
dia misaotra mialo e!!...
tohiny
novalian'i MTN ny 05/11/2006 21:33
mirambola
(
05/11/2006 17:01)
fialana @fahabadoana(fahaizana mamaky teny sy manoratra)
dia lasa ni eritreritro
nisy mpampianatra iray zay nilaza t@nay
mba hialana @tsy fahaizana manaky teny sy manoratra
tany cuba dia mandeha mampianatra daolo ny ankizy (3eme ka atraminy terminale...
tohiny
novalian'i ninih ny 08/11/2006 12:32
mirambola
(
23/09/2006 20:02)
nofy
slt!! daoly nareo, nareo ve mino hoe iny norinareo iny efa niseho na koa hoe mbola hiseho any aoriana any !!!! mba omeo site oe ry reto ra mahafatatra nareo ( interpretation de reve) misaotra e!! hoat...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/11/2006 16:30
mirambola
(
06/07/2006 15:34)
sexy!!!
mba misy fanotaniana kely ity e!! inona raha:D:D:D @nareo ny fanaritana ny atao hoe "sexy":-D:-D:-D ...
tohiny
novalian'i Ralay ny 18/07/2006 07:27
