nofy

1. mirambola ( 23/09/2006 20:02)
slt!! daoly nareo, nareo ve mino hoe iny norinareo iny efa niseho na koa hoe mbola hiseho any aoriana any !!!! mba omeo site oe ry reto ra mahafatatra nareo ( interpretation de reve) misaotra e!! hoatrany maha liana ahy mantsy!!
novalian'i xxx ny 06/11/2006 16:30
2. Fiffi ( 23/09/2006 20:27)
http://www.reve-interprete.com/portal.php?pid=2 http://membres.lycos.fr/jmcmed/reves/7etude.htm
http://www.aufeminin.com/m/psycho/interpretation-signification-des-reves.html
3. xxx ( 24/09/2006 02:32)
Tena vao saika hametraka dinika mikasika an'io mihitsy aho ry Mirambola fa ny anao no tonga aloha ka dia isaorana anao a !
4. Aino ( 24/09/2006 06:03)
nofy nareo sa inn ilay izy?
tao norinareo no tazako!! fa raha nofy dia izaho efa nanofy ka rehefa taty ahoriana kely tsy naharitra ela ankory dia niseho ilay izy, saika tsy nihino aho hoe ilay nofisiko ilay izy, ary soa ihany aza fa mba savatra tsotsotra kely
5. xxx ( 24/09/2006 07:40)
Raha za ianao dia tena misôtra an'Andriamanitra ry Aino :idea:, za mantsy tena zavatra tsy nampoiziko mihitsy no nonofisiko dia tena nitranga ilay izy :cry:, ohatran'ny hoe minomino foana nefa rehefa tsy indroa tsy intelo no tratra dia mieritreritra ihany e :-/8O
6. Aino ( 24/09/2006 14:23)
xxx efa nisaotra mihintsy
7. mirambola ( 24/09/2006 19:27)

fiffi; misoatra aky a!!!
aino; xxx; mety ho marina ihany ny hoe mety efa tanteraka lay nofy na mbola ho avy , fa ny tsy aiko lay hoe tenenina @oloan hono lay izy dia tsy tanteraka fa raha tsy tenenina dia lasa tanteraka oazy!! mety hitombona ve!:-*
8. fiaritiana ( 24/09/2006 20:50)
Te ho tanteraka njay lé nofy tsara be t@ alina an!!dé maka toky tsara ato alou!lol
9. xxx ( 25/09/2006 10:53)
ny ahy notantaraiko fa tsy tiako ho tanteraka tamin'izany fa ratsy be ilay izy, nanonofy nisaraka tamin'ny olon-tiako aho dia amin'io zavatra tsy misy dikany ilay nisarahana, dia tena nitranga tamin'ny antsipirihany mihitsy ilay izy na dia efa nataoko aza izay tsy hahatongavany e ! tsy nety !!!! efa nandramako koa ny tsy nitantara fa dia mbola tanteraka koa. RAha iray ho'aho na roa tsy nampaninona ahy fa efa ho folo angamba izay !!!
10. ninih ( 25/09/2006 14:52)
xxx: fanga refa tsy tiana ho tanteraka ny nofy de tsy tantaraina?
fangaha tsy ny fitambaran\' ny subcoscient mo ny nofy e?
11. mirambola ( 25/09/2006 15:17)
fia: sista ko mahita atao ka:-D:-D
12. xxx ( 25/09/2006 15:54)
ary matanjaka be izany subconscient-ko zany a :-P fa izany hoe maninona no tsy vitako ny mamaha ilay olana izay anie no tena lalina e !:?::idea: dia hono ho'aho ry reto, ry Farao sy ny tandapany koa izany subconscients-ny no tena lalina tamin'ireny :?:, tsy haiko aloha e, misy nofy tena hoe ny havizananao sy ny eritreritrao mandeha lavitra no mahatonga azy fa ny sasany ho'aho hafahafa !!!
13. ninih ( 26/09/2006 14:11)
ny fieritreretako azy aloha ny fifandrifiana ary angamba no nahatonga ny nofy ho tanteraka e! nefa misy koa ilay ataon-dry dahy môpra hoe: "misitery". ka mety ho isan' izany ihany ireo toa efa tanteraka
14. Fiffi ( 29/09/2006 20:15)
mirambola: nahavaly ny fanontanianao hiany ve aloha ireo ?
15. mirambola ( 29/09/2006 20:51)
ie!! mahafinaritra mihintsy ndry ky ry fiffi!! sambatra manan namana nareo!!:-*
16. Fiffi ( 29/09/2006 21:00)
mirambola: :) zay no maha-namana ny namana :):-*:-*:-*:-*
17. ninih ( 05/10/2006 08:58)
koa refa tsy misy ko anie ny namana de tsy hita ze hizarana ny ao an-tsaina e! iza no hanazava ny resaka nofy refa tsy ny namana!
18. Fiffi ( 07/10/2006 09:14)
ninih: zay indrindra manko ! :):-*:-*
19. xxx ( 06/11/2006 16:30)
za koa tena tsy mino nefa lasa nino, fa ny vadiko ndray no nanonofy efa ela we, tratrany nampiaraka hono aho de tezitra be tamiko izy , nefa za tena tsy nanao sipa mintsy, de taty aoriana elabe, nisy olona lasa tiako zay , de niaraka zahay, de tena tsaroako fa lay portrait noteneniny tamiko iny mihintsy lay olona niaraka tamiko, aman-taona taty aoriana io; tena manana prevoyance ny olombelona ry reto a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0624