fialana @fahabadoana(fahaizana mamaky teny sy manoratra)

1. mirambola ( 05/11/2006 17:01)
dia lasa ni eritreritro
nisy mpampianatra iray zay nilaza t@nay
mba hialana @tsy fahaizana manaky teny sy manoratra
tany cuba dia mandeha mampianatra daolo ny ankizy (3eme ka atraminy terminale )any ambanivohitra hoatra hoe ny ao tana zaraina de zamy mandeha any ambanivohitra manodidina eo;ny any tamatave ko toraky zany sns
raha tsy zany dia tsy afaka miditra any @université
dia ankehitriny any cuba zao dia foana zany olana zay
doa mba mieritreritra hoe raha mba misy anizany ko moa any @ntsika dia mba mahafinaritra @zay lay mada fmety hivoatra @bbkoko
eritrerita iny ny ahy fa zay manohitra milaza ny heviny
:lol:
novalian'i ninih ny 08/11/2006 12:32
2. Fiffi ( 05/11/2006 17:57)
raha misy ny volontaire....
3. mirambola ( 05/11/2006 18:39)
ka ny tany cuba hono a obligatoire
dia za mieritreritre hoe raha mba mietsika ny tanora dia .......:roll:
4. kitjo ( 05/11/2006 19:35)
za nanangana association a Dago dia zavatra ohatra an'io no ataonay

fa resaka Informatique aloha, ho an' ny mpianatra lycee ivelan ny tanan-dehibe, sy ambanivohitra

fa misy projet koa resaka alphabetisation

5. MTN ( 05/11/2006 21:30)
Ny Cuban nge ka mijaly eh. Manana namana avy any aho fa gravy be ny fiainana any. Fidel Castro ilay hoe president mandrapahafatiny, zakatsika ve izany?
6. ninih ( 06/11/2006 12:53)
izany resaka izany ve tsy nitovy ny nataon' ny SN teto dago taloha e! fa hita anefa teto fa nanimba zavatra be ilay izy ko. tsy haiko aloha ze fomba antao tany Cuba izany fa raha le taty aloha tena tsy izy e!
7. vahiny2004 ( 06/11/2006 13:30)
ninih:

izany resaka izany ve tsy nitovy ny nataon' ny SN teto dago taloha e! fa hita anefa teto fa nanimba zavatra be ilay izy ko. tsy haiko aloha ze fomba antao tany Cuba izany fa raha le taty aloha tena tsy izy e!




Ie, modely nalaina t@ sovietika t@ zareo mbola nalaza (tendance) ireny. Asa na efficace tokoa na ahoana fa misy olona milaza fa anisan'ny nampidina ny niveau n'ny ankizy tany M/car ny nampianarin'ny SN
8. kitjo ( 06/11/2006 13:39)
Ilay hoe ny SN no nampianatra aloha tsy haiko

fa ny hitako fts ndray ho an' ny tanora ilaina ny SN fa tena mitaiza ny toetsaina inddra raha ny resaka Civisme

Hitako @ eto SIngapour manokana io fa hafa mihitsy ny fomba fisainan' ny olona eto sady ny azy manao daholo na lahy na vavy ary obligatoire jusk 47ans ngamba izy zay!

Raha mitsoaka any ivelany ka tafaverina eto alohan' io 47ans io dia migadra 4ans sy lamandy 30000SGD (15000euros)

2 taona ny faharetany ka ny mpianatra dia tsy maintsy mijanona mianatra mandritra io fotoana io!
9. ninih ( 06/11/2006 14:03)
asa aloha ze fomba nandraisan' ny ankizy nanao io SN io taloha fa toa mahakivy raha ireny no haverina kah!
10. ari.malala ( 06/11/2006 14:11)
vahiny2004:

misy olona milaza fa anisan'ny nampidina ny niveau n'ny ankizy tany M/car ny nampianarin'ny SN



nampianarin'ny SN izahay fony tany @ CEG t@ kilasy 4è fa tsisy n'inon'inona azo ny zavatra azavainy, tsy haiko na izaho no sarotra mahazo zavatra, fa ny tadidiko dia ry zareo aza toa menamenatra mampianatra ary rehefa zajatra kely dia ireo lehilahy mikoty mpianatra... :roll:
11. kitjo ( 06/11/2006 14:57)
fa ho an' ny SN ndray ary e, mba misy zavatra positif ve azo?

ny tiako lazaina oe raha tsy asaina mampianatra fa zavatra hafa ny sasany

ohatra oe manangana sekoly, manao asa sosialy e!

sa ve d ratsy fts zany ny SN aminareo?
tsy ho an' ny mpianatra ampianarin' ny SN no lazaiko
12. ninih ( 06/11/2006 15:30)
ka le Sn teto dago anie toa hisakanana ny ankizy hiditra akatso aloha fa be lotra teny e! ze tena vokatra tsara aloha to tsy nisy niteny lotra e! sady izao le sn efa tsisy intsony aloha e!
13. vahiny2004 ( 06/11/2006 16:23)
Mety tsy ratsy anie ilay hevitra e, araka ilay lazain'i kitjo hoe ho an'ny civisme izy dia tena tsara, fa tokony tsy tany @ fampianarana angamba no nampiandraiketina ny ankizy satria mbola tsy tena matotra izy, ny fianarana anefa base ho an'ilay ampianarina dia manjary tsy mety

Asa raha hainareo fa taloha anie nanao Service National koa ny tanora gasy tsy te hanao service militaire e, fa efa vita fianarana ambaratonga ambony, io izao hitako hoe mety tsara satria efa mba matomatotra kokoa
14. kitjo ( 06/11/2006 16:31)
@ izao ady @ SIDA, ady @ habadoana, firosoana @ teknolojia sns izao ange tena mila sensibilisation betsaka e

indrindra ny any ambanivohitra ka au lieu de mitady benevoles ( ny gasy tsy hanao mitsy fa ts manao ra tsy misy sosy)...tsy aleo ve averina d former-na amreny le ankizy refa tsy mety le mampianatra..

mampianatra ihany fa mba zavatra hafa mamparisika azy..

io civisme io d hitako tena tsy ampy any dago ary fianarana ange ny fiainana e, mino aho fa mampianatra betsaka tokoa io manova ny mentaliten'ny ankizy ao dago
15. mirambola ( 06/11/2006 19:25)
za loha maniky raha hoe obligatoire le fampianarana satria raha mahay mamaky teny sy manoratra daholo dia vety2 dia mivoatra e
satria ny zavatra rehetra mila anio domaine io
16. MTN ( 06/11/2006 21:42)
Za lo tsy mandaha hoe ilaina ny fampianarana, araka ny maha-lova tsara indrindra azy fotsiny ohatra. Fa saingy tsy ny olona rehetra kosa no natao hampianatra hoy aho. Raha nianatra isika izao dia nisy ny nahay sy ny tsy nahay. Dia toa izany koa, misy ny mahay mampianatra sy ny tsy mahay. Ary misy mihitsy ary ny miofana ho mpampinatra fosiny fa tsy tonga dia alefalefa any fotsiny. Raha izaho aloha dia ny famporisihana ny ankizy ho any an-tsekoly no mety kokoa noho ny fanaparitaha ny mpampianatra hanantona ny ankizy eh.
17. ari.malala ( 07/11/2006 05:56)
ilay hevitr'i Kitjo io hoe aparitaka ny mpampianatra, saingy olona efa voaofana tokoa no tena tsara e! ary tena ilaina indrindra koa ny handresena lahatra ny RAD sasany hampianatra ny vhv ao aminy satria mbola misy @izao fotoana izao ny mieritreritra fa ny vhv natao hoentina fa tsy hitondra tokantrano d ts ampianarina! :-( mampalaelo b! d ny hitako koa izao, d ny fampianarana izay mety hamparisika ilay olona ohatra hoe ankoatry ny mamaky teny sy manoratra dia ny manjaitra, mahandro...
18. mirambola ( 07/11/2006 15:36)
manaiky ny evitrareo a
fa lay tetika iry zareo anie hoe
na tsy mahay ary mba misy matiere ray voafehiny sy tiany any atsekoly e
ka tsy voatery ampianatra maraina mandritry ny ariva ne zany fa 3h ao anatiny 1 andro e
19. ninih ( 08/11/2006 12:32)
raha ooatra ka tena olona tsy mahay mamaky teny sy manortra aloha no former-na de mety tsara kosa e! @ zay mba tsy ho voafitaka ny analphabète @ zay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3732