decoration
1. mirambola
(
05/11/2006 17:25)
mba toroy logiciel na decation na sary hoe za raha mafantatra nareo bordure sy ny sisa m
dia misaotra mialo e!!
dia misaotra mialo e!!
novalian'i MTN ny 05/11/2006 21:33
3. mirambola
(
05/11/2006 18:31)
bordure na sary aky a!
refa mba tsy misy atao iny mako de mandany andro eto @ordi dia manao montage e
refa mba tsy misy atao iny mako de mandany andro eto @ordi dia manao montage e
4. fiaritiana
(
05/11/2006 18:31)
microsoft picture manager!!
fa dommage lasa nénà tato dé tsy afaka mametraka sary ato @ serasear zà alou pr l instant
fa dommage lasa nénà tato dé tsy afaka mametraka sary ato @ serasear zà alou pr l instant
5. MTN
(
05/11/2006 21:33)
ny ahy photoshop foana no ampiasaiko fa sarotra be io raha tsy mbola zatra. Paintshop pro angamba no moramora.
