madagascar

1. mirambola ( 17/03/2007 17:35)
fa firy kay madagasikara @nosy fara ny lehibe ndrindra? faha efatra ve? sa.........:roll:
novalian'i Fiffi ny 21/03/2007 21:13
2. Stretch ( 17/03/2007 17:42)
adino ndray ny lesona tam nanala CEPE
:-w
3. Fiffi ( 17/03/2007 19:14)
http://fr.wikipedia.org/wiki/Liste_d'%C3%AEles_par_superficie
4. Fiffi ( 17/03/2007 19:17)
http://www.madagascar-vision.com/salon800/page2d.asp?CAT=-1&STAND=1061&PROC=3&PAGE=6751
3ème Madagascar
5. soanja ( 17/03/2007 22:05)
Faha efatra izy ka.
6. ikaretsaka ( 17/03/2007 22:15)
raha kotiana i australia dia faha 4 izy
7. Fiffi ( 18/03/2007 07:50)
faha 4 ve ? heu....toa faha-3 foana no nahafantarako azy nefa.. hay tena faha 4 marina !
8. ikalapeta ( 18/03/2007 08:35)
hihihihihihihi, Fiffi!:P,... austr mbola ao anatiny koa:-D:-D:°)
9. sakaizakely ( 18/03/2007 08:48)
1° Groenland
2° Nouvelle Zélande
3° Bornéo
4° Madagascar

Australie tsy azo sokajina ho nosy satria mihoatra lavitra ny 3M km² ny velarany.

10. ikalapeta ( 18/03/2007 09:10)
:-D:-D:-D:-D kay faha5 australie:-P
11. tynah ( 21/03/2007 20:29)
tam zah nanala cepe alouh tena tadidiko fa faha 3 eh! sa faha efatra ? d tsy afaka cepe zany zah ato am serasera ah?:?
12. Fiffi ( 21/03/2007 21:13)
hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2423