Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fasaly ( 09/07/2006 06:32)
TSY IZAHO AN!.......
Henoko hoe misy oul misandoka fasaly any am tsaty karajia any an! ka marihiko eto fa tsy mpitsofoka karajia mihintsy izaho ka sao ampiresahin'izao fasaly sandoka zao any ny namana sasany fa "TSY IZAHO... tohiny
novalian'i sarobidy ny 25/07/2006 08:36
soanja ( 09/07/2006 03:55)
Resaka SIDA
Izao izany vao kopy ny fanjakana hatramin'izay fa somary tantely afa-drakotra ihany ny vola natokana hiadina amin'i SIDA tany Mada hatramin'izay. Fa dia efa volabe no lany vao hita ny olana sasany. ... tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 13:48
dadabe ( 09/07/2006 02:52)
hotel 7 etoiles (hotel 7 stars)
mba fantatrao ve fa 1 ihany no hotely 7 etoiles eto @ ity planeta hiainantsika ity?hotely lux indrindra erantany. http://www.delirant.com/annuaire/goto-7241.html ho anay eto chine dia hisy promoti... tohiny
novalian'i bebe ny 12/07/2006 04:57
xxx ( 08/07/2006 18:06)
aiza no misy an'izany??
izaho oa ry ireto mitady bandy sady tsy mifoka no tsy migoka no tsy miloka no sady indrindraindrindra TSY MAMPIRAFY no sady BOGOSSY koa(tsy oe tena bogossy be fa manjary lasan'ny sipa hafa fa na dia ... tohiny
novalian'i Tokinao ny 04/08/2006 06:48
xxx ( 08/07/2006 17:23)
Hikarakara tokatrano
Raha vehivavy nandranto fianarana lavidavitra, ary efa nahita asa tsara atao, no mifidy ny tsy hiasa fa hikarakara ny tokantranony dia ahoana no mety hevitrareo? Indrindra ianareo lehilahy? :roll: ... tohiny
novalian'i xxx ny 11/07/2006 13:53
soanja ( 08/07/2006 15:53)
IVF (In Vitro Fertilization)
Inona no fihevitr'Andriamanitra momba an'io azafady? Resabe mantsy io aty aminay satria nisy Mpampianatra Katolika nanao an'io mantsy taty aminay dia niteraka telo ka nony fantatry ny mpampiasa (ecole... tohiny
novalian'i prime ny 12/07/2006 09:17
lapino ( 08/07/2006 15:43)
Finale rahampitso
Nadal sa Federer? :°) (Wimbledon)... tohiny
novalian'i ja ny 10/07/2006 09:46
lanto ( 08/07/2006 14:54)
fahazaran-dratsy
fahazaran-dratsy manoratra sms sy manafohy teny ao amin'ny tsaty ve, fa dia misy mampiaiky mihitsy ny fomba fanoratr'ireo olona mandefa tonon-kira :) Omeko anareo ny patipatiny : [i]Lohateny : étr... tohiny
novalian'i ja ny 09/07/2006 18:41
tsoupou ( 08/07/2006 13:47)
VADIKO IHANY ITY KA
Indray andro nisy bandy kely sy ramatoa niaraka naka coin coin mba (l). Kay lé ramatoa tsy mety afa-po mitsy dé mody niera tam lé ramatoa izy oe andé hipiss alou vetivety. Nahita Razoky nanolo p... tohiny
novalian'i papala ny 11/07/2006 10:59
tsoupou ( 08/07/2006 13:35)
TANTARAO ZE ITAN-LA AO
Indray mandé zay teny am cité (misy rihana io an). 3 mianaka no iray trano nefa ny trano tery dia tery. Izy mivady dé i Koto no mipetraka ao. Tery moa lé trano dé tsy maintsy mihafy na kely na l... tohiny
novalian'i tsoupou ny 12/07/2006 12:08
fasaly ( 08/07/2006 12:35)
ajanony!!!!
ajanony amin'izay lay xxx fa fanina, mikorotana, ny loha:{:{:{:{:{:roll::roll::roll: zelkely... tohiny
novalian'i lanto ny 10/07/2006 10:31
tsoupou ( 08/07/2006 12:28)
FITIAVANA VE IZANY ???
Mba jereo ny manodidina antsika fa maro ny vehivavy izao tsy miaraka amin'ny lehilahy raha tsy manana zavatra azo tengenana iny lehilahy iny (tsy lé vatan-tenan'ilay lehilahy an :D:D:D), ohatra hoe m... tohiny
novalian'i tsoupou ny 20/07/2006 15:17
tsoupou ( 08/07/2006 12:22)
NY FORMATION OMENA ANTSIKA
Asa raha mba efa nodinihinareo fa ny ankamaroan'ny zavatra ampianarina antsika any am-pianarana tsy dia ampiasaina akory na amin'ny fiainana andavan'andro na amin'ny asa. Marina fa hoe base daholo ire... tohiny
novalian'i tsoupou ny 11/07/2006 06:31
diamondra27 ( 08/07/2006 11:41)
hatraiza?
Nataoko eto ity satria eto @ ity rubrique ity no miseho ny tantara Mahita ny resaka hatsikana eto aho, dia mahita fa lasa lavitra be ilay sangy na dia hoe: hatsikana aza no anaovana azy. Mety ha... tohiny
novalian'i booboo ny 29/07/2006 20:05
jentilisa ( 08/07/2006 09:14)
izany ny demokrasian'ny olona!
Tsy ny resaka fifidianana any amin'ny firenena vaventy fitsiriritran'ny olona no holazaiko eto fa firenena tsotra ihany na dia hoe alohantsika aza ry zareo sy efa lasalasa kokoa. Moa ve sy mendrika fa... tohiny
novalian'i fijo ny 15/08/2006 21:56
gasyjean ( 08/07/2006 08:47)
mitady tononkira
sao dia mba misy manana ny tononkiran'(JESOSY MPANAFAKA)antsan' i krsty azafady , raha mba misy dia mba ampetraho ato azafady na alefaso @ misaotra.... tohiny
novalian'i Aino ny 09/07/2006 18:06
fasaly ( 08/07/2006 06:15)
ntsssssssss!......
Raha nody avy niasa ity rangahy, ni sonner ka ni sonner tao ambaravarana tsisy namoha, farany rombotra beuh dia lasa nihodina tary amin'ny varavarakelin'ny lakozia, novakiany lay fitaratra dia afaka n... tohiny
novalian'i fasaly ny 11/07/2006 15:46
danielscout ( 08/07/2006 05:31)
MBA OMEO RY ZALA'H
mba omeo tondrom-peo e!ireto avy rainay o (tselatra) tady vy (rah-ckiky) fitiavako masiaka (ny ainga) izay fa merci e!... tohiny
novalian'i dadabe ny 08/07/2006 07:15
xxx ( 08/07/2006 02:05)
tena tia ve
ahona kay ry zalahy no hinoana hoe tiana ano ny bandy iray fa misalasa be ihany mantsy za @ zao fotoana zao ..nefa izy tiako nefa tys reveko lay miesona8O8O... tohiny
novalian'i sechat ny 13/07/2006 14:36
Ralay ( 08/07/2006 01:44)
Pronostika
Hifarana ny mondialy ery efa fantatsika ny hanao ny lalao famaranana fa ny Italianina sy ny Frantsay.Iza no ary alaintsika amin'ireo ekipa ireo ary firy ny score vinavinaintsika? Misokatra ny lalao. N... tohiny
novalian'i MCZ ny 10/07/2006 11:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8997