FITIAVANA VE IZANY ???

1. tsoupou ( 08/07/2006 12:28)
Mba jereo ny manodidina antsika fa maro ny vehivavy izao tsy miaraka amin'ny lehilahy raha tsy manana zavatra azo tengenana iny lehilahy iny (tsy lé vatan-tenan'ilay lehilahy an :D:D:D), ohatra hoe moto na fiara.
Sarotra ho an'ny lehilahy tsy manana ireo (ny ankamaroany ny dikan'izany) ny mikaoty. Ny goûter kely isak'izay mihetsika aloha tsy tenenina intsony.
Ny zavatra tsara ho fantatra dia izao : ny ankamaroan'ny olona vao hifampikaoty dia mbola mpianatra, ny dikan'izany dia tsy mbola be sosy. Dia lasa mirona any amin'ny olona efa manana ireo ny vehivay (indrindra hoe tanora), ny efa manana an'ireo zavatra fitaingina ireo anefa efa mpiasa daholo ary manambady mihitsy aza.
Dia izay toe-tsaina izay no mitarika loza be : FAMPIRAFESANA --> ARETIM-PO --> SIDA, --> SNS SNS ...
novalian'i tsoupou ny 20/07/2006 15:17
2. fasaly ( 08/07/2006 12:48)
aiza no misy anzany tantara izany ry tsoupou?????ilay hoe tsy maintsy manana zavatra azo taingenana ihany no hiarahana???:wink:


tsy voatery hoe ny lahy ihany na ny vavy ihany no hoe mampirafy fa rehefa te hampirafy lay oul de mampirafy....

fa marina alou fa any madà no tena ahitàna io trange io e! io dia nohon'ny hamafisan"ny fiaiana ihany angamba.....
fa hatao ahoana fa izay lay izy ary kou!:-*

3. xxx ( 08/07/2006 16:12)
...

zelikely
4. 6372sl ( 08/07/2006 16:32)
Tena marina ny an'i fasaly, mety noho ny hamafisan'ny fiainana no mahatonga io tantara io.
5. ja ( 08/07/2006 18:03)
tsy any dago ihany kosa aloha no misy an'izany e!
diso be!jereo fotsiny ange ohatra rhf mijery F1 ianareo e!jereo fa feno sipa manja bdb ao,dia tena tia mijery f1 tokotrany v le sipa ?hummm b sosy b manko ny tontolon'ny F1!
fa izany oe tsy viavy rehetra aloha no tsy miaraka raha tsy be sosy e!
6. Lalah ( 08/07/2006 19:14)
Za koa aloha mahita fa ny Sipa any mada tena efa materialiste daholo e! zavatra tsapako mintsy zany, ny sasany zany ve efa mahafantatra hoe efa manana vady io olona io mbola ilay vadin olona indray no menacer-ny hoe hianjeran ny riatra ianao raha mbola mitady azy ihany, fa efa ana izy izao, amin io sipakely 15 ans 20 ans d efa mahavita an izany.Satria nahoana hoy nareo satria io lhl io manaka-tokona afaka mahavita ny caprice-ny rehetra, noho ilay bandy kely tena tia azy saingy tsy manam-bola. Ny ahy aloha fatorako tsara rehefa mody manao vacance any fa efa tsy mandry ny tany ao e, aleo mailo ihany:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
7. ja ( 08/07/2006 19:18)
tsy any dago irery oa no misy an'izany
8. cutie ( 08/07/2006 19:20)
Mpandefa : Lalah [ Valio ] 09-07-2006 00:14:18
Lohateny : Re : FITIAVANA VE IZANY ???
Za koa aloha mahita fa ny Sipa any mada tena efa materialiste daholo e! zavatra tsapako mintsy zany, ny sasany zany ve efa mahafantatra hoe efa manana vady io olona io mbola ilay vadin olona indray no menacer-ny hoe hianjeran ny riatra ianao raha mbola mitady azy ihany, fa efa ana izy izao, amin io sipakely 15 ans 20 ans d efa mahavita an izany

ka tsy le lhl ve no adala @ zany :-D
9. ja ( 08/07/2006 19:23)
cutie:

ka tsy le lhl ve no adala @ zany :-D



hihihihihi marina mihitsy ny an'i cutie!ny lehilahy koa no te hanaiky
10. jacy ( 08/07/2006 19:27)
angamba kosa tsy vehivavy ihany no manao toy izany fa fotsiny hoe raha vehivavy no manao toetra toy izany dia hafa ny fijerin'ny fiarahamoninana nefa maro koa ny lehilahy manana toetsaina toy izany satria moa ilay tovolahy no "mikaoty" dia .... amiko aloha na lahy na vavy no manao toy izay dia tsy mendrika ka ny zavatra tiako ambara dia tsara raha generalizena ilay izy mba tsy hisy ny tsy fitoviana toy izany satria manko hanamafisako ny teniko misy malagasy malaza ratsy ho manao firaisana amin'ny lehilahy mihitsy mba hahazoana vola ka ny aretimbola angamba dia tsy ny vehivavy sasany ihany no azony fa misy lahy koa!!! mampalahelo ny vanimpotoana hihainantsika e!:?:
11. xxx ( 08/07/2006 19:33)
ny lehilahy @ izao koa ange efa mba matérialiste be e!
tsssss
12. fasaly ( 09/07/2006 12:18)
ié marina zany ka! tena marina mintsy raha zohiana de efa maneranerana ny tany ny oul matérialiste e!
fa ny hitako betsaka kalou any madà e! na lahy na vavy efa maro ny mijery anzay kouuuuu!
13. ja ( 09/07/2006 17:04)
fasaly>humm any dago ve no tena betsaka?tsy haiko aloha e!
fa otrany tsy mino an'izany aho,jerevo fotsiny oa ny F1?feno sipa manja be,dia ho tia F1 daholo ve ireny sipa ireny e!
14. Herimiafina ( 09/07/2006 18:02)
tsoupou:

Mba jereo ny manodidina antsika fa maro ny vehivavy izao tsy miaraka amin'ny lehilahy raha tsy manana zavatra azo tengenana iny lehilahy iny (tsy lé vatan-tenan'ilay lehilahy an :D:D:D), ohatra hoe moto na fiara.
Sarotra ho an'ny lehilahy tsy manana ireo (ny ankamaroany ny dikan'izany) ny mikaoty. Ny goûter kely isak'izay mihetsika aloha tsy tenenina intsony.
Ny zavatra tsara ho fantatra dia izao : ny ankamaroan'ny olona vao hifampikaoty dia mbola mpianatra, ny dikan'izany dia tsy mbola be sosy. Dia lasa mirona any amin'ny olona efa manana ireo ny vehivay (indrindra hoe tanora), ny efa manana an'ireo zavatra fitaingina ireo anefa efa mpiasa daholo ary manambady mihitsy aza.
Dia izay toe-tsaina izay no mitarika loza be : FAMPIRAFESANA --> ARETIM-PO --> SIDA, --> SNS SNS ...

Izy kosa ve izany dia voatery handeha tongotra foana.
Tsara ny fitiavana fa aleo ny aina tsitsina ihany e!

15. ja ( 09/07/2006 18:34)
herimiafina>hihihiihiihih
16. Herimiafina ( 09/07/2006 18:39)
F'hita retsy knou! heritrereto hoe any Ivato izy no mipetraka dai ilay bandy any mandroseza, de ileiry nefa mikafiry fotoana be mitazona hatramin'ny 10alina, dia andeha inona rasipa rehefa hody avy eo,
17. ja ( 09/07/2006 19:45)
herimiafina>marina mihitsy aloha izany e!sady efa tsy misy taxi be intsony revo alina ny andro
18. mamzelkely ( 10/07/2006 06:52)
xxx:

...

zelikely


iza njay io :-w :-D:-D sady am ora ts fidirako mitry ve rangah :-D:-D humm toi misandoka aaa za nge maté ee sô de umm eo :-D:-D
19. lolokely ( 10/07/2006 10:24)
asa! amiko aloha anjaran'ny tsirairay no mamantatra an'izanye!fa raha oh kosa ve ilay olona manana fiara tia azy de izy ve amin'izay no diso?
tsy mety koa anefa ny manararaotra ny olona ohatran'izany, fa rhf tsy tia ianao de mitsotra fotsiny e!
20. mamzelkely ( 10/07/2006 10:29)
kalou ee sô de afaka misy manome tsara ny définition an'ny matérialiste klou ee satri ve zany zao ra ohatra ka sendra tafaraka am lhl ny vhv iray ka lhl manan-karena matetika no tafaraka aminy de we maté ve zany le sipa sa aôna :roll:

mba omeo fanazavana fanampiny we ee:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1959