FITIAVANA VE IZANY ???

21. Herimiafina ( 10/07/2006 12:38)
Tsy voatery kah, raha sipa efa maté no miaraka amin'ilay bandy efa manankarena dia tena maté ilay sipa.
Il arrive nefa hoe sipa tsy maté koa no nokaotiny de lasa niaraka taminy.

Inona moa no atao hoe maté?
Valiny: ny atao hoe maté dia izay manome critere bebe kokoa resaka ny harena sy voninahitra mihoatra ny zavatra hafa eo amin'ny fisafidianana ny olona iarahany.

tsy zavatra rsatsy ny harena sy ny voninahitra fa raha ireo fotsiny kosa no iarahana aman'olona dia aleo indray tonga dia mijorojoro eny Tsaralalana.
22. nambina ( 10/07/2006 12:43)
dia aleo indray tonga dia mijorojoro eny Tsaralalana.

:-D:-D:-D:-D
23. Herimiafina ( 10/07/2006 12:53)
Ka hita retsy knou, ny iray directa kokoa tonga dia mitaky vola tsotra izao, ny iray indray indirecta kokoa mody mandambolambo fitiavana mba hirarahan'ny saosy. Zinona moa no mahasamihafa an'ireo?:wink:

Fa rehefa hisafidy dai tokony jerena tsara ihany ny critere atao hoe fixe dai ny critere atao hoe variable, ny harena tokony ho any amin,ny critera variable foana fa tsy any amin,ny criterea fixe mihintsy, raha tsy ziany lasa materaka. :wink:

24. nambina ( 10/07/2006 13:07)
tena 'deep' be ange izany analzin'ela izany lety e:-D:-D
25. mamzelkely ( 11/07/2006 05:23)
misaotra ano Herimiafina fa mazava koko le izy zao donc ny lhl ko zany misy maté :°)
26. ninimalala ( 11/07/2006 05:35)
Tsy lavina fa betsaka ny vehivavy ao gasikara no manana io toetra io nefa kosa rehefa anotaniana ny lehila gasy ao ampitan-dranomasina (amro tokoa izy ireo an)hoe nahona ianareo no tsy maka vady any nefa any be gasy de hoe satria ny vehivavy gasy any de materialista mihoatran'ny ao dago, ka iza re no marina e ?
27. ounjasou ( 12/07/2006 11:46)
ka za alou sipa fa ra za kosa tsy hiaraka @ bandy hovelomiko e, de mate ve za zany, tsy manin, nefa kou ra be sosy lotra njay sao manitsaka, de inn njay amizay ?
28. tsoupou ( 13/07/2006 13:52)
Herimiafina:
Izy kosa ve izany dia voatery handeha tongotra foana.
Tsara ny fitiavana fa aleo ny aina tsitsina ihany e!

Lé iz ange Hery tranga mateti-pitranga e, tsy ny vehivay rery ihany no manao toetra otran zany fa diso a t@ lé ohatra fa na lehilahy be zao aza.
Ny olana nge zao ny lasantsy aty Mada efa tena lafo e, na ny manana auto aza zao ny 1 fotsiny sisa no ampesaina fa tsy araka tsony. Dé mba oazy zany lé tsy manana auto ireny. Tsy hahazo olontiana mitsy ve ???
Nena zao ny principe-ko ato ampesana : tsy misy sipa kely maazo mitaingina ny daba zany, refa tsy mahay mandé bus na taxi mijanona fa tsoupou tsy mitondra na dé tsoupou aza. Indray iz no mitaingina eny dé enao no sokiriny lava sy lazainy fa inonany eo ko.
29. HESHA ( 15/07/2006 12:27)
KIIIIIII, ZAY ZAO ETO GASIKARA DE AONA ZANY ? ZA MANDE BISY FOANA F AZA MATAHOTRA, NY VOLA HOA SAMY MANANA FA NY ISANY NO TSY MITOVY, KA RA TE HO MATE ZAO ZA OHATRA DE TSY TAFA SATRIA LE MANANA FIARA RENY AZA NDRAINDRAY TSY MBOLA MAHAVITA NY SITRAPOKO KNO, HIHIHIHI
30. tsoupou ( 20/07/2006 15:17)
HESHA:

KIIIIIII, ZAY ZAO ETO GASIKARA DE AONA ZANY ? ZA MANDE BISY FOANA F AZA MATAHOTRA, NY VOLA HOA SAMY MANANA FA NY ISANY NO TSY MITOVY, KA RA TE HO MATE ZAO ZA OHATRA DE TSY TAFA SATRIA LE MANANA FIARA RENY AZA NDRAINDRAY TSY MBOLA MAHAVITA NY SITRAPOKO KNO, HIHIHIHI

Fa inona zany sitrapon-toi zany ??? Ndao andramana tanterahina oe so dé mbô tanterako iany zany. :D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1798