Finale rahampitso

1. lapino ( 08/07/2006 15:43)
Nadal sa Federer? :°) (Wimbledon)
novalian'i ja ny 10/07/2006 09:46
2. hery ( 08/07/2006 15:59)
Nadal mazava ho azy... tahaka ny manao beloty tsy afaka mihitsy i Federer :-)

Raha sendra resy moa i Nadal dia tsy koi fa mba efa mandresy ihany Italie amin'ny mondiale ny harivan'io. :^)
3. 6372sl ( 08/07/2006 17:23)
Asio loka ary e!
4. ja ( 08/07/2006 18:09)
tsss la resaka tennis ange no eto ry hery e!
fa na izany na tsy izany lanin'ny lafrantsa ireo italiana ireo kou
humm mety federer ihany kou,Nadal toa terre battue no tena rezatra be tsy laitra mihitsy ka asa aloha
za aloha Nadal no alaiko e!
5. lapino ( 08/07/2006 20:29)
Maka Nadal daholo ny olona, fa za ohatra ny ho naman'i ja amin'ity ko. Toa tokotanin'i Federer manko ilay bozaka.

Hery, raha mandresy eo izany i Federer, dia hobatain'ny frantsay ny amboara ny hariva, manampy ny an'i Mauresmo androany? :) Efa reko sahady ny vavan'ny mpanao gazety lety e! :)
6. ja ( 08/07/2006 20:55)
hihi lapino
7. kally ( 09/07/2006 05:36)
Hita aloha fa nisy efa niezaka mafy nataon'i Nadal amin'ny filalaovana ambony bozaka izay tsy tena talentany loatra, ampy handreseny an'ilay soisa lahy io ve izay? Mba aleo ary hiova kely indray ny rasa sady Federer ve tsy efa be ny azony? Asa aloha koh!
8. Ralay ( 09/07/2006 06:58)
Tsy afaka @ Federer io fa ohatran'ny Italie ihany tsy afaka amin'ny France e :lol:. I Mauresmo koa zao efa nanokatra ny lalan'ny victoire française anio alina allez Federer allez les bleus :D
9. MCZ ( 09/07/2006 11:27)
ralay< hihihi , oka valy ny antsika allez fona resy na mandresy ko :-D :-D

Hery< mety homarina io aa hihihi
10. andrea ( 09/07/2006 12:52)
Hery >>> hé hé Federer mavaza be !!!

efa hoe 'Zidane il va marker , Zidane il va markeeeeeeeeeeeeeeeer !!! Allez les Blés !!!!!
8)8)

11. dadabe ( 09/07/2006 14:14)
zah maka an'i williams :roll::roll:
12. lapino ( 09/07/2006 14:23)
Io ary fa mitady ho azon'i Federer le izy an!
Fa handresy ihany Italia na izany aza ka! :wink:
13. dadabe ( 09/07/2006 14:26)
NON I FRANTSA KA
14. ja ( 09/07/2006 17:12)
allez les bleus allez les bleus

ouinnn Federer ve ranga no naharesy kle!
tsssss!nahazo set 1 kosa aloha i Nadal e!fa na dia aza tena efa nihezaka be angamba i Nadal fa toa otrany niady be ny bolina knou
15. lapino ( 09/07/2006 21:22)
efa hoe 'Zidane il va manker , Zidane il va mankeeeeeeeeeeeeeeeer !!
16. sasa ( 10/07/2006 03:40)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D Zidane il a eu un carton rouge :-D:-D:-D
Bravo Italie, na tsy naharesy aza i Nadal e
17. ja ( 10/07/2006 09:46)
na dia izany aza!
dominer ny italiana e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5424