Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsoupou
(
11/07/2006 11:13)
BMW Z4
Nisy sipa gasy mba nahazo bmw z4, tena mlay be zany an.
Rehefa teny akaikin'ny soaniadanana (rn4 io) anefa dia natosiny le bmw. Nisy bandy
nitondra moto tam zay dé mba hanampy ono.
- Manaona ô...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 19:55
tsoupou
(
11/07/2006 11:11)
VOLANA
Nisy blonde 2 nijery volana (la lune fa tsy le mois)
- Ndry ve mino oe misy mipetraka eny am volana eny ???
- Ie, raha tsy izany ve akia hisy jiro eny a, ndry koa sanana a...
tohiny
tsoupou
(
11/07/2006 11:10)
MI-BALADY AM BEKA
Misy blonde 2 manala azy am beka, nandende.
Nijanona lé 1 dé nanabotsiny ny pneu-nlé beka (lé pneus 2 be zao mitsy an)
- Fa inona ity ataon-dry e
- Ambony loatra ny sezako akia a
[i]Tsis hifan...
tohiny
novalian'i MTN ny 11/07/2006 12:40
tsoupou
(
11/07/2006 11:09)
AO AM DOUCHE
Nisy blonde 2 tao am douche, iray trano izy fa aza asiana fanontaniana hafa an !!!
- Mba omeo shampooing eo a akia za a
- Efa misy ange iny am ndry iny e
- Fantatro zany e, fa ity nge natao ho an'n...
tohiny
tsoupou
(
11/07/2006 11:08)
MARARY KIBO NY LOHAKO
Nisy blonde nakany am dokotera :
- Ô Radoko a, marary kibo angamba ny lohako
- An, aona zany ??? De otran'ny ahoana ny fisehon'lé aretinao zany ???
- Isak'izay mba manakevitra a dé hevi-maloto (...
tohiny
Mifenty
(
11/07/2006 10:16)
kozin materazzi sy zidane
Tsy aiko fa ra afaka mandika nareo miteny italiana de mba adikao azfd ndrindra.
araka ny gazety anglisy guardian dia ito ny resaka nifanaovan'i zidane sy materazzi:
M-taciti, enculo, hai solam...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/07/2006 19:03
rabaradaka
(
11/07/2006 10:15)
Gadra nitsoaka sa nampitsoahana
Lasa ihany ny eritreritra hoe gadra 4 nitsoaka tao Antanimora avy eo ny ampitson'iny gadra 4 nitsoaka tany Toliary amin'izay samy gaigy lahy daholo, avy eo mpifankahalala daholo ry zalahy ireo. Sao mb...
tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 10:10
fens
(
11/07/2006 10:08)
bandy voadona!
Aona l'ty ny hevitra'ilasny am bandy voadona, misy ve sa rehefa kofy de be mokony daholo....
tohiny
novalian'i melody ny 21/11/2006 23:04
dadabe
(
11/07/2006 09:51)
fangatahana
mba mangataka re tompoko oo!!ataovy teny gasy fa tena tsy maharaka teny frantsay intsony anie zah e:snif::snif::snif: , mahay ihany aho fa very indraindray , de menatra be aho fa ny olona eto @ serase...
tohiny
novalian'i kala ny 19/07/2006 06:28
tsoupou
(
11/07/2006 09:07)
I ZEFA MAGICIEN ...
Nilentika ny sambon'ireto mpivady, rangahy magicien ary ramatoa assistante.
Sosotra i ramatoa indray andro :
- Bitro, voromailala, bitro, voromailala, ... Dé ireo foana, fa nga enao tsy mahay mamo...
tohiny
novalian'i pissoa ny 12/07/2006 04:11
tsoupou
(
11/07/2006 09:03)
NY FONKSIONERA SY NY ASA ....
Toy izao ny fahitan'ny mpahay antontan'isa (statistique) ny mpiasam-bahoaka eo anatrehan'ny asany:
Lundi 10%
Mardi 38%
Mercredi 25%
Jeudi 22%
Vendredi 5%
--------------
TOTAL 100%
...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 11/07/2006 10:33
hnini
(
11/07/2006 08:42)
Immersion totale à la légion étrangère sur France2
Ataovy @ teny gasy kitoatoa @ manaraka dia efa mety raha tsy mahay teny gasy tanteraka
Bonjour, = Manahoana (na akory na salama na bezoro :-))
Mitady olona izay nahavita ni-enregistrer (jereo fa m...
tohiny
novalian'i booboo ny 18/07/2006 08:01
tsoupou
(
11/07/2006 08:40)
BE COCO BE !!!
Dika teny malalaka an !!!
Tany am bar tany Arabie saoudite i Chirac sy Bush nana-py kely, dé tratran'ny polisy.
Tsy fanao ny misotro toaka any na dia misy aza ny fivarotana azy.
Voaheloka ahazo ve...
tohiny
novalian'i little ny 14/07/2006 05:14
cristal
(
11/07/2006 08:08)
Aiza no ahitako vehivavy tia ahy ?
(l)(l)(l)Mba tena mitady vehivavy tena matotra hitia ahy aho ra misy ato de mba hanorato aho de mba aza atao vazivazy fa tena ilaiko ange e!...
tohiny
novalian'i Tahiry ny 30/11/2006 13:15
hery
(
11/07/2006 06:41)
Adiresy @namana.serasera.org mbola mitohy
Manahoana daholo,
Efa misy vitsivitsy ny namana no manana sy mampiasa ny adiresy solonanarana@namana.serasera.org. Taorian'ny fanitsiana kely natao dia naverina nosokafana indray ny takelaka fanga...
tohiny
novalian'i dd ny 08/08/2006 12:29
nikopol
(
11/07/2006 06:39)
Zidane reveko
Za indray kalony dia mirevy Zidane ninn ninn resahan-lisany e ! Reveko ny filalaony, reveko ny personnalité-ny, reveko ny modestie-ny, reveko ny zavatra ataony akoatran'ny foot ... le coups de tête ...
tohiny
novalian'i tovolahy007 ny 16/07/2006 23:35
soasoafy
(
11/07/2006 06:36)
festival(fivavahana fanasitranana)
Ahoana ny hevitrareo mikasika ilay fivavahana fanasitrahana natao eny atsimondrano(Antanikatsaka) tarihin'le Pasteur Docteur vazaha .
Raha ny fijeriko de to resy lahatra ihany ny ankamaroan'le ol man...
tohiny
novalian'i prime ny 28/07/2006 09:16
Fanja1
(
11/07/2006 05:30)
Paris veut des virements d'argent plus faciles pour les immi
http://actu.aliceadsl.fr/francemonde/default.aspx?id=137947&onglet=FranceMonde_histo&position=1...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2006 19:34
nenipita
(
11/07/2006 05:27)
VONJEO maika @ jus
salut o, o ry reto a , fotoanan'ny voasary izao eto gasikara de za zany isaky ny manao jus d'orange de otran'ny mangidy fara izany foana tsy haiko hoe inona no antony nefa ilay fotsifotsy kely otran'n...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 19/07/2006 09:13
soanja
(
10/07/2006 23:48)
Ny fanahin'ny olona tohiny
Mahavariana ahy fa misy itovizana be dia be amin’ny zavatra eritreretin’I Jiosy ny fomba handraisantsika ny fanahy indrindra ny an'i Prime. Ny antony moa izany matetika dia hitambarantsika aminâ€...
tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 07:21
