Liste des messages

Liste des messages, inserés par fens, par ordre de date
fens ( 07/11/2006 14:26)
Madagasikara
asa hoy aho raha mba misy amintsika ireto nymahafantatra ny dikan'ny teny hoe MADAGASIKARA, ny niaviany , ny dikany sy izay hevitra rehetra fonosiny. nisy vahiny nanontany ahy ny dikan'io mantsy ka t... suite
répondu par fens le 12/11/2006 13:52
fens ( 25/09/2006 20:28)
Viriosy! Anti viriosy
HOno wa! mba iza no afaka manoro oe inona ny anti virus tsara sy matanjaka e! mba manana karazany ihany zahay ato fa de tsy mety fa mbola infecté ihany le machine e? Ny ato zao ohatra de MCAfee, N... suite
répondu par vale le 12/11/2006 00:10
fens ( 03/09/2006 19:45)
BIrao/Mpandrindra
Hono wa, za efa tsy vao² tsony fa mba misy zavatra manitikitika ahy fotsiny:?::?: Iza avy kay ireo mpandrindra ny "site" serasera ho an'ny resaka virtoaly de za avy ireo Birao na Mpandrindra ny nama... suite
répondu par fens le 28/09/2006 04:44
fens ( 01/08/2006 16:08)
Voretra ve ny gasy sa ahoana?
Ra vo mande eny andalana enao de mahita olona manary fako, fonosana zavatra nohanina, raha mijery an'Antananarivo de miavosa ny fako, miangona ny maloto! avy aiza dahol? Voretra ve ny gasy noho izany ... suite
répondu par prime le 29/09/2006 09:10
fens ( 29/07/2006 13:38)
Hifidy sa tsy hifidy 3 dec
zao ry zareo an! ahoana ny hvitrareo, hifidy ve sa tsy hifidy? ny antony de zao: hifidy enao toa ohatran'ny hoe manosika olona hihinana ny harenao! (le fananana iombonanana io ohatra: volampanjakana) ... suite
répondu par prime le 11/09/2006 15:11
fens ( 29/07/2006 13:33)
Vonjeo!
Zao ry reto an! misy mahita fika ve nareo fa izahay mijaly raano refa ririna de tsy afaka manondrka voninkazo mitsy de mampanaelo be le izy! ka so de misy fika oe mba tsy ahafaty le voninkazo na tsy ... suite
répondu par Herimiafina le 13/08/2006 16:37
fens ( 27/07/2006 08:45)
Ingenierie sociale
Mitady olona azo iarahana miasa amin'ny resaka ingenierie sociale (za le mitady asa amin'io an) Misaotra!... suite
répondu par fens le 03/09/2006 19:22
fens ( 24/07/2006 19:09)
SIG
Ngô de misy mahay SIG ka afaka mampianatra e! na manana logicile ohatra hoe ArcView dernière géneration? mbô vonjeo fa te hivotra e!... suite
répondu par fens le 22/08/2006 12:48
fens ( 11/07/2006 10:08)
bandy voadona!
Aona l'ty ny hevitra'ilasny am bandy voadona, misy ve sa rehefa kofy de be mokony daholo.... suite
répondu par melody le 21/11/2006 23:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0171