Hifidy sa tsy hifidy 3 dec
1. fens
(
29/07/2006 13:38)
zao ry zareo an! ahoana ny hvitrareo, hifidy ve sa tsy hifidy? ny antony de zao: hifidy enao toa ohatran'ny hoe manosika olona hihinana ny harenao! (le fananana iombonanana io ohatra: volampanjakana) tsy hifidy enao ohatra ny hoe manome alalana andry zalahy hanao ze tiany hatao! de ahoana ihany e! satria mantsy ono tsy misy olona parfait eto antany! de ahoana? Mba valio e!
répondu par prime le 11/09/2006 15:11
2. Herimiafina
(
29/07/2006 13:58)
Na alika aza no milatsaka ho fidiana adidinao foana no mandeha mifidy, izany no responsabilité.
Raha mpampiasa aho dia io no critere iray voalohany hisafidianako ny mpiasa alaiko.
Ny olona tsy mifidy mantsy amiko dia rehefa misy olona ao ampiasana dia misitrika fa tsy mba miatrika, ka inona no ilavako an'izany? :^)

3. hery
(
29/07/2006 15:31)
Raha vao tsy mifidy ianao dia mitombo iray ny chance hahalany ny olona mety tsy ho tianao.
4. vale
(
29/07/2006 15:43)
Vitao foana ny adidy !,,raha zaho aloha no mifidy dia ra8 e, ireo nifandimby teo aloha toa tsisy azoazo noho izy koa! izay vaovao hiakatra eo tsy hay tsy hay, ka io aloha mbe tsotsotra dia aleoko io ihany e!
5. vale
(
29/07/2006 15:45)
ny ho fatram-pifidy ny mangana no ialàko lavitra, sao sendrany mangidy tsy hotelina eo vao, hummmm!:^):^)
6. Herimiafina
(
29/07/2006 15:56)
Aleoko kokoa olona manao vato fotsy toa izay olona tsy mifidy klé, olona mihemotra lava refa misy tsy tiany ve no asiako miambina ny vady amanjanako sanatriavina! :wink:
8. Herimiafina
(
29/07/2006 16:51)
vale :-D:-D
Fa na dia izany aza tompon,ny safidiny ny tsirairay e, raha tsy mifidy no hitany fa mety dai tokony hotadidiny fa any ambanivohitray mandeha tongotra 10km ny andeha hifidy ny olona sasany nefa dia misy mifidy tsara foana.

9. ainga
(
30/07/2006 14:46)
Manao ahoana daholo ô !
Mivantana avy hatrany ny valinteniko : Ndehana mifidy fa zo io arymarina ny voalaza teo fa maro ny MPifidy mandeha lavitra vao mahita tobimpifidianana ka nahoana ianao no mihanahana ?
Izahay aza (eto Frantsa) mitsiriritra anareo afaka mifidy, kanaefa tsy afa-manoatra e ! Mieritrereta tsara, mbola misy ny fotoana dia efao ny adidy !

10. laracroft
(
30/07/2006 21:22)
ie, f'anga tsy afaka mifidy any @ ambassade de m/car, izay gasy mipetraka aty ivelany? raha ny tokony izy manko dia mahazo kara-pifidianana avy @ poste any an-tranony ny tsi-11 dia any @ ambassade no mifidy:roll:
11. Fiffi
(
31/07/2006 18:20)
tokony afaka mifidy isika aty ivelany de ao @ ambasady no misy an'io saingy toa tsy nahita an'io mihintsy aho hatramin'izay an!
Fa raha mbola afaka mifidy de aleo mifidy ry zareo mba tsy handosirana hadidy satria hadidy io an!
Fa raha mbola afaka mifidy de aleo mifidy ry zareo mba tsy handosirana hadidy satria hadidy io an!
13. ainga
(
01/08/2006 09:03)
Mipetraka any Arabia saoudita angamba i Fiffi ka manana akisan aroba mitady "haintso" isanandro ô ?:D Laingako , aza tezitra e ! Tena marina mihitsy reitsy manko fa adidy goavana ny mifidy ka efao ny adidy izay afaka manao izany.
Zo virtuel ny an'ny Gasy valovotaka ry laracroft, fa tsy mbola nisy afaka nifidy izany ny aty ivelany. Resaka, efa naroso efa ela io, ary tamin'ireny raharaha 2001-2002 ireny dia nisy tokoa ny fangatahana. Mila moyens hono e, tsy mora hono e! Tsss !

14. prime
(
01/08/2006 09:12)
Ao anatin'ilay lalàm-pifidianan'ny ffkm io fa toa kely ny finoana hahalany azy satria tsy tian'ny tim...
15. fijo
(
01/08/2006 20:25)
raha manana zo hifidy ry zareo,dia mifidiana,fa izay no mba hany fandraisana andraikitra mivantana atao amin'ny firenena an
17. prime
(
02/08/2006 09:12)
fijo, vale> marina izany... fa mba malahelo ihany ny expat. fa mba te handray anjara nefa toa arirariran'ny mpanao politika hoe tsy azo atao izany satria lalana mibanaka ho an'ny mpangala-bato...:wink:
19. prime
(
02/08/2006 13:48)
Ka izany hono tsin koa...:lol:
Ilay lalàm-pifidianana vao2 io anie mampiditra an'io hevitra io fa efa hita hoe tsy mi-passe io... Ny gouvernement efa nanome ny heviny fa tsy miova ny lalàna @ ity fifidianana ity...:°)
Ilay lalàm-pifidianana vao2 io anie mampiditra an'io hevitra io fa efa hita hoe tsy mi-passe io... Ny gouvernement efa nanome ny heviny fa tsy miova ny lalàna @ ity fifidianana ity...:°)
20. fijo
(
02/08/2006 18:48)
izao e,holany ihany io lalana vaovao io,fa rehefa lany ravalo vao hovany io.