Hifidy sa tsy hifidy 3 dec

21. rakaroka ( 04/08/2006 18:35)
Fa tena efa sur ve ity 3 Décembre fifidianana any Dago ity e?...
22. Fiffi ( 04/08/2006 19:21)
23. prime ( 07/08/2006 11:59)
Efa sur io, ny governemanta tsy miverina @io intsony raha tsy mahita fomba fiady hafa indray ny mpanohitra...
24. rakaroka ( 08/08/2006 20:19)
Ilay izy tsy question hoe mpanohitra fa question de normalité, ny olana raha tsy nanao science pô, sarotra ny hanazava ny tokony ho fantatra mikasika izany eto!
25. Achia ( 09/08/2006 15:33)
fanga rekany ny pô koa azo hatao science e ? :^)
26. prime ( 10/08/2006 09:52)
:°):-D
Misy tsy azon-drakaroka indray ny resaka... ny fanontanianao izany no diso fipetraka...
rakaroka:
Fa tena efa sur ve ity 3 Décembre fifidianana any Dago ity e?...

Ny mikasika ny fifidianana @ 3 desambra, na analizy politika na siansa avy aiza hanazavàna azy dia ny lalàm-panorenana no manan-kery ary ny fitsaràna avo efa namoaka ny didy fa @ 03 desambra dia mety tsara ary hotanterahina @ io ny fifidianana araka ny tolo-kevitry ny governemanta... Izany hoe sur io...
Ny fandinihina azy araka ny tsirairay dia an'ny tsi11 tokoa... Ka ambarao ary aloha ny fandinihina araka ny siansa pô ambaranao fa dia ho hita eo raha mitombina e!!!
27. rakaroka ( 10/08/2006 12:50)
Ny lalam-panorenana raha ny marina dia volavolaina ary tapahin'ireo députés mivory, ka ny ordonnance na arrété iray mivoaka na avy @ filoha aza tokony manaraka izay! Dia mbola misy delai tokony réspécté-na koa (4 mois angaha izy izay)aorian'io vao afaka atao ny éléction,toa en vacances izao ny députés!
Omeo ary ny date nanaovana ny ordonnance na arrété hoe 3 déc?...Ny verbal anie tsy constititionnel e!
Neken'ny HCC ilay izy taorian'ny déstitution'i Lahiniriko et pour raison hoe "condition météorogique" izay raha ny obsérvateur extérieur no mitazana izany dé "abstrait ka" satria any @ février any na aorian'izay akory ilay nanaovana investituren-Ra8.
Ka ilay izy mety aminareo fa il semble tsy logique ho an'ny mpitazana hafa. Izany hoe tsy dia zava-dehibe ho ahy izay hanaovany izany rahateo izaho tsy manana droit hifidy akory aty ivelany fa mba tsetsatsetsa tsy haritra fotsiny ny hanaovako ny fanamarihana. Eny e fa marina ny remarquen'i Prime amiko hoe betsaka ny tsy arako koa, ohatran'ny sazy tonga dé mianjera @ ingahy Pierrot Rajaonarivelo anefa toa tsy nandalo fitsarana akory,nisy maro hafa koa anefa toa nanodinkodina fa dia tsy arako marina intsony tokoa e!...
28. prime ( 11/08/2006 10:38)
Marina ny ambaranao raha textes sy procédures no resahina... Fa ny HCC no mpamoaka ny didy farany (fitsaràna ohatr'ireny tribonaly rehetra ireny anie io e) mikasika izay mety ho fandikàna na tsia ny lalàm-panorenana... Efa namoaka ny didy izy fa mety ny 03 desambra, ary ny fitsaràna no faratampony ka tsy mila dinihina any @ chambre basse any intsony izay didy mivoaka fa mihatra avy hatrany ka ny governemanta no mpanatanteraka @ alàlan'ny decrets d'application sy ny arrêtés... Ny governemanta rahateo no anao an'io tolo-kevitra io hotsarain'ny HCC... Volavolan-dalàna tsotra (ara-ekonomika, ara-politika, ara-kolon-tsaina, ara-mpiaraha-monina) no dinihin'ny 2 chambres fa tsy manan-jo hitsara na dia kely aza mikasika ny lalàm-panorenana izy...
Ny mpanohitra no mitady hanao "opérations dilatoires" nefa tapi-dalan-kaleha... Nanao proposition de nouvelle loi électorale fa tsy ni-passe, nanambitamby ny ffkm fa adinony indray fa filohan'ny fjkm anie ra8 e... manao revendications ny iverenan'ny exilés politiques dia tratran'ny travaux forcés... izao indray mitady hanao diversion @ multiplication'na candidat fa hihomehezan-dra8 fotsiny... lazaina hoe tsy mety ny 03 décembre fa ilay investiture mai no izy, ny HCC manamafy fa ilay février no izy... lazaina hoe tokony hitovy ny chance ka hahena ny caution dia mampihomehy ny fitondràna izany sa te-hanao record du monde isika gasy hoe misy 1000 lahy sy vavy candidats... dia farany indray izao hoe nivoaka ny charte des partis politiques ka 24 no nanao sonia dia mahagaga ihany hoe ny idéologies sy ny programme tsy misy fa ny charte indray izao no alefa aloha... marina ny an'i fijo fa mbola olona foana no resahina... mampalahelo...
29. rakaroka ( 11/08/2006 12:44)
Mahafinaritra rehefa misy ésprit d'analyse indrindra hoe raharaham-pireneny ny oul. Mihevitra izany araka ny rariny sy ny hitsiny, rahateo sady araka an'Atra izany!
Ny fahafantarako: firenena Démokratika ny firenena Malagasy, ka anisan'ny mametraka izany ny fanajana ny rafitra démokratika @ endriny rehetra. Raha nofidiana ny solom-bavam-bahoaka dé araka izany anarana izany. Ny ahy tsy miandany @ RaX na RaZ aho fa misy hitsiny sy rafitra tokony ho hajaina isan'ambaratonga no miantoka ny firindran'ny zava-misy!...
Amiko tsy dé tokony natao rano dikain'ny zinga ireo députés tant qu'il représentent la démokrasie,
ny HCC tsy mahasolo an-drizareo @ izay fa tompon'ny teny farany fotsiny! Dès fois si tu expérimentes qlqs chose dans un labo..., misy étapes natao holalovana hampitombina "tsara" ny éxpérience!..
30. fijo ( 15/08/2006 21:42)
rakaroka,marina fa ny mpisolovava tsy mahasolo ny hcc,ary ny hcc koa tsy mahasolo mpisolo vava,satria andrim panjakana samy manana ny asany ireo.ka ny solombavam bahoaka,mpanao lala,ny hcc miaro ny lalam panorenana.izany hoe raha manao alana aza ny solombavam bahoaka,ka milaza ny HCC hoe tsy mifanaraka amin'ny lalam panorenana io dia vita.esory fa tsy izy.
ka raha milaza enao hoe manao rano dikain'n zinga.tsy naka ny hevitry ny solombavam bahoaka.tsy misy hilana ny heviny intsony ,rehefa ny HCC no milaza hoe mety io,dia vita.zavatra hafa dinihana.
31. prime ( 16/08/2006 13:47)
Izany mihitsy ry fijo no ambarako eo ambony eo fa tsy azon'i rakaroka a... Efa voalaza fa ny governemanta no manolotra daty araka izay fantany fa tokony ho izy dia ny hcc sisa no mitsara araka ny lalàm-panorenana (rehefa nanontaniany) fa tsy misy idiran'ny solombavam-bahoaka izany na dia kely aza... Raha misy manao volavolan-dalàna toy ny "loi électorale" sns dia mandalo any... fa ity tsy volavolan-dalàna fa tolo-kevitra (prérogatives gouvernementales) mihitsy ny manondro ny daty araka ny lalàm-panorenana...
32. fijo ( 16/08/2006 22:10)
le fomba fiasan'ny andrim panjakana ngamba no tsy mazava taminy ka
33. prime ( 17/08/2006 09:44)
:lol:
34. fijo ( 06/09/2006 21:23)
izay no hilana ezaka be any amin'ny tanana
35. prime ( 11/09/2006 15:11)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0953