bandy voadona!

1. fens ( 11/07/2006 10:08)
Aona l'ty ny hevitra'ilasny am bandy voadona, misy ve sa rehefa kofy de be mokony daholo.
novalian'i melody ny 21/11/2006 23:04
2. mamzelkely ( 11/07/2006 10:23)
refa lhl ve de commando tr mitomany :°) :-D
3. naughtyboy ( 11/07/2006 10:53)
fa voadonany 2 cv sa kamio kalo sa bisikileta sa olona ihany ?
4. MTN ( 11/07/2006 10:56)
naughtyboy: voadonan'ny ko de tetin'i zidane
5. iaviantsoa ( 11/07/2006 11:54)
Nareo lhl aloha de tena miseho mafy foana e, nefa tena misy ny bandy voadoana fa vitsy ny mampiseho, tsy mba ohatran'ny an'ny sipa hoe mety azo retapena fa ny bandy tena rehefa voadona tonga de mikarepoka mihitsy, midona am pôtô matetika ary le miseho ho be mokony no tena tratran'io matetika ka réparation totale vo mety, njyiii...
6. Aino ( 11/07/2006 13:02)
fens misy ny bandy sasany tena lasa adala rehefa voadona ah ary misy ny sasany mitomany sns fa aza mihevitra hoe kofy de ho be mokondo, misy koa ny sipa bemokondo.
7. Aino ( 11/07/2006 13:05)
fens fa elah ve voadona sa ho voadona, sa ho domiko dia @ izay hitako hoe be mokony sa tsy!! ravo miseho tsy manko de ho domiko mafy mafy.:twisted:
8. nambina ( 12/07/2006 11:05)
aino> andray kosa retsy e!:)
fens> nga mbola tsy nahita ela lety a, misy tokoa ny lhly vodona fa mahay manafina. sura izaho fa ny iray @ ireo bandy ambony ireo efa voa fa rha tsy izany izy tsy hitsofoka ato @ ity lohateny ity, sa ahoana hoy ianareo?:wink:
9. sakaizakely ( 12/07/2006 12:23)
ny lhl amin'ny ankabeazany dia mahay manafina ny ao ampony ao. Izay angamba ilay hambompo mahalehilahy :oops: Saingy na fondehilahy na ambehivavy dia mitovy io dia samy marary rehefa voadona:cry:.

Nefa koa psychologiquement ny vhv dia mora retablies satria ny vhv miteny sy mamoaka izay ao ampony amina namana sy ny manodidina ohatra. Ny lhl anefa tsy manao loatra an'izany, fa mikobona alahelo ao ampony ny ankabeazany hany ka misy fiantraikany amin'ny toetrany sy ny fiarahany aty aoriana izany, toy ny tsy fahatokisana vhv intsony ohatra.

Fa ny hitako hoe tsy mety (na tsy izay aza no tena resaka eto) dia ny fireharehana rehefa mahavoadona olona. Tsy azoko mihintsy. Mbola tsy tena adultes ny olona manao toetra toy izany raha ny fandinihako azy. Na lhl izany na vhv 8O
10. naughtyboy ( 12/07/2006 14:42)
MTN resaka hafa kay lesy ry no voadona fa samy diso tsika mitsamm haha
ka ze tsy mbola vodona kalo no asa fa tsy voatery we adera2 na ampiseho ranomaso fa samy manana ny teknika-ny io kah ny ah zao de le matanty mivonto iny
no mety amiko ka tsy ovaiko fa ny sasany no asa
11. nambina ( 13/07/2006 10:54)
dain koa ity naughtyboy mody mafy be eo:wink:, tsy misy mahadiso ange ilay mba mampiseho kely ranomaso e, izany no maha-olombelona ny olom-belona, raha vao kobosina ilay izy dia tena gravy be:) aza manao an'izany lety a.

12. naughtyboy ( 13/07/2006 11:25)
ka tsy mety amiko ohatra le mikonetaka fa mety @ sasany tsy maninona ,ray 1 tsy mifanaraka @ tena tsy omena tsiny fa solona hafa de samy vita iny resaka iny
13. nambina ( 13/07/2006 11:47)
tena attitude-na tsy mivaky loha koa ny anareo zany lety e, dia misolo sipa toy ny misolo akanjo izany an, fa anga tsy mba manao effort miresaka manambotra ilay izy?:)
14. naughtyboy ( 13/07/2006 12:01)
ka le resaka eto we bandy voadona ,efa voa fa tsy mbola ho voadona,angalana lesoka , ny tantara tsy maintsy mitohy ka tsy azo atao ny varina manetsetra sy miresaka2 aniny mandavataona sao lany andro eo
15. nambina ( 13/07/2006 12:04)
hay tokoa kay moa efa vodona marina fa tsy ho vodona.
mba valio ity naughtyboy, efa vodona ange ela fa toa tena mahay ny fandehan-javatra mihintsy, tianay hianarana manko any aoriana any:wink:
16. naughtyboy ( 13/07/2006 12:59)
efa mba nandalo ny zvt niainany reo teo alohako aho fa tsy we mahay kah nefa tandremo ihany fa tsy azo enarana daolo akory ze mety @ sasany
17. sechat ( 13/07/2006 14:35)
voadonan'ny inona zany bandy zany ? :-D
18. nambina ( 13/07/2006 20:47)
naughtyboy>marina mihintsy ilay lazainao ka fa @ lafiny 1 koa mety mba misy hanatra azo hatsipy hoany akama:wink:
sechat>:roll:
19. naughtyboy ( 14/07/2006 08:43)
nambina : miankina @ zvmiseho ihany ny valiny raha misy ohatra azonao omena de mazava2 ny olana fa zaolona naughty ty ve no angalanao anatra sao de tsy rariny ny valiny avy eo haha.
20. rapala ( 14/07/2006 09:21)
nambina, naughtyboy: mba zarao @nay ary ilay prob e:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1849