bandy voadona!
21. naughtyboy
(
14/07/2006 18:59)
ka tsy haiko we anatra inn no tiany nambina raha tsy milaza izy ..
22. fens
(
15/07/2006 13:47)
sechat:
voadonan'ny inona zany bandy zany ? :-D
Le resaka resahina alo de bandy voadonan'ny sipa e!
23. Silo
(
15/07/2006 15:04)
Zah lou vhvy no manoratra e:
ie tena misy tokoa hitako ny lhlhy voadona ary tena mandraingiraindy mihitsy aza, Satria misy @nareo lhly ireo mantsy miseho ho bandy izay, nefa rehefa ataon'ny sipa mora marary fo, sady tsy raha dinihina mahazaka pblm kokoa ny vhvy nohon'ny lhlhy (cas en général) io
Sady ny vhvy rehefa tena marary ny fony mitomany izy, fa ny lhlhy ?? vitsy no manao izany. Izay no mahavoa be ny lhlhy.
zah alou efa sendra lhlhy be ranomaso izay e! Fa tsy tiako izy niafarany, fa tsy mba manohitra ahy fa mitomany fotsiny
24. nambina
(
16/07/2006 15:56)
naughtyboy> tsy misy fanontaniana spesifika k, fa hoe en general, ohatra hoe tokony ho mafy fo ve sa tokony hampiseho ny tena maha-olombelona ny tena sa mody mafy be fa hefina eo ihany.
Marina fa miankina @ tsirairay avy iny fa mba te-ahalala ihany izaho e:wink:
Marina fa miankina @ tsirairay avy iny fa mba te-ahalala ihany izaho e:wink:
25. nolalaina
(
17/07/2006 09:51)
Raha misy ny sipa vôdona tsy maintsy misy ny bandy vôdona (na enao mamaky io aza zô mety efa vôdona na kely fotsiny aza tany ho any :-P )
Samy mifandondona eo doly kou!!
Samy mifandondona eo doly kou!!
27. naughtyboy
(
17/07/2006 10:20)
raha zay ndray de mety theory no azoko ambara fa ny mety de enao ihany no mahalala zany
iarahamalala fa sika olona dia manana fihetsempo iraisany rehetra : tahotra, fifalina,tomany sns ary tsy azo ampitovina ny fanehony reny @ ts11, indrindra lahy+vavy ka matetika ny lhl de herintsaina no ampiasainy amahana olana 1 na zv tsrotra fa tsy fihetsempo ,io sokajy io no misy ahy ohatra fa ny safidy de ants11 ka tsy misy ny we diso

29. rapala
(
17/07/2006 11:42)
naughtyboy: ao koa atao:-*:-*:-*
nolalaina: izaho nanome andry 3 nefa ny ahy to 1 fotsiny?:-D:-D:-D
nolalaina: izaho nanome andry 3 nefa ny ahy to 1 fotsiny?:-D:-D:-D
30. rapala
(
17/07/2006 11:42)
naughtyboy: ao koa atao:-*:-*:-*
nolalaina: izaho nanome andry 3 nefa ny ahy to 1 fotsiny?:-D:-D:-D
nolalaina: izaho nanome andry 3 nefa ny ahy to 1 fotsiny?:-D:-D:-D
31. nolalaina
(
17/07/2006 12:00)
nolalaina: izaho nanome andry 3 nefa ny ahy to 1 fotsiny?:-D:-D:-D
[/quote]
tsy aleo ve 1 fa lé tena milay toy zay bdb nefa.....
Reto aza ny 2 fanampiny sô dé zay no haratsy fihavanana eto é!!
:-* :-* Reo ààà!! samy afaka zao!!
:-D :-D :-D
33. nolalaina
(
17/07/2006 14:56)
rapala:
indry 'ty an, tsy ho ratsy retsy ny fihavanana:wink:
tena tsy ratsyyyy?? sur @zany enao an!!.. dé avereno zany lé 2 fa tsy t@ fo iny!! hihihihihihi
:-P
35. booz
(
17/07/2006 16:43)
slt!fa aona marina alo e?ef vodona sa mbol o vondona.
za alo mino oe mis bandy vondona fa le miseho milay b reny d tsy mampiseho oe vondona nef efa innntainy mbol b ambo iany.
d tsy oa manakiana za fa zany ko no iainan'ny sipa ref le dominareo reny iz e!!d mba matatesa e!!!

36. nambina
(
18/07/2006 17:08)
booz>efa vodona, za koa aza mba tratra....
ny anareo kosa ny sipa fona no mahazo tsiny fa mety ny nataonareo ange no mahatonga ilay izy e:wink:
ny anareo kosa ny sipa fona no mahazo tsiny fa mety ny nataonareo ange no mahatonga ilay izy e:wink:
37. kd
(
25/07/2006 09:11)
Zà klou efa voadona e! fa tsy midika zany hoe le monde s'écroule fa miarina haingana!
38. majinikakely
(
26/07/2006 09:43)
pré aloha an ny kofa na bandy na lhl dia toy ny olombelona reetra mitafy nofo amandra ihany ka norimaly b raha misy voadona ry zalah ohatran ny vhv ihany io e fa amin ny akapobeny an matanja tsaian kokoa ny lhl manoloana izay fandomana izay
za klouhmbola tsy voadona e sady sarotra b ny handomana majinikakely zany fa sady maji no kely d mapanaelo ny sipa za d aleo zareo mlam b
za klouhmbola tsy voadona e sady sarotra b ny handomana majinikakely zany fa sady maji no kely d mapanaelo ny sipa za d aleo zareo mlam b
40. fens
(
27/07/2006 08:24)
De msotra am le fandraisana anjra fa de hita fa msady tokoa ny hevitra e! :roll: