bandy voadona!

41. soasoafy ( 02/08/2006 10:35)
matetika ny bandy voadona tsy de te hierika sipa tsony fa fay . Fa ireny bandy mpandona ireny mihitsy ny ana no hiriko ho voadona any aoriana any
42. nolalaina ( 03/08/2006 12:02)
soasoafy:

matetika ny bandy voadona tsy de te hierika sipa tsony fa fay .


Aleony zany samy bandy no hifandona?? :-D :-D

Nefa ndray raha bandy no tiny herehana dé ho voa mafy izy fa reny "hono tô" mandona mafy² koukou!! hihihihihi

43. Zina ( 03/08/2006 17:24)
Misy bandy voadona dia manao vengeance... tena ratsy io..
Misy ny bandy voadona mitomany sy tsy mahinan-kaninina mandritran'ny ray erin'andro...
44. fijo ( 03/08/2006 19:22)
za efa nisy akama izay voadona ,fa tena tsy nahinan kanina lery herinandro.
45. fameusecousine ( 06/08/2006 20:09)
ny ahy ndray no hitako de bandty be geste hoe pehako daholo ny sipa rehetra fa i X ihany(lay ispany)no vadiany ...nitomany tsara fa ni annulern'ilay sipa avant un mois ny date ny mariage ,..toamny re zao...nefa mbola be vava ihany hoe miverina amiko iny avy eh ..hi hi h ih ...nefa zany ange ka tena bandy miseho azy milay fa be vola sy bogoay hono de niheveitra ho fanaperana nefa zao henoko fa mbola tys nanambady fa lalaovin'ny sipa ndray hi hi h i...voakitika be mantsy ny ambo pony hi hi ..aleo mitsotra sy tsotra ihany ho ahhh fa hehhehhehhe;-);-);-);-);-);-);-)=))=))=))
46. fijo ( 08/08/2006 17:48)
efa nahita toa io mihintsy koa aho.fa lery nefa manenjika le sipa hatraiza,nefa le sipa manana bandy hafa
47. fameusecousine ( 08/08/2006 22:27)
sao de olona mitovy aloha lay izy kle...aleo ihany ho ah tsotra fa rehefa sendra ny sipa mahay azy de vita matavu hehhehe:-D:-D:-D:-D:-D
48. mimika ( 26/08/2006 00:32)
:-w Ataovy tsara dona izy mba tsy hanana hery handomana ano ntsony e. Sa ahoana?
49. fens ( 03/09/2006 18:52)
Aino:

fens fa elah ve voadona sa ho voadona, sa ho domiko dia @ izay hitako hoe be mokony sa tsy!! ravo miseho tsy manko de ho domiko mafy mafy.:twisted:


tairo aza we andramana de hita eo!:lol:
50. fens ( 03/09/2006 18:54)
nolalaina:

Raha misy ny sipa vôdona tsy maintsy misy ny bandy vôdona (na enao mamaky io aza zô mety efa vôdona na kely fotsiny aza tany ho any :-P )
Samy mifandondona eo doly kou!!



Tsy aksià giravy ve no hiafarany ra samy hifandona eto?
51. fens ( 03/09/2006 18:57)
fens:

nolalaina:

Raha misy ny sipa vôdona tsy maintsy misy ny bandy vôdona (na enao mamaky io aza zô mety efa vôdona na kely fotsiny aza tany ho any :-P )
Samy mifandondona eo doly kou!!



Tsy aksià giravy ve no hiafarany ra samy hifandona eto?


Fanitsiana: AKISIDA fa tsy aksià
52. pimaso ( 16/11/2006 11:47)
REHEFA AMBOARIN 1 SIPA IRAY DIA MAMPINANA SIPA FOLO
ASIANA HATRAMIN NY VODINY
53. dylan007 ( 21/11/2006 15:08)
lisany angaha tsy mahita ny amin'ny gazety isan'andro io hoe nanaton-tena ary hono le bandy kely fa voadoana ny fitiavana , na koa hoe nanaton-tena ilay rangahy tokony eo @ 40 taona eo fa nilaozan'ny vadiny . tonga dia mamoy fo ny ankabezan'ny bandy rehefa voandona

54. melody ( 21/11/2006 23:04)
dia mbola misy an'izany mamoy fo foana izany ve ry zalahy hatramin'izao? Betska ange ny vhv tsy misy vady na sipa e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5825