Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
lemenakely ( 11/07/2006 17:31)
VADY ATOLOTRA NA MARIAGE ARRANGE !
Fomba fahiny izy io àry mbola misy manao any @ faritra vitsivitsy any an-tanindrazana any.Ka ny fanontaniako dia ahoana no eritreritrareo momba io fomba io ?Olona roa tsy mifankahalàla ,dia terena a... suite
répondu par mandrindra le 13/08/2006 11:51
dailynews ( 11/07/2006 17:13)
lasopy tongotr'omby
ahoana kay ry reto ny fahandroana izy io? misaotra ... suite
répondu par vale le 19/07/2006 20:18
xxx ( 11/07/2006 14:26)
Lazaovo fa tavaratra koa i cantona?
Eric Cantona zao tamin'ny fotoana androny anisan'ny mpanao baolina nikoizana, sady nahery setra. Nidaroka spectateur nanompa azy sy ny sisa. Ho an'ireo manafangaro ny fihetsiky zidane sy ny maha-t... suite
répondu par fijo le 12/07/2006 19:00
bilakarenjy ( 11/07/2006 13:24)
trezeguet sy zidane
Samy tsy nety ny nataon'izy roalahy ireo .Trezeguet tsy nahafaty penalty ,iny tena resaka baolina ,ary i zinedine indray nanao fihetsika mahery izay tsy misy idiran'ny resaka baolina mihitsy .Mba tant... suite
répondu par naughtyboy le 17/07/2006 13:24
Aino ( 11/07/2006 12:56)
loza izany!
tsy haiko na any @nareo ao france na pais eto europe raha mba mitovy any izao ko!! fa aty izao rehefa misy tsy mety kely hataonao eny @ arabe dia anasorany lerony ny isa ny permi anao, misy ny sasany... suite
répondu par cutie le 13/08/2006 18:09
tsoupou ( 11/07/2006 12:14)
MAFY BE IO AN !!!
Nisy vadin-tany (huissier) iray ninjera avy eny @ 24è étage na trano avo iray raha iny izy hampiseho @ olona iny ny hamafini'ny fitaratra amlé trano be. Vaky tampoka ilay fitaratra de nanidina otr... suite
répondu par kala le 19/07/2006 07:15
tsoupou ( 11/07/2006 12:13)
MIHANIKA POTEAU--> DANGEUREUX IO
Tsy t@ mondial ity tranga ity fa efa elaela ihany. Indray andro ity mpiandry tsatokazo (goal), otran kamo izy satria tsisy baolina tonga mitsy tany aminy. Nanomboka sorena nédala fa tsis atao tsinon... suite
répondu par Simpona le 18/07/2006 13:28
tsoupou ( 11/07/2006 12:11)
JE SUIS SOSOTRA AN !!!
Sosotra t@ jobany (sipany) taloha ity bandy iray ka novelivelesiny t@ ireny basy lava ireny ny pare-brise-n'ny fiaran'ilay sipa. Ny vava basy no tazominy ka ilay vody basy no hivelezany azy. Nipoaka... suite
répondu par mandrindra le 18/07/2006 11:36
tsoupou ( 11/07/2006 12:10)
AKOHO 1 sy OLONA 6
Olona 6 no indray maty raha niezaka hamonjy akoho latsaka tao am-patsakana 20 metatra. Bandy 18 taona no nidina voalohany, izay narahin'ny anabaviny. Nanaraka koa ny zandriny 2 lahy rehefa tsy nahita... suite
répondu par mandrindra le 18/07/2006 11:38
Mifenty ( 11/07/2006 12:09)
merci tsoupou
ndao mba amorona blague ho an'i tsoupou fa tena natonny voky blagy mitsy androany le... suite
répondu par tsoupou le 28/07/2006 13:46
tsoupou ( 11/07/2006 12:09)
TRONCONNEUSE
Tratra ambody omby ity vehivavy iray raha nanafika hotel iray miaraka amin'ireny tronçonneuse électrique ireny. Ny olana anefa dia sady tsisy batterie no tsisy courant ilay izy ka dia tavela teo ras... suite
répondu par mandrindra le 18/07/2006 11:40
tsoupou ( 11/07/2006 12:08)
NY BEKS sy ny POTEAU
Namoy fo ity bandy iray ka nianika poteau mitondra itony courant force itony, miaraka @ bebeks am canettes 6. Efa nahalany 5 razoky no poritra ka dia nalefany avy eny ambony eny lé pissssssss. Lani... suite
répondu par kala le 19/07/2006 06:41
tsoupou ( 11/07/2006 12:06)
LAXATIF MAMONO !!!
Efa hainareo moa ny asan'ireny laxatif ireny ??? Tsy hain'ity mpikarakara biby any am zoo angamba izay valin-teninareo izay ka maty tao razoky raha avy nanome laxatif éléphant. Sendra tao aorian'i... suite
répondu par tsoupou le 11/07/2006 12:19
tsoupou ( 11/07/2006 12:05)
HAFA IHANY LE IRAY TALOHA Ô
Tany TURQUIE, nisy lehilahy iray nahavita ny divorce ihany afaka 6 taona be izao (ouffff) tao aorian'ny nampidirana azy teny am tribunal. Nitady vady anefa razoky ka nanao recherche tam internet. Nam... suite
répondu par tsoupou le 12/07/2006 11:24
tsoupou ( 11/07/2006 12:04)
IZA NO ADALA ???
Nisy juge iray tam tànana tany amerika mba nitsetra ity voampanga iray. Noheverin'ity juge ity mantsy fa dia be loatra ny sazy nomen'ny mpitsara ity voampanga ity (5 005 taona), ka dia nozarainy 5 iz... suite
tsoupou ( 11/07/2006 11:20)
MPANDOKO
Nisy corse 1 tafiditra niasa tam colas nanao ny RN4, mpandoko no asa azony tao, lé loko am arabe reny. 1° jour Nahavita 100m nédala 2° jour 50 mètres no vita. 3° jour 25 mètres indray no... suite
répondu par kala le 24/07/2006 12:58
tsoupou ( 11/07/2006 11:18)
BEVOHOKA A MAMA A
Hoy ity blonde iray tam mamany - Mama a, bevohoka a - Fa taiza ny lohanao e ??? Manaonao foana - Teo ambony volant e, fa ahoana ???... suite
répondu par Mifenty le 11/07/2006 20:04
tsoupou ( 11/07/2006 11:17)
TEST DE GROSSESSE
Nifankahita ity sipa gasy sy blonde iray - Avy nanao test de grossesse a akia a... Hoy lé sipa gasy - Dé sarotra be ve ny fanontaniana am zany ???... suite
répondu par tsoupou le 26/07/2006 16:35
tsoupou ( 11/07/2006 11:16)
DEODORANT
Nisy blonde (mipetraka eto gasikara iz an) niantsena tery amlé magasin mivarotra ranomanitra sy ny karazany eo ampitan'ny conforma : - Je recherche un déodorant pour homme (niteny frantsay izy ... suite
répondu par pissoa le 21/08/2006 14:52
tsoupou ( 11/07/2006 11:14)
MIVAROTRA VAM
Nisy blonde naika hivarotra ny dabany. Sarotra ihany anefa satria efa 250.000 Km no eo am tableau. Rehefa lany fika teo izy de nanontany sipa gasy namany (intélligente io an), dé oz lé sip... suite
répondu par kelly13 le 28/07/2006 04:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.6028