Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Mifenty ( 13/07/2006 13:56)
6 septembre
Italy - France ndray am 6septembre e, éliminatoire euro io. Iza no alain lisany? tsis zizou tsony io... tohiny
novalian'i fijo ny 26/07/2006 18:23
Fanja1 ( 13/07/2006 13:14)
Sans-papiers: cent mille signatures à l'Elysée
http://actu.aliceadsl.fr/francemonde/default.aspx?id=138082&onglet=FranceMonde_histo&position=1... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2006 20:18
fasaly ( 13/07/2006 12:41)
Hôrera.......
Raha ohatra ianao tratran'i tranga iray tena sarotra, ohatra namono olona tsy fidiny ny olona akaiky anao indrindra toy ny vadinao na ny ray tampo aminao ohatra..... Tsy nisy "temoin" nahalala sy na... tohiny
novalian'i lapino ny 20/07/2006 21:20
ponita ( 13/07/2006 12:13)
mitady nounou
manahoana daolo o! mitady tanora na bebe na efa neny malagasy mba hitaiza anahy rehefa tsy eo ny neniko aty etampes zay, rer c manorata amin'ny mamanay izaho dia sipakely 20 mois... tohiny
novalian'i ponita ny 20/07/2006 11:43
Noslid ( 13/07/2006 11:59)
"JEREO ETO"
O ry reto ah! Mba ahoana kay ny fametrahana ilay heo "jereo eto" fa mba maro ny zavatra tiana hifampizarana aminareo nefa toa tsy mety tafa mihitsy ilay izy?:roll::roll::roll::roll:... tohiny
novalian'i sarobidy ny 18/07/2006 09:46
MTN ( 13/07/2006 11:40)
diso toerana
somary diso toerana ny nanasivan-drazozy azy, na mety tsy ho diso ihany satria vaovao tetsy sy teroa ilay izy http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44b623baad3bd... tohiny
novalian'i kala ny 19/07/2006 06:46
Razozy ( 13/07/2006 10:43)
Misy vaovao ao Tsimbazaza ao!
Politika ve sa...? Gidro ro be izao hono no tsy hita tao ta @ valan-javaboahary tao Tsimbazaza tao, tsy fantatra na ahoana na ahoana no nahatafavoahany tao ,fa de tsy hita fotsiny izao e! Re ary tato... tohiny
novalian'i zoklbfkfk ny 26/07/2006 05:00
naughtyboy ( 13/07/2006 10:37)
mbola manintona ny sainy mpakafy bol ihany ny momba lay ..
mpanjakany kitra vao2 zidane ,nisy l;ahatsoratra nahatsikaiky ahy ty avy @ evening standard 12/07/06 zay mbola resabe hatr@ zao na ivelany frantsa aza raha oharina @ fandreseny reo italiana ka asa ny... tohiny
novalian'i fijo ny 15/07/2006 19:28
sarobidy ( 13/07/2006 09:53)
Babonao (Bodo)
Efa ela no nitadiavako azy fa hatr@zao tsy misy afaka manampy ahy mihitsy.Mba ameo r'reto aaaa!... tohiny
rabaradaka ( 13/07/2006 09:49)
Ny fanandroana
Ny fanandroana teo amin'ny Ntaolo malagasy dia siansa toy ny astrologie, saingy taty aoriana dia nampiana ody ratsy sy famosaviana dia lasa niova ny heviny. I rabaradaka dadatoa tsy mahay manandro fa ... tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 12:34
rakaroka ( 13/07/2006 04:54)
finoana na fivavahana'ny gasy:remise en question?...
Fa maninona ange no mitrotrongy, mitrosona ohatr'izao ny firenena raha izay vavaka natao sy fiandrandrana ny ho avy mamiratra izay?... Toa variana miandrandra ny lanitra ny mpivavaka ahiana hanadino ... tohiny
novalian'i prime ny 04/09/2006 10:12
rabaradaka ( 13/07/2006 03:55)
Matory am-pitoerana ny Ben'ny tanànan'Antananarivo
Fako etsy, loto eroa, làlana sy lalan-kely simba tsy azo aleha, aretin-kibo mamely ny zaza, fivarotan-kena voretra, mpitsindroka fako mameno ny fanariam-pako, sy ny sisa tsy voatanisa no hita eto Ant... tohiny
novalian'i prime ny 03/08/2006 13:50
rabaradaka ( 13/07/2006 03:47)
Hilatsaka ho fidiana ho Filoham-pirenena koa, hono ...
Mampisavoritaka ny eo anivon'ny Governemanta ny hoe mety hilatsaka ho fidiana amin'ny 3 desambra i Me Jacques SYLLA. Efa misy sahoan-dresaka mandeha mihitsy aza hono fa hoe tsy mandeha manaraka an'Ato... tohiny
Herimiafina ( 12/07/2006 17:38)
Grande messe en ut mineur!
Sao lahy mba misy afaka manoro ahy site anakiray hahafahako mihaino ity oeuvre an,i Mozart (Wolfgang Amadeus) ity? [b]Grande Messe en ut mineur[/b] ny lohateniny ary ny fiandohana (début) sy ny fi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/07/2006 08:35
ftma ( 12/07/2006 15:44)
Tsy aleo ve hovaina @ izay?
Efa 11 ny isan'ny lohahevitra momba an'i Zidane ato tsy aleo ve miresaka fanatanjahantena amin'izay ohatra ny tour de France, tennis, boule, sns :wink:... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2006 20:01
adidy ( 12/07/2006 15:29)
naoty gasy
Sao dia misy manana partition piano ireny mpihira malagasy fahiny ireny isika?... tohiny
novalian'i adidy ny 30/07/2006 10:35
adidy ( 12/07/2006 15:27)
phytoline
Iza amintsika no efa nampiasa produit phytoline? Aiza no misy centre de massage amincissant tsara ao Tana ka mifanahantsahana ny sarany sy ny vidiny?... tohiny
novalian'i adidy ny 15/07/2006 07:14
pissoa ( 12/07/2006 14:37)
DIDY FOLO NY FITIAVANA
http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&vid=v44b4e55f9f3bd :}... tohiny
novalian'i pissoa ny 26/08/2006 12:13
Mifenty ( 12/07/2006 14:10)
nanomboka teo am zidane le izy
tsy nisy naita an le coup d boule ny alibitra teny ambony terrain. refa no rejouer na le izy (replay)d ny 4è bibitra no niteny oe coup de boule iny fa lery io no naita. De oe raikitra iany ng... tohiny
novalian'i fijo ny 13/07/2006 18:57
majesty ( 12/07/2006 13:00)
ikalanoro,zazavavin-drano,kinaoly,lolo-vokatra....
Mba efa nisy nahita maso an'ireo voatanisa eo ambony ireo ve ianareo,toa malaza mantsy fa misy izy ireo nefa hatramin'zao aho mbola tsy nahita olona sahy nilaza fa tena nahita maso na mba hoe misy sar... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.7344