ikalanoro,zazavavin-drano,kinaoly,lolo-vokatra....

41. Achia ( 04/08/2006 16:48)
ary tsisy lahy mitsy ve le zazandrano e ? tô vavy dôly ze miteny rehetra :°)
42. prime ( 07/08/2006 10:37)
Sao dia tsy zazavavin-drano izany ry soanja fa vokatra azo tany @ tsenan'ampela... :lol::-D:-D
43. ravatorano ( 08/08/2006 05:07)
soanja
44. prime ( 08/08/2006 11:13)
8-)
45. soanja ( 08/08/2006 15:07)
prime:

Sao dia tsy zazavavin-drano izany ry soanja fa vokatra azo tany @ tsenan'ampela... :lol::-D:-D


Ary tsy mety arak'i Prime mihitsy hoe zah anie ka Mampiresaka no tena kapoako e. Ka hataoko inona ary io vava sy saina io.
Ravotanora> Tsy misy Zazavavin-drano any Nosy Varika fa azafady fa nandainga aho, fa ny tiako resahina dia misy zavavy tsara tarehy be dia be any ary manana ny mahaizy azy tokoa ka manana ireny hery isan-karazany tsy ananan'ireo aty amin'ny faritra hafa. Saingy nahavoa azy fotsiny tsy nisy ireny kira-trondro ireny.
Ny Vezo indray no lehilahin-drano amiko ary bogosy daholo an!



46. majesty ( 09/08/2006 04:09)
ravatirano:zay razoky zay ah,za ary tsy mbola nanitsaka an'zany nosyvarika izany na de indray maraina aza
47. prime ( 09/08/2006 10:34)
soanja> hay ianao mampiresaka fotsiny an...=((:-w:-w
48. soanja ( 09/08/2006 14:06)
Ny 80% ny resako eto dia izay fa saingy tena misy votoatiny avy aty amin'ny foko ilay ambiny. Anjaranao fotsiny ny mahafantatra hoe Inona no marina.
Ny tena antony dia hoe tiako mba hivezivezy ny saintsika rehetra dia mba hanokatra lalana vaovao eo amin'ny fiainana indrindra fa ny fitiavana hizaha tany ao MADA. Milaza aminao aho ry Prime fa raha mitaingina kanoty avy ao Mananjary ianao mankany Nosy Varika dia ho hitanao fa sambatra ianao satria teraka tao Mada. Ary mety ahita ilay zavavy rano mihitsy. Tandremo anefa mitabataba rehefa mahita zavatra hafahafa eny ambony rano eny fa mivadika ny lakana, zay vao lanim-boay fa tsy ny zavavy rano akory.:D:D:-*:-*
49. prime ( 10/08/2006 10:39)
:{:{:-*
50. soanja ( 10/08/2006 12:57)
Matahotra anga i Prime? aza manahy fa hitahy anao lalandava Jesosy. good bye.
51. prime ( 10/08/2006 13:02)
(l) bye...
52. tojofifaliana123 ( 03/07/2018 08:23)
bonjour daholo e!
Za wa mba te hafatatra oe ahaona fomba itaddiavako kalanoro taizeko ato an trano ,mb valio azafady

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2174