ikalanoro,zazavavin-drano,kinaoly,lolo-vokatra....
21. Achia
(
13/07/2006 13:07)
Vatorno a otranzany ihany koa no fitantaran'ilay namako izay fa rehefa afaka fotoana maharitra de lasa
ol ihany izy ary avy eo izy mifindra monina alavitra
ka mety ho tena izy ihany zany le niaraka t@ nao nge
brrr fa misy karazany roa hono ny lolovokatra ny iray
miverina ho ol fa misy koa tonga de le lasa mamono ireny iny de lazainy hoe biby ary misy karazany koa ny ol any atsimo any izy de fady torahana vovontany refa matory fa na miesona be aza izy no hasianao vovo
ka dia taitra ary miady @ izay ol nanao izany izany no henoko araka ny fitantarandry zala azy e

23. Solitikabe
(
15/07/2006 00:18)
Izao ry Achi a
araky ny fitantaran'ny Ray aman-dReny Tandroy
Nisy roa lahy ny zanaky ny ampanjaka tany Androy-Antaritarika taloha. Rehefa maty ny rain'izy ireo dia nozaraina roa ny fanjakana. Ny zandriny anefa dia tsy nitazona ny fanjakany fa lasa nandeha nandrato tany amin'ny Bara. Niahaka teo ny Fanjakany. Ary dia noraisin'ny zokiny ny fiahiana an'io. Taty aoriana anefa dia niverina ilay zandry ary dia nangataka ny Fanjakany hiverina aminy. Saingy tsy nety ny olona sy ny Mpanjaka zokiny. Ary dia niantso ady izy. Fa ny zokiny nilaza sy nanozona hoe: "Omeko anao ny tany saingy tsy hilevenanao sy ny taranakao, fa izaho tsy hiady". Dia nanomboka dia tsy azo nalevina ny taraky ny zandriny fa nanjary vokatra.
Ary mandrak'ity dia mbola tsy dia ankatoavin'ny olona any atsimo "Androy io an" ny taranaky ny vokatra
Saingy aleo raha misy tena mahay ny tantara dia mba iangaviana hanampy eto sao mantsy diso io filazana io.

27. prime
(
17/07/2006 13:14)
Achia> tsia dia tsia!!! hevitra ambany ihany kah!!!:-D Variana mamaky ny lazainareo dia eo aloha "mandinika izy" hoy ilay fitenenana...
dadabe> :°)
dadabe> :°)
28. Achia
(
17/07/2006 14:04)
ka raha dinihana eto @ resaka zany le izy de otran'ny angano ihany e satria araka ny filazan'i soli zao hafa fa rany henoko indray hafa donc angano ihany zany le zavatra , ny momba ilay tantara nahatonga ilay lolovokatra zany a
29. soanja
(
18/07/2006 11:24)
Misy isan-karazany ny fahitako ny fisehon'ilay izy araka ny foko fa samy lolovokatra daholo ny fiantson-dry zareo azy. Fa na izany na tsy izany dia mampatahotra daholo ho an'izay tsy zatra an' ilay finoana azy ary tena azoko lazaina fa any amin'ny toerana mbola tsy hanjakan'Andriamanitra no misy azy. Fa tena misy tokoa ireo fa tsy angano akory.
32. ravatorano
(
19/07/2006 08:49)
za koa dia manamafy io tantara lazain i solitikabe io satria efa reko foana izy io tamin ny fotoana nandalovana tamin ny toerana misy io foko lazainy io.
Amizao nefa dia efa misy HONO taranak 'ireo "vokatra"efa milevina satria taloha zany tsy azo halevina zareo fa apetraka anatin ny harambato eny antsefan ireo tendrombohitra marobe ary misy taranaka lasa lavitra ny toeran sy tanindrazany miitsy mametraka ny fatin ilay havany nodimandry.
Tsara marina raha misy mahalala ny tantara mba milaza izany eto.

36. majesty
(
02/08/2006 09:28)
ary le lolo-vokatrano tena b mpiresaka fa nareo angah tsy mbola nisy nahita zazavavin-ndrano
40. soanja
(
03/08/2006 14:57)
Mandehana any Nosy Varika fa ahita Zazavavindrano be dia be. Ery amorom-pasika.