Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
piacer ( 19/07/2006 11:15)
d manatena ny fiarahana e
za ko zany vao niditra d manantena fa tena ho anmana tokoa nareo rehetra... tohiny
novalian'i arson ny 01/08/2006 12:27
eisy ( 19/07/2006 08:24)
EKENA AKIA SHAKIRA
http://www.break.com/movies/shakiraremix.html... tohiny
novalian'i fasaly ny 22/07/2006 23:15
eisy ( 19/07/2006 07:58)
Henja lehty a!
http://www.break.com/index/worlds_most_dangerous_comic.html... tohiny
novalian'i ja ny 20/07/2006 20:00
Lalah ( 18/07/2006 22:39)
Za zany mba manana olana kely e
Zao zany ilay olana e, za zany mba te hiserasera amin ny namana eto @ serasera fa nefa tsy mety mintsy zany ilay izy satria zahay zany tara adin ny 8 aminareo any France sy Mada, nareo maraina zahay a... tohiny
novalian'i Tokinao ny 22/07/2006 19:11
LazaDaddy ( 18/07/2006 22:32)
Mivavaha...
"mivavaha mba tsy ho resin'ny fakam-panahy ianareo" hoy i Jesoa. Mila mangataka ny heriNY tokoa isika hiaro antsika @ fakam-panahy. I Piera/Petera aza moa efa im-piry lavo, sady efa nantsoin'i Jesoa ... tohiny
novalian'i prime ny 02/08/2006 10:31
Solitikabe ( 18/07/2006 21:16)
Jesosy dia siantifika
'Sambatra ny mahantra am-panahy, fa izy ireo no handova ny tany" Moa tsy efa ho tanteraka va izany. Izay tia karokaro no handova ny tany. Raha tena tanteraka tokoa mantsy ny fikarohana mikasika ny me... tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 11:13
KOTOKELY ( 18/07/2006 20:35)
tranokala kristiana
Miarahaba antsika izay mandalo eto. Ho antsika izay manembonembona ny fampisehoana rindrankira ara-pilazan-tsara fijery tany dago dia misy tranokala kristiana nataon'ny namana iray mpikirakira iton... tohiny
ja ( 18/07/2006 18:27)
ity toe-tsaitsinka gasy
niady hevitra t@ namana iray izay aho momba an'ity fanetren-tena ity! dia bdb ny hevitra nitsongany tao,fa ny tena tiako marihina eto dia ny fialonantsika gasy isika gasy oa(tsy ny gasy rehetra akor... tohiny
novalian'i Mifenty ny 21/07/2006 13:38
khoto ( 18/07/2006 17:35)
Mitady travail de vacances
Salama daholo ny namana rehetra! Vacances izahay izao.Mba mùila torolanlana avy @ namana tsara sitrapo: aiza no mety misy asa azo hatao eto france sn manodidina (italie, allemagne) izay tsy dia ilan... tohiny
Herimiafina ( 18/07/2006 15:54)
Rallye Analamanga
Tena mbola tiako itony fiara itony e! http://www.madanight.com/madagascar-photo-33625.htm Asa ahoana ny hevitrareo! ... tohiny
xxx ( 18/07/2006 15:43)
vavaka ho an'i namana rehetra!!
Ray o! Misaotra Anao aho raha afaka manonona izao vavaka izao!.Tahio Ray o ireo namana rehetra izay mifanerasera eto,ny fitiavanao sy ny fitahianao anie hanaraka azy ireo,eny,na aiza na aiza misy azy... tohiny
novalian'i prime ny 16/08/2006 13:21
Zina ( 18/07/2006 15:01)
Musulman hanao president any Dago
Mba ahona ny fihetsikareo amin'ity? Tena any Dago mihitsy ve io? amiko aloha dia mihevitra mihitsy zy zareo fa tsy mahavit'azy mihitsy ny malagasy e. Ary tena mahatezitra mihitsy ahona ary no hafak... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2006 22:49
tsito ( 18/07/2006 14:05)
shine
angamba eto no tokony nametrahako ty hvt ty fa tsy tary. Za ho a mba te haeno vaovao momba ny eglizy evangelik shine pasteur Patrick no mitondra ao. Diso lalana le fanontaniana ka toa vazivazy no vali... tohiny
novalian'i Achia ny 20/07/2006 16:39
nenipita ( 18/07/2006 13:38)
tsaramaso maina
alona ora maromaro ny tsaramaso andrahona halemy tsara avy eo dia manao saosy saosy : voatabia tetehin amadinika be, tongolo maintso sakamalao kely voatetika tongolo gasy voatoto jumbo an... tohiny
novalian'i booboo ny 19/07/2006 08:41
nenipita ( 18/07/2006 13:01)
riz cantonais
aona ny fanaovanareo azy? angamba matsiro be o, omeo re-7 hoe fa sode ratsy ihany ka... tohiny
novalian'i sarobidy ny 19/07/2006 09:33
nenipita ( 18/07/2006 13:00)
katilesy vô mafana ô
mba lazalazao indray hoe ny fanaovanareo ny fandrahona azy , malakilaky ô, fa efa te hihinana katilesy vô mafana zahay aty... tohiny
iartistika ( 18/07/2006 12:59)
Milan!
Mba mitady olona mipetraka any milan sy torino ( turin) raha mba misy ato oh!! sôtra!!... tohiny
novalian'i kelly13 ny 28/07/2006 04:48
nenipita ( 18/07/2006 12:49)
le steak malemy be reny
mba ampio amin'ny fanaovana azy io za mahay o, le tena mampalemy be azy ireny , aona kay no fika tena mampalemy azy ireny asina inona?... tohiny
novalian'i sarobidy ny 19/07/2006 09:23
gountera ( 18/07/2006 12:20)
mbola mitandrina ny lalàna ve ny Kristianina
mapisalasala mants toy ny oe Sabatan'nyJehovah satri ny Romana 14 de mlaza fa tsy manin fa mtovy avoko ny andro naf ny zvt mapsalasal ao de ts mten oe sabat ny context eo.de mis mpanompon'A/tra mamaly... tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 08:47
xxx ( 18/07/2006 12:18)
niditra hopitaly eto France
Niditra hopitaly tampoka eto france ny reniko (Urgence vitale) , nefa tsy manana couverture sociale .(satria saika mba hanao vacances 3 volana). Manana assurance izy nefa 25°/° ihany no toa... tohiny
novalian'i xxx ny 13/10/2006 21:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7661