tranokala kristiana

1. KOTOKELY ( 18/07/2006 20:35)
Miarahaba antsika izay mandalo eto.

Ho antsika izay manembonembona ny fampisehoana rindrankira ara-pilazan-tsara fijery tany dago dia misy tranokala kristiana nataon'ny namana iray mpikirakira itony sary sy feo itony ka mba tsidio fa mety hahasoa anao tompoko ô

www.naivo.new.fr

:):):)
2. Tokinao ( 19/07/2006 05:14)
:) misaotra anao fa ho ,jerena io.
3. jentilisa ( 19/07/2006 12:09)
tonga dia sarintanana mitendry gitara izany e!
4. KOTOKELY ( 19/07/2006 12:33)
iee, mpitendry gitara mantsy ilay nanao ny site e :)
Efa mba nojerentsika ve ilay partie video aza e
5. cutie ( 19/07/2006 13:03)
za zao efa mijery fa merci :P
6. sylvain ( 19/07/2006 16:39)
merci betsaka é!d isaky ny firy andro no miova ny hira2 ao.
7. KOTOKELY ( 19/07/2006 18:36)
izany hoe concert iray manontolo izy io eo amin'ny adiny roa teo sady mbola misy ihany koa hira clips hafa, mbola maro ko no ho avy eo fa ny olana dia ny fotoanako, hanaovana ilay montage henjana be. Ka araka izay tratra no hanaovana azy. Ny hira manaraka ho avy eo dia an'ny groupe Ny ako izay efa lasa nody any dago, gasigasy tsara mihitsy fa sao dia ataontsika hoe teny vahiny daholo ireo hira e lol :°)
8. prime ( 21/07/2006 10:00)
Nenah tsy nisokatra fa sary fotsiny...:°):-D
9. cutie ( 21/07/2006 17:33)
prime :-D
10. fens ( 27/07/2006 08:41)
hita!8O
11. fens ( 27/07/2006 08:42)
to de tanana be volo be no hitako
12. KOTOKELY ( 27/07/2006 12:47)
Ka le izy ange mila kliker-na eo @ ilay titres eo ambanin'ilay hoe VIDEO fa tsy hoe sintonina akory ny volontanan'ilay razoky mitendry gitara akory e :°)
13. aliotsy ( 31/07/2006 16:45)
kotokely > azo anaovana pub angaha ato
14. KOTOKELY ( 01/08/2006 07:55)
:)fampahafantarana ny zavamisy atsy sy eroa ka mino aho fa azo atao ka :) misy aza eo amin'ilay hoe fampidirana takelaka afaka mampahafantatra izay takelaka tianao ianao ka tena azo atao ka :)
15. prime ( 01/08/2006 09:11)
KOTOKELY:
Ka le izy ange mila kliker-na eo @ ilay titres eo ambanin'ilay hoe VIDEO fa tsy hoe sintonina akory ny volontanan'ilay razoky mitendry gitara akory e
:-D:-D:-D
cutie> ianao an!!:-w:-D:-D:-D
16. diamondra27 ( 06/08/2006 12:48)
tsy mandeha ny ahy nefa efa klik eo @ le hira
17. KOTOKELY ( 06/08/2006 18:29)
Bonjour diamondra

Mila mi installer real player ianao izany. Télécharger-o @ internet, gratuit io, dia installer-o fa misokatra tsara ireo videos ka. Sady efa hoesorina ao amin'izay ireo hosoloina fa efa ela no tao.

A plus
18. prime ( 07/08/2006 11:20)
Misaotra...
19. diamondra27 ( 30/08/2006 09:12)
mbola tsy tafa nefa efa manana realplayer e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.178