tranokala kristiana
1. KOTOKELY
(
18/07/2006 20:35)
Miarahaba antsika izay mandalo eto.
Ho antsika izay manembonembona ny fampisehoana rindrankira ara-pilazan-tsara fijery tany dago dia misy tranokala kristiana nataon'ny namana iray mpikirakira itony sary sy feo itony ka mba tsidio fa mety hahasoa anao tompoko ô
www.naivo.new.fr
:):):)

novalian'i diamondra27 ny 30/08/2006 09:12
4. KOTOKELY
(
19/07/2006 12:33)
iee, mpitendry gitara mantsy ilay nanao ny site e :)
Efa mba nojerentsika ve ilay partie video aza e
Efa mba nojerentsika ve ilay partie video aza e
7. KOTOKELY
(
19/07/2006 18:36)
izany hoe concert iray manontolo izy io eo amin'ny adiny roa teo sady mbola misy ihany koa hira clips hafa, mbola maro ko no ho avy eo fa ny olana dia ny fotoanako, hanaovana ilay montage henjana be. Ka araka izay tratra no hanaovana azy. Ny hira manaraka ho avy eo dia an'ny groupe Ny ako izay efa lasa nody any dago, gasigasy tsara mihitsy fa sao dia ataontsika hoe teny vahiny daholo ireo hira e lol :°)
12. KOTOKELY
(
27/07/2006 12:47)
Ka le izy ange mila kliker-na eo @ ilay titres eo ambanin'ilay hoe VIDEO fa tsy hoe sintonina akory ny volontanan'ilay razoky mitendry gitara akory e :°)
14. KOTOKELY
(
01/08/2006 07:55)
:)fampahafantarana ny zavamisy atsy sy eroa ka mino aho fa azo atao ka :) misy aza eo amin'ilay hoe fampidirana takelaka afaka mampahafantatra izay takelaka tianao ianao ka tena azo atao ka :)
15. prime
(
01/08/2006 09:11)
KOTOKELY::-D:-D:-D
Ka le izy ange mila kliker-na eo @ ilay titres eo ambanin'ilay hoe VIDEO fa tsy hoe sintonina akory ny volontanan'ilay razoky mitendry gitara akory e
cutie> ianao an!!:-w:-D:-D:-D
17. KOTOKELY
(
06/08/2006 18:29)
Bonjour diamondra
Mila mi installer real player ianao izany. Télécharger-o @ internet, gratuit io, dia installer-o fa misokatra tsara ireo videos ka. Sady efa hoesorina ao amin'izay ireo hosoloina fa efa ela no tao.
A plus