Rallye Analamanga

1. Herimiafina ( 18/07/2006 15:54)
Tena mbola tiako itony fiara itony e!
http://www.madanight.com/madagascar-photo-33625.htm
Asa ahoana ny hevitrareo!
2. lemenakely ( 18/07/2006 17:29)
540 io e CHAMPION DE MADAGASCAR t@ taona 1998 io fiara io t@ izany i tompokolahy ERNEST mbola velona dia izy sy ERIC RAJAONARY no niara-nitondra io fiara io!
Ny ahy indray ny voiture propulsion nahafinaritra ahy indrindra dia ny 505 TROPHY nentin'i HAJA DANIELSON an'i CLOVIS ARTHUR taloha io fiara io ,mahafinaritra ahy ny fomba fitondrany azy:°):°)
3. mokonazy ( 18/07/2006 18:00)
marina zany!! ny ahy ndray tsy d tena le fiara no tiako fa le mpamily atao hoe Eric RAJAONARY, avy niaraka tamin'i Ernest tamin'io izy de nitondra an'ilay Toyota Castrol tamin'izany. Nametraka tsy hilalao intsony izy taty aoriana noho ny zavatra nahazo azy tany Tsiroanomandidy izay naha disqualifié azy. Nefa raha mbola teo izy afa nifampitady tsara tamindry Joda sy Roi lion....tantara daholo zany
4. lemenakely ( 18/07/2006 18:33)
mbola nilalao kely ihany izy avy eo nitondra ilay CITROEN visa trophée an'i LOUVEL taloha fa dia tsy nety taminy mihintsy ilay visa dia niverina kely nitondra an'io 540 io dia tsy nanao rallye intsony !asa mety mbola hiverina ihany izy in1 andro any!
5. fijo ( 18/07/2006 20:04)
any mada aloha dia tena mbola mafy io fiara 504 io e.za koa tia an'io,saingy efa namidy le tao an tanana
6. bilakarenjy ( 19/07/2006 13:50)
Efa ela koa ry zalahy no nahafantarako an'ny 0540 io .
Tokony efa atao jobily zao io daba io .
Maro ihany ny génération niaraka taminy fa izy mbola mitana foana e!.
Asa izay ny gordini an-drastef raha mbola any .
7. fameusecousine ( 20/07/2006 00:38)
ie samy manana ny gout ny aloha fa ts y de tiako lotra lay izy ehhh..hi h
8. Herimiafina ( 20/07/2006 13:25)
lemenakely: sao dai mba hain'ise ny tena mba mombamomba an'io pegeot 540 io? Inona no tena mahasamihafa azy amin'ny pegeot 504 tsotra?
9. Achia ( 23/07/2006 16:22)
ny iray tsotra de ny iray bingo :°)
10. lemenakely ( 23/07/2006 17:01)
efa novaliaka any @ hafatra any ra HERIMIAFINA ah
11. Herimiafina ( 28/07/2006 22:17)
Melssi lemenakely an! Mazava tsara kah, efa hitako! :wink:
12. Fiffi ( 04/08/2006 06:59)
inona zany peugeot 540 ?:roll:
13. Herimiafina ( 05/08/2006 11:46)
Pegeot 504 ihany retsy fa namboarina dai nomena anarana hafa satria tena lasa mekanika hafa raha oharina amin,ny pegeot 504 niandohany an! :-*
14. bilakarenjy ( 29/11/2006 16:44)
http://rcma.free.fr/escort/conc-504.jpg hafa koa io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3472