le steak malemy be reny

1. nenipita ( 18/07/2006 12:49)
mba ampio amin'ny fanaovana azy io za mahay o, le tena mampalemy be azy ireny , aona kay no fika tena mampalemy azy ireny asina inona?
novalian'i sarobidy ny 19/07/2006 09:23
2. Herimiafina ( 18/07/2006 13:17)
maka ravina papay ianao dai tetiteteo dai ataovy anaty lovia bol dai alefaso ao ilay steak efa voatetika.

Na mividiana papaine any amin,ny mpivarotra.

Ataovy maharitra ora maromaro (ora 2 ohatra) miloana ao alohan'ny hanendasana azy.

Avy eo hendaso, fa siora fa halemy tsara.

misy PAPAINE mantsy ny ravina papaye ka iny papaine iny dia mampalemy ny hozatra nmena (muscle rouge et strié) ao anaty hena.

Mazotoa homana retsy an.
3. booboo ( 18/07/2006 13:27)
nenà taloha kapokapohako mafy be @ vody antsy hampalemy azy :-D:-D
4. nenipita ( 18/07/2006 13:35)
de ina ndray no ataonao azy amin'izao ry baboo raha io taloha
5. sipagasy ( 18/07/2006 17:12)
aiza ny ahitana ravina papay izany na papaine izany aty frantsa????
6. Herimiafina ( 18/07/2006 17:16)
Tena raha any indray klou tsy haiko na misy ireny sinoa ireny an tsia fa any siora fa misy.
7. mamzelkely ( 19/07/2006 06:10)
afaka atao papaye manta ko anie io ee

de afaka alona anaty mananasy ko ra ts diso za, fa efa nanadrana za de sady nasiko mananasy no nasiko papaye manta le hena de saika ts afaka natono njay fa tellement potipotika beuu :-D:-D
8. booboo ( 19/07/2006 08:42)
:lol:
9. sarobidy ( 19/07/2006 09:23)
Mety daholo reo voalaza reo na kapohina na ravina papaie na papaie mihitsy fa refa tsisy an'reny any aminareo de alona ela be @ le zavatra tokony hatao fangarony le steak alohan'ny handrahoana azy iny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2612