Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vale
(
21/07/2006 10:15)
Manitra hono, hihi !!
Indray mandeha tao anaty train, dia nisy rangahy musclé be sady lava , glady be izany nandefa rivotra :^), dia hoy ty ankizivavy kely iray:
- huuum, ummmmm, iza zany mandoto rivotra izany!!
Dia h...
tohiny
novalian'i vale ny 26/07/2006 21:53
lemenakely
(
21/07/2006 09:35)
Fangatahambodiondry sa fivarotana olona ?
:-DNahavariana ahy indray mandeha tany an-tanindrazana indray asabotsy @ iny làlana mianatsimo iny akaikin'AMBOHIMANDROSO nanatrika fanateram-bodiondry anakiray,mpangataka moa izahay t@ io izany hoe ...
tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 12:09
tsoupou
(
21/07/2006 09:07)
SEAU SY TABOURET
Nisy fianakams avy eto am ville, laibany be mitsy mba ndé hanao vacance any am ferme-ny any ambatolampy, mbola tsy tany mitsy izy fa mi-finance fotsiny no ataony
Refa tonga tany dé oz ny deba
Deba...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 26/07/2006 16:32
tsoupou
(
21/07/2006 09:00)
AM 12 ALINA (MINUIT)
Am 12 alina tamin'io, efa leran'ny halatra sy ny endaka maro isan-karazany zany,
Nisy tànana tampoka nivoaka avy ao amlé lobolobo raha sendra nisy olona nandalo teo
- Mba omeo taratasy azafady hif...
tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 29/07/2006 10:32
tsoupou
(
21/07/2006 08:57)
IZA NO VOA ???
Nisy razoky bokony be niditra tao am bar iray dé tonga dé nanontany sady mibetroka oe :
Razoky : Iza zany Hery zany (tsy herimiafina io an, izy tsy mpakany am bar) ???
Léon : Za fa ahoana ???
Na...
tohiny
novalian'i ikalakintina ny 22/07/2006 10:38
tsoupou
(
21/07/2006 08:51)
O O O O O
Indray andro hono mpitondra malagasy nisy nibahana (gener, empecher, ...) zay, mba voafidy hanokatra ny jeux olympiques, dé nomena an'azy lé kabary hatao am teny frantsay. Tsy iz no namorona lé kab...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 22/07/2006 03:23
tsoupou
(
21/07/2006 08:43)
MAMO A
Nisy mamo zay, zoma manifika io andro io. Katry be razoky, nefa izy nitondra daba nandé nirevy.
Niantso ny tao am centrale izy.
Razoky : Allo, centrale zao ??? (bada lela be fa katry an)
Centrale ...
tohiny
novalian'i Achia ny 24/07/2006 18:59
tsoupou
(
21/07/2006 08:37)
TENY AM 18
Nisy adala 2 zany niresaka teny am 18 (tsi za lé iray an, so dé isy iteny ndray oe za io)
Adala 1 : Iny ny avion an'ny président lé
Adala 2 : Tsy izy leity iny a
Adala 1 : Fa ahoana ???
Adala ...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 28/07/2006 12:57
tsoupou
(
21/07/2006 08:34)
NY FREZY SY NY ... ???
Aza omena tsiny an ^:^ :
Indray andro hono niresaka ny frezy (fraise) sy ny kaka
Frezy : Ndry ky ratsy, sady maimbo be no tsis bika. Za nefa tsara loko, mamy be, manitra sy no dokatena rehetra e
Ka...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 28/07/2006 12:56
tsoupou
(
21/07/2006 08:28)
KAY NY SUPPORTER FRANTSAY IHANY ????
Mba hainareo mo ry reto fa kay [b]ny supporter-a frantsay ihany no nahatonga ny italiana nandresy ???[/b].
Satria an :
1- Talohan'iny finale iny dé oz fôna ry zareo hoe "[i]Allez les bleus[/i]"
2...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 22/07/2006 03:37
Silo
(
21/07/2006 08:06)
Lehilahy koa izany !!!
Hono hoa nareo lhlhy ireto,
Raha misy sipa miaraka aminareo nefa sendra tratrany mampirafy ianareo, de sahinareo ve ny milaza @ iny sipa nahatratra iny rehefa miady ianareo vokatr'iny zavatra nataon...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/08/2006 19:00
bilitika
(
21/07/2006 07:52)
zanako vavy (mahaleo)
:oops:
ho an'ireo manan-talenta amin'ny mozika, sao dia mba misy manana ny tondrom-peon'ny hira "zanako vavy" an'ny Mahaleo, ny tonony no efa azoko(misaotra ny serasera).
MISAOTRA BETSAKA E!!! ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/08/2006 04:47
nenipita
(
21/07/2006 07:51)
hafatra ho an'i Mamzelkely
Hono akia azafady , tokony tsy ato no idirako nefa hitako ny anaranao teo amin'ny dinika manokana , za oa akia mba tehiditra ao amin'io dinika io fa saingy indrisy fa lazainy hoe mbola tsy mahazo alal...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 02/08/2006 15:10
Silo
(
21/07/2006 07:16)
Mba toroy hevitra e!
Izao reto a!
Inona kay ny fanafody manala an'ireny tatakoatra @ ranjo ireny ?. (Matetika vehivavy bevohoka ka mikokotra no misy azy ireny ) nefa ny cas eto de mbola zaza tsy niteraka akory de efa ...
tohiny
novalian'i dailynews ny 27/07/2006 16:05
Andriambelo
(
21/07/2006 07:08)
BAO ANGELE
Maromaro ihany ny sehatra nandramako fa na samy tsy nisy nahafa po aza, ny serasera no azoazo indrindra.
Mba mitady ny tononkiran'i Bao Angèle, tsy haiko ny tena lohateniny, fa miatomboka amin'ny ho...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 06:50
LazaDaddy
(
20/07/2006 23:18)
Europe: kanosa- coward - feigheit - couard
[b]Europe, thy name is cowardice[/b]: http://www.timesonline.co.uk/article/0,,2092-1723842,00.html
[b]Europa, dein Name ist Feigheit[/b]: http://www.welt.de/data/2004/11/20/363020.html
Tsy misy ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 23/07/2006 10:15
LazaDaddy
(
20/07/2006 22:47)
mosque
Hita indray androany (20 Julay) atoandro fa any @ mosque ny hesbollah no mitoby sy manafina ny fitaovam-piadiana.
Izay tokoa angaha vao tena miasa "[i]araka ny tokony ho izy[/i]" ireny mosque ireny...
tohiny
novalian'i prime ny 22/09/2006 11:40
Zina
(
20/07/2006 20:35)
Internet any Dago
Mba omeo soso-kevitra aho ry reto iza no companie internet azo atokisana any Dago, dia iza companie fampidiranana telephone tsara any Dago eeee.
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i Zina ny 21/07/2006 12:10
xxx
(
20/07/2006 20:17)
ps miseho rhf manisy tsikera
tena domage ve ranga fa miseho ny psn'toi rehefa mametraka tsikera amin'ny sary
Indraindray manko dia tsy dia sahy milaza izay ao an-tsaina fa matahotra dia na ty manisy na mody mba midioka (tsy fidi...
tohiny
novalian'i Aino ny 26/07/2006 06:36
ja
(
20/07/2006 20:06)
les ancien du bahut bis e!
toa tys hita intsony ireo mpilalao beloty tao andohalo e!
size efa nande tiy an!fa mba tiako averina fotsiny
ho ani'zay nanadino ity ny siten'ny lycée
http://lebahutmg.free.fr/
dia manantena an...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 24/09/2006 11:54
