Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 24/07/2006 06:17)
azafadyn esory ny saina tia fiatsarambelatsihy
Zao dadatoa, matoa tsy nandroso ity firenena ity dia feno saina miatsaravelatsihy, ohatra efa hita izao ve fa maloto ny rano sotroin'ny vahoaka ao Antsirabe na ratsy ny làlan-kelin'Antananarivo dia l... tohiny
novalian'i prime ny 08/08/2006 10:28
rabaradaka ( 24/07/2006 06:05)
Miresaka amin'ny maty
Ny“médiumnité” na ny fifandraisana amin’ireo nodimandry izay mbola saro-pady tokoa eto amintsika kanefa dia misy tokoa ka azo tsinjaraina ho “roa”, raha azo lazaina. Voalohany, ny olona it... tohiny
novalian'i soanja ny 03/10/2006 02:05
rabaradaka ( 24/07/2006 06:03)
Miady an-trano ny AREMA
Tsy takona afenina intsony dadatoa ny ady an-tranon'ny AREMA. Angamba dia izay no vita amin'izy ireo satria totohondry sisa no tsy nitefoka teny Soanierana, inona ny antony, hoy ianao, tsy inona fa ny... tohiny
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:14
fasaly ( 24/07/2006 05:45)
i dadabe indray no mahery.....
raha nijery ny statistika izaho dia i dadabe no lehilahy nametraka hevitra na tsikera betsaka indrindra ao amin'ny sehatry ny sarin'ny namana, ary sarina vehivavy dool,:-D:-D:-D:-D arabaina dadabe:-*... tohiny
novalian'i dadabe ny 07/08/2006 01:09
hery ( 24/07/2006 04:40)
Tohin'ny statistika
Lazaina eto ihany fa misy isika somary sahirana amin'ny zavatra sasany vao napetraka ao amin'ny serasera. Ao amin'ny takelaka namana.serasera.org dia misy takelaka momba ny statistika vitsivitsy. Jer... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/07/2006 08:45
dadabe ( 24/07/2006 03:40)
ajekaky oo!! 1 volana be zao
Top bizoroka lehilahyNahazo biz'oroka be indrindra cazal Biz'oroka : 24 Top bizoroka vehivavyNahazo biz'oroka be indrindra cutie Biz'oroka : 56 mahery izy mitsama ireo a :°):°... tohiny
novalian'i kala ny 28/08/2006 15:19
xxx ( 23/07/2006 18:35)
solonanarana tsara indrindra
ra mba lazaina eto ny ps mba mahafinaritra anareo: "mia" ve tsy mety ?? PS: hadinoko ny nametra ny ps-ko :-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i prime ny 25/08/2006 11:03
salmo ( 23/07/2006 18:09)
Ilay zaza nantsangana
Nisy zazalahy lahy anakiray navelany ray amandreniny ho hantsangany olona aty amin'ny firenena afa. Rehefa nialebe ilay zaza lahy dia nanontany izy tamin'ny fianakaviana hoe: Nahoana ianareo tao fotsy... tohiny
novalian'i prime ny 25/08/2006 11:35
lemenakely ( 23/07/2006 15:28)
Momba ny hira miverimberina matetika @ radiovazogasy...
Mbà remarque hanatsaràna zavatra re ity ho an'ny mpandrindra ,tsy inona fa misy hira au moins 3 eo ho eo miverimberina matetika LOATRA!!! dia manjary mankaleony :FENO FITIA (Felaniary),misy ilay avy... tohiny
novalian'i antso2005 ny 30/07/2006 04:50
chen ( 23/07/2006 14:10)
mahafinaritra ny serasera e!
Tena tiako dia mamorina club na fanatanjahatena eto Madagasikara satria hitako tena betsaka olona.:arrow:... tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/08/2006 06:45
lemenakely ( 23/07/2006 09:13)
STRIPTEASE 2 hitohy anio alina ny tantara à 23 h
ho an'izay tsy nahita dia hitohy anio alina STRIPTEASE 2... tohiny
novalian'i cutie ny 25/07/2006 20:04
sipagasy ( 23/07/2006 08:54)
karaoke hira malagasy
miarahaba ny rehetra, mba saika hanotany aho aiza kay ny mety ahitako hira karaoké malagasy?? na tranonkala izany na fivarotana cd ihany koa, misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/07/2006 18:17
fasaly ( 23/07/2006 08:23)
olana kely! S.O.S
Mbe te hitsirika ny blaogy.com wa ny tenako na ny ahy na ny an'i namana hafa! fa rehefa hi klik hanokatra na ny ao amin'ny compte ko aza dia hoe: "hadisoina" tsy mahazo alalana hijery eto ianao... i... tohiny
novalian'i vale ny 25/07/2006 22:39
lanto ( 23/07/2006 07:40)
Hira tsy fantatra ny mpihira azy
Manahoana daholo Misy ny namana manana tonon-kira nefa tsy mahalala ny mpihira azy ireny na manadino ny mametraka azy. Azonao [url=http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/mpihira&id=903... tohiny
novalian'i lanto ny 16/08/2006 07:53
tsiokatimo ( 23/07/2006 07:22)
mitady ireo namana avy any atsimo
mba te hiresaka @ reo namana avy any atsimo aho indrindra ireo zay avy @ collège sacré coeur tsianaloka. merci... tohiny
novalian'i robot ny 04/10/2006 05:51
Aino ( 22/07/2006 18:33)
de nahoana mihintsy?
Fa ity frai ana fiaramanidina hoa tao vao maika mahay lafo faona eh!! izany hoe asakasak'ilay compagne aloha, nefa de tena diso lafo laotra!! hoa any le olona efa zatra mande voyages @avion izao de t... tohiny
novalian'i prime ny 02/08/2006 13:23
Aino ( 22/07/2006 18:29)
hoy ny Radio
milaza ny radio fa tsy de tsara ny mande plage matetika iznay hoe eo @masoandro fa diso mahery laotra ny heriny hafanana ka mety hitondra holana ho any rehetra.... tohiny
novalian'i watafon ny 15/08/2006 20:04
dadabe ( 22/07/2006 14:58)
arabaina manokana i mamzelkely
:lol:Ireo namana 10 be isa indrindra volana Jolay mamzelkely (709) Aino (702) cutie (690) pissoa (653) fasaly (629) lolita2mada (576) sarobidy (564) Herimiafina (502) tia (432) eri... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/08/2006 07:32
pissoa ( 22/07/2006 13:53)
Mofo Voatavo
Ahoana indray moa le fanaovana mofo voatavo kay? Sa tsisy an'zany :roll::-D:-D:-D Misaotra o... tohiny
novalian'i vale ny 25/07/2006 19:26
tsoupou ( 22/07/2006 06:35)
BOKY TANTARAN'ANDRIANA ???
Iza ry reto no afaka mba manoro ahy izay mety ahitako lé boky tantaran'andriana iny, raha version électronique izy tena vao maika mety tsara amiko mitsy. MBA VONJEO E... tohiny
novalian'i ferrari ny 31/08/2006 19:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7411