olana kely! S.O.S

1. fasaly ( 23/07/2006 08:23)
Mbe te hitsirika ny blaogy.com wa ny tenako na ny ahy na ny an'i namana hafa! fa rehefa hi klik hanokatra na ny ao amin'ny compte ko aza dia hoe:
"hadisoina" tsy mahazo alalana hijery eto ianao...
inona no tokony hatao azafady eeeeeee!:roll::roll:
te hamaly ny hevitra apetraky ny namana ao amin'ny blaogy-ko izaho de io ihany kou!:?
novalian'i vale ny 25/07/2006 22:39
2. xxx ( 23/07/2006 11:42)
zaho koa sandran'izay matetika, dia malahelo beu !!:(:(
3. vale ( 23/07/2006 12:09)
Fasaly: sendran'izay koa zah, hihi, misy tsy mety angamba sa ve fananian,ny tompony hatao anzay le izy??!

Dia ny mba hangatahiko fanampiana koa , mba manararotra an,ity dinika ny Fasaly ity ê, rehefa hampiditra sary eny @ takelakiny blaogy aho dia tsy mety mihintsy , fa rehefa mi-klik anlay sary kely fanaovana azy iny ( any @ "toerana fandrindrana") dia misy soratra resaka problema avy @ fanakanana ny "pop up" hono, dia efa no-deblokeko le pop -up dia tsy mety foana! tsy dia azoko tsara koa ilay soratra fa @ teny angais be:°):°)

S.O.S :cry:,, mba ampio reto zah zay afaka manondro ahy an'io aaa !!! Fasaly njy sao dia mahay :(?!!!
Misaotra e :):-*
4. vale ( 23/07/2006 18:23)
oups "teny anglais" re no izy a:lol::wink:
5. hery ( 24/07/2006 04:45)
fasaly> Amin'izao fotoana izao dia misy an'ilay fiarovana amin'ny spam ( http://fr.wikipedia.org/wiki/Spam ny atao hoe spam). Misy an'ilay marika io (ohatra 45886) isaky ny hampiditra hevitra. Mila ampidirina eo akaikiny eo io marika io dia hovoaray ny hevitra napetrakao.
6. hery ( 24/07/2006 04:46)
Jerijereo ihany ao amin'ny http://admin.blaogy.com fa misy fanazavana sy fanoroana vitsivitsy.
7. fasaly ( 24/07/2006 05:36)
ah ok! msôtra betsaka, zà anie gaga hoe inona io chiffres io e! h hataoko indray izany fa raha tsy mety milaza eto ihany zà:wink::-*
8. vale ( 24/07/2006 11:19)
mety tokoa fa izay vao tadidiko, za tsy nampiditra le chiffres dia refusée foana, :-D:-D:-D, fa efa nanao anzay in1 mande aho fa nety, zay vao tadidiko! mety io kah!:):-*
9. vale ( 24/07/2006 11:24)
Hery> efa nanandrana an'io aho fa angamba nisy diso izany ny adresse napetrako:)! misaotra fa handramako indray aloha êee:wink:
10. tsoupou ( 25/07/2006 08:45)
vale:

Fasaly: sendran'izay koa zah, hihi, misy tsy mety angamba sa ve fananian,ny tompony hatao anzay le izy??!

Dia ny mba hangatahiko fanampiana koa , mba manararotra an,ity dinika ny Fasaly ity ê, rehefa hampiditra sary eny @ takelakiny blaogy aho dia tsy mety mihintsy , fa rehefa mi-klik anlay sary kely fanaovana azy iny ( any @ "toerana fandrindrana") dia misy soratra resaka problema avy @ fanakanana ny "pop up" hono, dia efa no-deblokeko le pop -up dia tsy mety foana! tsy dia azoko tsara koa ilay soratra fa @ teny angais be:°):°)

S.O.S :cry:,, mba ampio reto zah zay afaka manondro ahy an'io aaa !!! Fasaly njy sao dia mahay :(?!!!
Misaotra e :):-*

Raha tsy diso a tô misy lé blaogy spécifique ho an'ny naman'ilay olona ihany dé izay angamba no tsy ahatafidiranareo ao
Ny momba lé mapiditra sary ndray dia efa tratran'io aho, aza bloqué-na ny fenêtre intempestive (popup io), dé sary iray isaky ny mandefa atao fa na 1 aza elabe mitsy ny mametraka azy ao @ serveur.
Mazotoa e


11. vale ( 25/07/2006 22:39)
tsoupou> merci:-*, fa aiza no misy ilay fenêtre io , ao @ blaogy ve, sa??!:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8526