Tohin'ny statistika
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
1. hery
(
24/07/2006 04:40)
Lazaina eto ihany fa misy isika somary sahirana amin'ny zavatra sasany vao napetraka ao amin'ny serasera.
Ao amin'ny takelaka namana.serasera.org dia misy takelaka momba ny statistika vitsivitsy. Jereo ery amin'ilay hoe statistika ao amin'ny pejy fandraisana dia azonao tsindriana ilay hoe tohiny http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/stats mila mampiditra solonanarana vao mahita.
Hohitanao ao
Ny isan'ny namana isaky ny firenena
Ny namana 50 nametraka sary be indrindra
Ny mombamomba lava indrindra
Ny sary be hevitra indrindra indrindra
Ny namana nampiditra hevitra tamin'ny sary be indrindra
Ao amin'ilay hoe Ny namana nampiditra hevitra tamin'ny sary be indrindra no ahitanao ny hevitra napetraky ny namana tsirairay amin'ny sary. Ohatra fotsiny, raha hijery ny hevitr'i dadabe momba ny sary tsirairay dia tsindrio ilay hoe Jereo mifanandrify amin'ny solonanarany http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/stats&asa=hevitra&user=dadabe (ohatra sendra voatsabo fotsiny io fa kay resa-tampony no tena betsaka)
Noezahina napetraka daholo ny fanazavana rehetra fa raha misy olana dia manorata eto ihany.

novalian'i Fiffi ny 31/07/2006 08:45
![](https://avatar.serasera.org/087f280216710d2353215bec0325655c.jpg)
3. dadabe
(
26/07/2006 15:52)
:oops::oops::oops::oops::oops::oops::oops::oops::oops::oops:
kiiii innn njay aza ty nataon'i sefo le :oops::oops::oops::oops::oops::oops:ouainn be zah le
nefa klou tsy mivoka ho azy anie le resatapony rahah tsy misy mampiseho e :-D:-D