Liste des messages

Liste des messages, inserés par salmo, par ordre de date
salmo ( 02/01/2007 16:13)
fisarahana
Izaho hiala tsy ho namana serasera aloha. Ary mandrampiverina indray.... suite
répondu par vale le 15/01/2007 09:45
salmo ( 01/01/2007 20:55)
vatana be volo
ahoana ny vhv 95% be volo be eo am lohany (sady tsy mihitsana) ary ny vhv 5% mikiky volo eo amin'ny tratrany? :-D:-P... suite
répondu par henrie le 01/02/2007 11:55
salmo ( 30/12/2006 00:26)
¿malagasy sa europea?
[u]HEVITRA TSY TAPAKA[/u] Hoy aho t@ [u]Padre[/u]: -¡[u]Padre[/u]! ¡[u]Padre[/u]! ¡[u]Padre[/u]!... hataoko gasy ôtrany ahy ihany ilay izy, fa ôtrany milay amiko. hoy i [u]Padre[/u] namal... suite
répondu par henrie le 05/02/2007 20:51
salmo ( 29/12/2006 23:51)
fitiavana milay
¿hatao inn ny vhv ratsy?... suite
répondu par coline42 le 06/03/2007 17:20
salmo ( 29/12/2006 23:17)
rehefa tsy misy vazo milay
Tena tsy hitako izay antony hataoko eto, ôtrany mandreraka be fotsiny...... suite
répondu par andry08 le 30/12/2006 15:14
salmo ( 26/12/2006 23:47)
mody fanina
Isakiny miantso any am Firenena dia misy olona mailo ery ny handray ny tel sady :}, fa i ingahy taloha no miantso, nefa ny aty kou mba ôtriôtrizay ihany. Azo lazaina ve, fa izao no ao aneritreriny ... suite
répondu par Fiffi le 28/12/2006 07:35
salmo ( 21/12/2006 22:11)
fifandraisana am internet am ankizy
Ny fanaovana [u]xxx[/u] eto dia tsy fantatra mintsy oe: paikan'antitra hamolanana bandikely sa sipakely sa inn no tena marina? oh: http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m457c70cd0fae6... suite
répondu par Stretch le 25/12/2006 14:08
salmo ( 21/12/2006 16:10)
Fahamarinana
Tokony hatao lazaina daholo ny ps, amin'zay ireo mpametraka [u]xxx[/u] afaka mifidy anakiroa: Hanatsofoka ny ps-any na tsy manoratra. Fa manabe ny ratsy sy mampisy fiantsarambelatsihy aminy fots... suite
répondu par Stretch le 25/12/2006 14:09
salmo ( 21/12/2006 11:52)
(resaka am tel) vao noteneniko fotsiny oe:
-Enao ane ka anjely latsaka an-tany e, de ody zao no nataony tamiko: -an! an! ny enao kou zany foana.(sady faly ihany) vao maika nitenenako oe: -Tiako enao, fa ahoana? ¿enao kou ve mba ti ahy? ... suite
répondu par jhouhlambout le 22/12/2006 16:56
salmo ( 19/12/2006 19:46)
zoky sy zandry
:-*:-* manana any zokivavy fasaly, ôtrany manana zoky milay be, de zah zany no zandrilahikeliny fasaly. :-*:-*. ... suite
répondu par fasaly le 22/12/2006 06:55
salmo ( 19/12/2006 17:34)
fahazoana lalana
Teny Malagasy sy Frantsay ihany ve no mahazo hatao eto? ohatra anakiroa: http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4540b385d2aed http://forum.serasera.org/index.php?rub=di... suite
répondu par bmw307 le 20/12/2006 06:21
salmo ( 19/12/2006 15:57)
ilay zaza nantsangana
Hoy ilay zaza: -Maman! Papa! ¿nahoana moa izaho irery dia hafa noho ianareo ny lokoko, tsy tena zanakareo angah aho? Hoy ireo Ray amand'Reny mpanangana: -Anaka, tsy zanakay nateraka tokoa ianao... suite
répondu par maditra le 20/12/2006 01:47
salmo ( 19/12/2006 13:08)
Fihaonana am Diskoteka
Amin'ny fandehanana Disco mba ho fifaliana. Hande hitady namana vao2 no tena tanjona sa hiheno mozika sy hikarenjy amin'ny TECNO-DANCE sns... rehefa avy eo dôziny. http://www.youtube.com/watch?v=Wo... suite
répondu par Stretch le 20/12/2006 23:34
salmo ( 17/12/2006 20:00)
Ny karazany tanora
Ny tanora Malgache, dia mitovitovy am ireo frantsay ny fombafomba sy fietsika, fa ny mampiavaka azy dia; ny Malagache mbola tsy ao anatiny fandrosoana kokoa noho i Frantsa a+ mbola hidiny finoana isan... suite
répondu par xxx le 20/12/2006 18:39
salmo ( 15/12/2006 00:17)
ho an'i sitlo
Manao ahoana leisy eh!? Aza de mifanakiana be loatra. Ary angamba, tsy nisy naka ny vadiny elah tato na ny sipan'elah:-w. Ka aoka mba samy hifanaja amin'ny mahasamy-kôfiboay. ^:^ ... suite
répondu par felanawil le 20/12/2006 20:45
salmo ( 14/12/2006 19:14)
fanazarana hanoratra
[u]Fanakambanana teny miaraka @[/u] [b]-nao[/b] Hatao manda @ [u][b]Aza[/b][/u] ny fototeny de avy eo hatao fehezan-teny. ohatra: [b]fitia[/b] -> [b]Aza[/b] tiavi[b]nao[/b] i salmo [b]jery[/... suite
répondu par ikaretsaka le 15/12/2006 21:22
salmo ( 14/12/2006 17:24)
rivotra maloto (tsy heno fipoaka)
mety iza no bleme kokoa; ¿bandy mitsotsoka mora2 sa joba mandefa mora2?... suite
répondu par simplex le 19/12/2006 19:14
salmo ( 14/12/2006 10:40)
¿Marina ve zany?
Malgache: Aza matahotra; fa, indro, milaza teny soa mahafaly aminareo aho, dia fifaliana lehibe izay ho an'ny olona rehetra; fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanan'i Davida, dia Kristy Tomp... suite
répondu par niryna le 23/12/2006 04:27
salmo ( 14/12/2006 10:01)
i fionah (guapisma)
Jôjika ndrindra ato am serasera=D ¿be de be ndray zao ny hialona sy hanisy sira:-D=))... suite
répondu par salmo le 14/12/2006 22:22
salmo ( 14/12/2006 09:35)
setroka sy fofona
Ny [b]sigara[/b] sy [b]paraky[/b] ve mba hanisany sakafo?... suite
répondu par ikaretsaka le 16/12/2006 03:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0155