vatana be volo
1. salmo
(
01/01/2007 20:55)
ahoana ny vhv 95% be volo be eo am lohany (sady tsy mihitsana) ary ny vhv 5% mikiky volo eo amin'ny tratrany? :-D:-P
novalian'i henrie ny 01/02/2007 11:55
2. fasaly
(
01/01/2007 21:11)
:roll::roll::roll:iza ndray ny vehivavy be volo-tratra tany ry salmo i jojika sahady ve izany????:-D:-D:-D
4. fasaly
(
01/01/2007 23:02)
salmo: bonané:wink::-*
fa iza wa io bevelo tratra io zany:-D:-D i kôji ve zany?????:-D:-D
fa iza wa io bevelo tratra io zany:-D:-D i kôji ve zany?????:-D:-D
6. Aino
(
02/01/2007 14:56)
i salmo no pelaka be volo-tratra ao ko:-D:-D mbola tsy nahita joba be volo tratra izany aho:-D
8. fasaly
(
02/01/2007 17:36)
sady raha sipa be volotratra zany ve tsy ho kenda ny zaza rehefa hampinono izy:roll::-D:-D
9. xxx
(
02/01/2007 18:42)
misy ny hareza sy ny menaka fanalambolo, asaivo ampiasainy fa sady mora vidy no mora hita
11. fasaly
(
02/01/2007 22:19)
salmo: an han!:P:-D ka ho kenda amzany elà raha izany fa asévo miharatra malaky marina izy ka! na hongoty tsirairay kalou lay volotratra alohan'ny hinono:-D:-D:-D:-D
12. salmo
(
02/01/2007 22:36)
kiiii lasa sexy sexy ny dinika serasera :-D:-D
fasaly> moramora ihany, sao tsy mazaka izaho kle :-P
fasaly> moramora ihany, sao tsy mazaka izaho kle :-P
