fisarahana

1. salmo ( 02/01/2007 16:13)
Izaho hiala tsy ho namana serasera aloha.
Ary mandrampiverina indray.
novalian'i vale ny 15/01/2007 09:45
2. Stretch ( 02/01/2007 16:50)
Velom salmo , ataovy betsaka ny vôndalana
3. pissoa ( 02/01/2007 17:00)
mandra-piverina e :-D

mampanaelo i xxx kle :-P:-D
4. diamondra27 ( 02/01/2007 17:03)
salmo: noho ianao irery no anaovako an'ity:
raha hifandao isika izao
moa dia aza kivy fooooooo
...........
Mandrapihaona ...
:-*:-*:-*:-*(tandremo sao mifanena ary isika):-P
5. xxx ( 02/01/2007 17:36)
salmo:
Izaho hiala tsy ho namana serasera aloha.
Ary mandrampiverina indray.
miainga any zany ny xxx :-D:-D:-D:-D:-D:-D


6. xxx ( 02/01/2007 18:55)
dia iza indray no hanokatra hevitra tsisy lohany sy vodiny eto raha lasa ianao? :-D
7. fasaly ( 02/01/2007 19:31)
salmo: vamossssssssssssssssssss!!!!8O:roll::?
ho aiza hikery an'i kôji ve????:-D:-D:-D:-D:-* mandrapiverina less de aza adino ny vaovao e!
8. xxx ( 02/01/2007 19:31)
ndeha mivoaka rehefa tsy tamana!:D
9. salmo ( 02/01/2007 19:49)
:-w:-w ary izaho mbola tafiditra faona :(

Ndao hidance aloha, alohany tsy hipitiany ps salmo eto.
http://www.youtube.com/watch?v=aQw7WV0H1A4&mode=related&search=
10. Fiffi ( 02/01/2007 20:51)
salmo:
:-w:-w ary izaho mbola tafiditra faona :(
:roll: ka enao hiany no te hiala no te hiditra fa nga nisy nanery anao ? :roll:


11. andry08 ( 02/01/2007 21:08)
f'hita koh!:D
12. salmo ( 02/01/2007 21:10)
Fiffi:
ka enao hiany no te hiala no te hiditra fa nga nisy nanery anao?


Tsy hitako izay manasarotra ny fiainany zanak'olombelona amin'izany (raha hiditra aho na hivoaka). Fa izao fotsiny: raha hiteny ny tsy fiteny eto ve aho mety hiala wazy? :roll::-D

raha ohatra ka TSIA: ¿fa nahoana?
raha ohatra ka ENY: ¿in no hiandrasana?
13. andry08 ( 02/01/2007 21:11)
:roll:be caprice veuh sa???
14. Fiffi ( 02/01/2007 21:14)
salmo: tsy manasarotra kah ! sady tsy sarotra koa fa tena mora bee.....
15. xxx ( 02/01/2007 21:17)
io indray miankina @ FAHENDRENAO fa tsy misy manery anao hiala mihitsy eo .
Raha hiala ianao dia raiso ny entanao dia malalaka ny varavarana ,fa raha hijanona kosa dia mahaiza miresaka fa tsy misy malahelo ny handehananao mihitsy eo .
Tsy ianao akory no role eto ka hitomany daholo zahay rehetra .OK !
Dia rehefa mandeha dia ny sisiny aleha sao koa hidiran-doza eo .
16. xxx ( 02/01/2007 21:20)
:-D:-D
17. Fiffi ( 02/01/2007 21:28)
8O:-D
18. salmo ( 02/01/2007 21:34)
zah angah maditra?
19. fasaly ( 02/01/2007 22:08)
:-D
20. degree ( 02/01/2007 22:12)
inona moa no azo atao fa de:-w:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.166