fisarahana

41. degree ( 04/01/2007 17:37)
dryyyyyyyyyyy fa iza ihany ary io e! manao masque salmo ve ? sa ..........?:roll:
42. Aino ( 05/01/2007 16:05)
Mpandefa : hery [ Valio ] 03-01-2007 12:06:17
Lohateny : Re : fisarahana
Mahagaga ahy wah le izy. Rehefa hiala dia tokony tsy miditra fotsiny... dia maty ho azy ny pseudo afaka 4 volana. Efa bedabe no nanao an'izany.

Hery nefa anie misy olona hiray mba tiako izoa ny hiresaka azy nefa izy efa t@ 2005 no tato farany nefa ilay ps mbola hitako ao!! ny tiako lazaina dia i Muerta, moa ve izy nihova ps hafa hakaotra any ilay Fitiavana sa Finiavana izy izay fa tsy tadididko. moa va mbola namana ato izy @izoa fotoana izao? raha toaka mbola dia mba ampilazao kely aza fady:D
43. Aino ( 05/01/2007 16:10)
ory xxx dia raha mba izhao koa izany hoatra nanao anio hoe ande hiala tsy ho namana io dia ahazo teny gasy be tahaka anio ve?:°).


ny ahy aloha tsoriko ny marina fa matetika tsy tiako faona ny resaky salmo @forum eh, nefa tsy mety koa raha milaza izy fa ande hiala dia hanaovana teny mahery.


ny hany hafatra avy aminy dia veloma dol hono hoe.

izaho aloha tsy nahalala raha tsy vao izao hoe niala izy eh, fa ny teniny hoe ny antony nialany dia ny vavany vivi hono!!! tao manaratsy be laotra dia misy maro maro hono!!


Vivi tandremo aho saode alanao eo hoa, hafatra iny ny ahy dia apitako ka saody manko dia aty aminko indray ny raharaha ny hipiloka:°)
44. fasaly ( 05/01/2007 16:52)
i fiffi no tena mifandona aminy fa tsy i vivi aky aino a!:-D:-D:-D otran'ny mpiray tampo mpifanarakaraka ireo:-D sao ho gaga eo i vivi....
ka i salmo efa tenina tsy hiteniteny foana anie e!:wink:
45. Aino ( 05/01/2007 17:16)
fasaly hihihi ny any Fiffi sy salmo efa fahitako fa vivi no nolazainy ko:lol:
46. fasaly ( 05/01/2007 21:44)
non! i vivi aza tsy nandalo teto mity efa ela kou! anotanio tsara izy fa mety ratsy fiheno tam fine njy:wink:
47. xxx ( 06/01/2007 08:33)
zay lery fa lasa =D=D=((=((=))=))=D=D:-$:-$^:^^:^:snif::-@
fa hiova anarana indray izao izy :-@:-@:-w:-w:-@:-@:-$:-$:-$
jereonareo tsara moa e!
48. fasaly ( 06/01/2007 08:37)
mbola haka bahana izy ho matotra kokoa ngamba de hiverina eo refa tena lehilahy:wink::-D
49. Aino ( 06/01/2007 12:31)
fasaly kay izaho izany no tsy naheno tsara, t@ phone koa ny resaka kay Fiffi nolazainy fa tsy vivi.
50. fasaly ( 06/01/2007 12:50)
mety nitsako siligaoma izy de otran'ny lasa hoe vivi:roll::-D:-D:-D
51. vale ( 15/01/2007 09:45)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5327