fisarahana

21. fasaly ( 02/01/2007 22:22)
fa de.....=((:miam::snif::@o^o
22. degree ( 02/01/2007 22:40)
mitso-drano sy mirary mba ho bonne vayage mba hiverenany indray raha mahatsiaro e !
23. salmo ( 02/01/2007 23:01)
degree> fa angah mou afaka eto, raha tsy hisy hanaiky ny fangatahana...
24. sitlo ( 02/01/2007 23:28)
:-D
25. degree ( 02/01/2007 23:42)
tsy misy mangataka ny voa tehimaina fa mngataha raha tsy tamana e!nefa mahaiza miverina ihany raha mahatsiaro ka aleo anie misarka tsy miady mba hifanotsafana raha mifanena toy izay ady ka hifampilefana ;:-D
fa angaha kosa moa salmo matahotra ny hisaraka e;"na dia tiana hono ny hiaraka rehefa tonga ra-fisarahana tsy maintsy misaraka " ka atao ahona moa:snif: ka dia:-w
26. xxx ( 03/01/2007 05:39)
xxx:

io indray miankina @ FAHENDRENAO fa tsy misy manery anao hiala mihitsy eo .
Raha hiala ianao dia raiso ny entanao dia malalaka ny varavarana ,fa raha hijanona kosa dia mahaiza miresaka fa tsy misy malahelo ny handehananao mihitsy eo .
Tsy ianao akory no role eto ka hitomany daholo zahay rehetra .OK !
Dia rehefa mandeha dia ny sisiny aleha sao koa hidiran-doza eo .
manana alahelo am'salmo nga xxx zany :-w


27. watafon ( 03/01/2007 06:01)
:-D:-D:-D:-D:-D
28. fasaly ( 03/01/2007 06:48)
:cry::cry::cry: tena lasa tkou reto salmo fa tsy eo tsony ny ps ny a! asa ahoana no nataony tena nahafaka azy tato:roll::roll::roll:
29. xxx ( 03/01/2007 08:20)
fasaly> ireny manao veloma be sinema ireny miverina moramora eo ihany, ny sasany aza mirodorodo mihitsy :-D
30. xxx ( 03/01/2007 08:23)
xxx>tsy manana alahelo @ olona ato ny tenanay fa ilay resaka ataony no somary mamely ambadika dia aleo avandravandra tsara ny famaly azy .
Tsy blem amiko mihitsy ny fialany na ny fijanonany fa ataovy tsara fotsiny ilay resaka sy dinika dia izay .
Dia hendre tsara rehefa any ry salmo a!
Ampandrosoana indray rehefa mandondona sy miverina .OK! cool foana e!
31. hery ( 03/01/2007 11:06)
Mahagaga ahy wah le izy. Rehefa hiala dia tokony tsy miditra fotsiny... dia maty ho azy ny pseudo afaka 4 volana. Efa bedabe no nanao an'izany.

Ny sasany miteny hoe te hiala kanefa mbola miditra sy manoratra ihany.

32. Fiffi ( 03/01/2007 12:08)
zah mba gaga......
33. tslem ( 03/01/2007 12:10)
Tsy mitàna zay tsy tamana........
nefa aza ela lôtra ra mbola verina ihany.
34. Samoana ( 03/01/2007 13:10)
aza ela fery e :)!
35. xxx ( 03/01/2007 16:16)
jereo ange eh:

Solonanarana : salmo
Takelaka manokana (Wiki) : salmo
Namana faha : 38176
Nisoratra anarana : 2007-01-03
Tato farany : 03/01/2007 15:07

:-D
36. xxx ( 03/01/2007 16:17)
adiny roa lasa izay
37. Fiffi ( 03/01/2007 18:09)
Namana vaovao
Bakobako (03/01/2007)
spray (03/01/2007)
onyti (03/01/2007)
Rinah (03/01/2007)
gasyza (03/01/2007)
ranavalona (03/01/2007)
rakomsa (03/01/2007)
salmo (03/01/2007)
radoly (03/01/2007) :roll::roll:

38. degree ( 03/01/2007 19:14)
salamo a ! aza mitranga mihemotra toy ny lelon_jaza moa ary aza manao manao veloman'ny vady malaina hisaraka fa rehefa hande dia mandeha fa tsy androany manao hande nefa mbola eto ihany.Fa angaha misy la colle mihitsy ao @ fitobenanao ao e ? =))=))=))=))
39. xxx ( 03/01/2007 20:22)
tsy salmo io fa olona hafa :snif::snif::snif:
40. kala ( 04/01/2007 12:40)
salmo > :snif::snif::snif::snif: fa tsy :cry: an! fa mbô ranomasompifaliana fa hay ianao mbola hiverina zany kou!
o^oo^oo^o "....good bye my friend, u've been one for me" :oops::oops::oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7717