fitiavana milay

1. salmo ( 29/12/2006 23:51)
¿hatao inn ny vhv ratsy?
novalian'i coline42 ny 06/03/2007 17:20
2. poupousa ( 30/12/2006 09:16)
tsy azoko
3. xxx ( 30/12/2006 09:50)
atao inn lehilahy ratsy
4. poupousa ( 30/12/2006 09:55)
vô maika
5. barry ( 30/12/2006 13:28)
anhobarina atao tsaratsara e :D
6. xxx ( 30/12/2006 13:37)
tsisy vhv ratsy toy ny hoe tsisy lhl ratsy. sa inona ny vhv ratsy? dia inona ny lhl ratsy? toetra sa bika sa inona?
7. xxx ( 30/12/2006 14:29)
sao dia mihevitra aza i salmo hoe tsara?
8. dailynews ( 30/12/2006 20:24)
misaora an Atra raha mahatsiaro tena ho tsara i salmo dia aza enjehina izay olona heverin ny fomba fijerinao fa tsy tsara tahaka anao fa tsy nisy nisafidy ny ho ratsy eto ambonin ny tany.
ary aza ihany koa mirehareha koa ny @ izany satria tsy fantatrao mihitsy ny ampitso. tsy afaka mi garantir mihitsy ianao fa hijanona tsara tahaka izao foana ary hanambady na hiteraka olona tsara be...
9. fali ( 03/01/2007 12:25)
marina mihintsy izany
10. coline42 ( 06/03/2007 17:20)
misaotra an'Atra aho fa ratsy dia mba nahazo ny tsara e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2654