(resaka am tel) vao noteneniko fotsiny oe:

1. salmo ( 21/12/2006 11:52)
-Enao ane ka anjely latsaka an-tany e,
de ody zao no nataony tamiko:
-an! an! ny enao kou zany foana.(sady faly ihany)
vao maika nitenenako oe:
-Tiako enao, fa ahoana? ¿enao kou ve mba ti ahy?
de zao no navaliny tamiko:
-hihi, zakou zany (sady menatra ny hilaza).

(Afaka fotoana vitsivitsy, nahatonga SMS)

slt. Azafady fa mbola plein cours zao zay. OK @ 10 miantso.

(Oups:!:soa ihany fa t@ teny tsy azony hafa, raha tsy zany kiana :-D:-D)





2. hery ( 21/12/2006 12:25)
Zay Salmo ao nahazaka sipa? :-D :-D
3. diamondra27 ( 21/12/2006 12:39)
:-D:-D
de miandry ny tohiny

hery: ka mety mba virj kosa izy koa:oops::oops:
4. pissoa ( 21/12/2006 13:14)

nahazaka iany ny farany :?::-D
5. andry08 ( 21/12/2006 13:21)
nahazaka dia tsy sahy miresaka @ ilay oll nefa ato @ serasera no manala vokona sa ahoana???
tairo re ry salmo an! Amin'ny taonanao dia mi- plonde dia avy eo manadrana ny mitia raha mety dia ho hitanao eo e! Bon courage!:D
6. Fiffi ( 21/12/2006 13:40)
hay pezy hiany zany le xxx nilaza hoe "salmo tiako enao" ? bon courage koh zany eh ! :)
7. simplex ( 21/12/2006 14:00)
:D:D
fa nga le xxx tsy efa pezy tsy mbola no peziavana e :-P:D

salmo: eka ouz ;-)
8. salmo ( 21/12/2006 14:07)
Fiffi> sanatria! ny olona avy am internet! http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m457c70cd0fae6 :-w:-w
9. cutie ( 21/12/2006 14:09)
:-D:-D:-D:-D
10. salmo ( 21/12/2006 14:15)
pissoa:

nahazaka iany ny farany?

aho anefa:
soa ihany fa t@ teny tsy azony hafa, raha tsy zany kiana
:-D:-D

11. cutie ( 21/12/2006 14:19)
andray kosa ty salmo :-D:-D:-D:-D
12. ikaretsaka ( 21/12/2006 14:34)
zakany ihany ny farany
13. Fiffi ( 21/12/2006 14:57)
:-D
14. xxx ( 21/12/2006 15:14)
salmo:

-Enao ane ka anjely latsaka an-tany e,
de ody zao no nataony tamiko:
-an! an! ny enao kou zany foana.(sady faly ihany)
vao maika nitenenako oe:
-Tiako enao, fa ahoana? ¿enao kou ve mba ti ahy?
de zao no navaliny tamiko:
-hihi, zakou zany (sady menatra ny hilaza).

(Afaka fotoana vitsivitsy, nahatonga SMS)

slt. Azafady fa mbola plein cours zao zay. OK @ 10 miantso.

(Oups:!:soa ihany fa t@ teny tsy azony hafa, raha tsy zany kiana :-D:-D)


tsy mazava :!: ki salmo vavy fa tsy lahy sa ve :!::!::-






15. xxx ( 21/12/2006 15:19)
salmo:

-Enao ane ka anjely latsaka an-tany e,
de ody zao no nataony tamiko:
-an! an! ny enao kou zany foana.(sady faly ihany)
vao maika nitenenako oe:
-Tiako enao, fa ahoana? ¿enao kou ve mba ti ahy?
de zao no navaliny tamiko:
-hihi, zakou zany (sady menatra ny hilaza).

(Afaka fotoana vitsivitsy, nahatonga SMS)

slt. Azafady fa mbola plein cours zao zay. OK @ 10 miantso.

(Oups:!:soa ihany fa t@ teny tsy azony hafa, raha tsy zany kiana :-D:-D)




De arahabaina zany salmo nahazaka anjely lahy kely =D


16. Fiffi ( 21/12/2006 15:25)
nga ny anjely fantatra hoe lahy na vavy ? :roll:
17. salmo ( 21/12/2006 15:36)
xxx> Ny VEHIVAVY ihany no tiako amin'ny fitiavana less.
Ka sanatria! ny hiteny ho any bandy oe: anjely elahy.
18. fasaly ( 21/12/2006 15:49)
:-D:-D:-D
19. diamondra27 ( 21/12/2006 16:37)
:-D:-D:-D

salmo:iza zany zobaviko zany aloha e!:-P
20. salmo ( 21/12/2006 16:48)
mitovitovy am'ity http://www.youtube.com/watch?v=q-K0sRrEJhs :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.361