¿malagasy sa europea?
1. salmo
(
30/12/2006 00:26)
HEVITRA TSY TAPAKA
Hoy aho t@ Padre:
-¡Padre! ¡Padre! ¡Padre!... hataoko gasy ôtrany ahy ihany ilay izy, fa ôtrany milay amiko.
hoy i Padre namaly ahy:
-¡hijo mio! Izay tianao ihany io, fa izaho mino fa mitarika anao @ fiainana hafa izany hevitra izany.
(afaka fotoana vitsivitsy, nisy vaza naka fanahy)
de hoy aho t@ Padre:
-¡Padre! ¡Padre ¡Padre! ho hataoko vazaha ôtranao indray ny ahy fa ôtrany milay.
¿Mety mbola ho tohanako ve ny fanekem-pitia an'ilay gasy?

novalian'i henrie ny 05/02/2007 20:51