Fahamarinana

1. salmo ( 21/12/2006 16:10)
Tokony hatao lazaina daholo ny ps, amin'zay ireo mpametraka xxx afaka mifidy anakiroa:

Hanatsofoka ny ps-any na tsy manoratra.

Fa manabe ny ratsy sy mampisy fiantsarambelatsihy aminy fotsiny.
novalian'i Stretch ny 25/12/2006 14:09
2. fasaly ( 21/12/2006 16:22)
salmo: kou tsy mety kou!:wink: fa iza no ratsy sy mpetsara velatsihy tao lesy:?
3. diamondra27 ( 21/12/2006 16:24)
hum ', reo njay izy mitsam le:)

tsy mety zany ry salmo a!
ra hiditra xxx za de mba milaza ny seacret keliko na tsy tiko fantan'ny olona fa za no nanoratra ana'io.

4. fasaly ( 21/12/2006 16:32)
:°) diam: zoky sy zanjy reo:roll::-D zandrilay protezé io an!:-D
5. salmo ( 21/12/2006 19:32)
fasaly:-*:-*my sister
6. soanja ( 21/12/2006 20:19)
salmo:

Tokony hatao lazaina daholo ny ps, amin'zay ireo mpametraka xxx afaka mifidy anakiroa:

Hanatsofoka ny ps-any na tsy manoratra.

Fa manabe ny ratsy sy mampisy fiantsarambelatsihy aminy fotsiny.


Tohanako le hevitra saingy mino aho fa tsy hety ry zareo mpanao azy (xxx) satria io no tena ahitany fahafinaretana koo.:-D:-D:-*:-*:-*:-*


7. Fiffi ( 21/12/2006 20:35)
ilaina ny fanaovana an'io xxx io kah !
8. xxx ( 21/12/2006 20:41)
tena ilaina beuuuuuu mintsy io xxx io ka jereo anie é !:-D io ny fahamarinana sy fahamasinana=))=))
9. Fiffi ( 21/12/2006 20:46)
:roll::-D
10. Stretch ( 21/12/2006 23:12)
Aiiii ! de izao kosa ary no mba ahitany feeeling dia maninona fa nareo ko dia sarotiny ambony ihany .
:lol:
11. salmo ( 21/12/2006 23:54)
fasaly:
kou tsy mety kou! fa iza no ratsy sy mpetsara velatsihy tao lesy

fasaly> ny fialonana:P:-P
Fiffi avy eo:
ilaina ny fanaovana an'io xxx io kah

xxx mamaly:
tena ilaina beuuuuuu mintsy io xxx io ka jereo anie é ! io ny fahamarinana sy fahamasinana

Fiffi nanamafy ny fehezanteniny xxx:
:roll::-D


Misy antony matoa ve Fiffi rehefa manohana ny xxx rehetra ato :?:, sa inn no hevitrao am xxx toy izao http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m457c70cd0fae6 :?:
12. niryna ( 22/12/2006 06:46)
Mety misy teny tiany ho tenenina ka manindrona olona na milaza ny tenany izy dia ataony XXX.Efa napetraka tamin\'ny voalohany koa anie io hoe lazaina na tsia
13. Fiffi ( 22/12/2006 07:56)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4558f75bf268f
14. salmo ( 22/12/2006 08:59)
Misy ihany ny vhv manana ny mahatsara azy, am endrika, am firaisan-kevitra am hafa. Fa tsy ao am fialonana sy fanaratsiana hitazomana ny toerana.
ka na izaho bandy aza, mahita fa i ramatoa sy madama atsy mifampialona, de lay anakiray manohana ny xxx, satri lay xxx mety hanaratsiana lay anakiray, am zay kou izy tahaka ny rehetra.

paikan'antitra izany!
15. diamondra27 ( 23/12/2006 08:14)
salmo:

Misy ihany ny vhv manana ny mahatsara azy, am endrika, am firaisan-kevitra am hafa. Fa tsy ao am fialonana sy fanaratsiana hitazomana ny toerana.
ka na izaho bandy aza, mahita fa i ramatoa sy madama atsy mifampialona, de lay anakiray manohana ny xxx, satri lay xxx mety hanaratsiana lay anakiray, am zay kou izy tahaka ny rehetra.

paikan'antitra izany!



:-D:-D:-D

Tenin-dehilahy izany ry reto mampieritreritra a!
Ny lhl matetika tsy dia tia miditra @ resa-bhv fa matoa miditra d'efa tafahoatra.

ary enao kosa tena direct be ranadahy an!
matetika tsy zakan'olona ny toy izao.
Le size moa de hoe: "fahamarinana" ka ny olona matetika tsy mahazaka io fahamarinana io.

Za dia mahatsikaritra fa matoa ianao mi-insiste @ le xxx dia misy teny tianao atsipy ao. Ny hafa aloha tsy haiko na kopy nahoe: zay ndray le salmo sy ny xxx -ny.
Nefa tena important ihany le izy satria misy xxx tena mi-abuser fa raha mba za zao no manao xxx de tsy tiko fantatry ny hafa le dinika fa perso.
Mety hoe: ny olona akaiky ahy no iharan'ilay zavatra angatahiko hevitra eto de manao xxx aho.

Miteny koa ianao resaka fialonana: dia ze mahatsapa ny tenany fa be fialonana izany dia mba ovay ny toetra e! tsy akitonina anarana io


16. fasaly ( 23/12/2006 08:31)
fotoana ny fiheritreretan-tena zao fotoana fihomanana....:?
17. Fiffi ( 23/12/2006 21:11)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/joyeuses%20fetes.gif[/IMG]
18. Stretch ( 25/12/2006 14:09)
vita v le niomanan'e! ?
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5507