Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Stretch, milahatra araka ny daty
Stretch ( 23/05/2009 17:23)
Fotoana mamy !
http://www.youtube.com/watch?v=QQBkv3DsMCk http://www.youtube.com/watch?v=2qbocMWzB7o Tena mamy tena mamy retsy ny fotoana niharahana , dia faly mizara amin'ny namana serasera =D> =D> ... tohiny
novalian'i Angie ny 07/06/2009 16:26
Stretch ( 22/08/2008 14:55)
Taniravo
tam za bevohoka efa folo taona lasa zany dia ratsiana taniravo tsy laitra mihintsy aho , faly mihintsy ilay mpivarotra fa ny arizato tamzany isan'andro ny laniko , ka loza ny mahazo ahy zao fa te hih... tohiny
Stretch ( 24/03/2008 10:29)
tantara marina !
Izaho dia olona tena tia voanjobory. Isanandro dia io no ataoko laoka. Afangaroko saosisy na totonkenakisoa rehefa sendra mandray karama ka mba misy vola kely. Azo isaina @ ratsantongotra ny fihinanak... tohiny
Stretch ( 23/03/2008 10:16)
nakaiza ndray !
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img245.imageshack.us/img245/1770/sampa5b9df5b579fe1bboy8.jpg[/IMG][/URL] ... tohiny
novalian'i penina ny 25/03/2008 16:17
Stretch ( 25/12/2007 14:04)
Zanahary !
Zanahary koa ve mba nananjanaka ohatra an'andriamanitra ? satria raha azoko tsy mba nisy fankalazana ny fitsingerenany taona nahaterahany teo am ntaolo,fa ny Zanahary dia Zanahary.... tohiny
novalian'i niryna ny 28/12/2007 19:18
Stretch ( 09/12/2007 16:49)
Night club
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ying+yang/video/x28wc4_ying-yang-twins-ft-pitbull-shake_music zany ndray no ôtrany mbô tiko zao zay hiarak'amiko, zay tsy tia dia miala tsiny fa ny ... tohiny
Stretch ( 07/12/2007 20:31)
fitiavana sy sex
manana namana lhl mpiara miasa a ! manambady izy de nefa ko mandé any am koaitra refa ndraindray , de mpinamana mo zay de mandé ny resaka le refa pôzy kafé iny , (vazaha klou izy an) de miteny a... tohiny
Stretch ( 07/12/2007 14:49)
Miandry foana.
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img530.imageshack.us/img530/7152/ziiwm2.jpg[/IMG][/URL] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/bisou-8416.gif[/IMG] ... tohiny
novalian'i tinah12 ny 14/01/2008 10:23
Stretch ( 26/09/2007 19:26)
Champion du monde amin'ny KANETY
Avy nijery vaovao aho dia variana , hoe championnat de bille , dia nihomehy hoe : kanety ko ve rangah , dia nifarana ilay vaovao dia hoe : MALAGASY 13 taona no : CHAMPION DU MONDE en titre (2006) m... tohiny
Stretch ( 26/09/2007 19:20)
Champion du monde amin'ny KANETY
Avy nijery vaovao aho dia variana , hoe championnat de bille , dia nihomehy hoe : kanety ko ve rangah , dia nifarana ilay vaovao dia hoe : MALAGASY 13 taona no : CHAMPION DU MONDE en titre (2006) m... tohiny
novalian'i tywa68 ny 26/09/2007 20:22
Stretch ( 16/09/2007 19:41)
Manôka ? ? ?
Fa tena lasa wa ry reto ny saiko an ! le refa misy ray manôka de manôka ko ny eo akaiky de mitohy de mitohy , ary tena mahalagy na mahavarina . . . hainareo ve we inona no tena mahatonga an'io ? ... tohiny
novalian'i karinah ny 19/09/2007 13:36
Stretch ( 21/08/2007 16:19)
Eloy Eloy sabaktany!
[b]Eloy Eloy sabaktany ![/b] izany hoe raha adika : Atra ô ! Atra ô ! nahoana no mahafoy ahy Hianao ? (Marka 15 , 34) Mba te hanotany aho , fantatro fa mahala ny betsaka aminareo , teny [b]Ar... tohiny
novalian'i fijo ny 28/08/2007 23:26
Stretch ( 28/05/2007 18:31)
Zoaiezy aniverisera elà !
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img267.imageshack.us/img267/5452/tristanyg5.png[/IMG][/URL]... tohiny
novalian'i sitlo ny 02/06/2007 01:26
Stretch ( 26/05/2007 17:33)
zesita refa miteny.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/w%E9w%E9-158.gif[/IMG] tena mandreraka a zany le ol mampiasa an'io fietsiketsehana io refa miresaka e ! nefa tena las... tohiny
novalian'i tomton ny 18/09/2008 05:50
Stretch ( 04/05/2007 19:41)
hira nanaitra a , tsy fantatro.
Raha manana an lay rvg_1 nareo de eo am 52.00 eo izy ity no manomboka . ka ny mba angatahako de we : mba misy manana ny klipiny ve , de iza le kôfa sah mivazo ? de inn no lohatenin'lay zika ? ... tohiny
Stretch ( 03/05/2007 21:58)
plazy !
zay mahita ko ary ? [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img265.imageshack.us/img265/2286/humour204clipimage00200bs1.jpg[/IMG][/URL] :-D:-D:-D... tohiny
novalian'i glamoor ny 20/05/2007 10:53
Stretch ( 03/05/2007 21:49)
Olona izy fa tsy alika vavy.
Mpampody vady mifona - Saina tsy tony, fo tsy salama, Tosi-drà miakatra ambony tsy tana, Very fanahy ka mivaha miparitaka ... Ny vady tsy foy nahasahy nisintaka . Ny maso milentika mando... tohiny
Stretch ( 02/05/2007 19:51)
dikanteny ???
Hono ho aho ? samy hafa ve : ny fanomezampasoavana (don) sy ny talenta.... tohiny
novalian'i melody ny 03/05/2007 22:29
Stretch ( 13/04/2007 18:09)
Dokambarotra.
Mbô tatarao hoe ny dokambarotra mapmé any amnareo ohatra zao ty misy ray tena maha latsaka a mintsy, za ihany nefa no mimé amn'io fa tsy ny hafa, "Waou : namôka an !" Fa taiza kay indry no ... tohiny
novalian'i sitlo ny 20/05/2007 17:29
Stretch ( 07/04/2007 17:03)
mapimé kely paska !
[img]http://www.alltout.com/humour/humour-noir.png[/img]... tohiny
novalian'i totofy ny 10/04/2007 18:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0241